lehiben'ny Fitantanana ny Tetezamita ihany isika !
1. terrywui
(
12/11/2009 09:11)
Na nasiana an'i Fetison sy ry Emmanuel aza manampinampy ratsy ny Filoha Hajaina Rajoelina eo dia tokony ho tazoninao mafy President ny fanendrena ireo toerana ambiny fa tsy avela ho viravirain'ny hafa indray ireo ambina seza ireo ! ny antony dia raha be loatra ireo mpamingana ao amin'io tetezamita io de ho fanina eo amin'ny hoditr'akondro eo ny Fanjakana ! Ry zalahy ireo angah mihevitra azy hoe ao anaty Fanjakana Tetezamita ? ka raiso ny fitantanana sy fizarana ireo ambintoerana President Rajoelina fa miketriketrika be rizalah reo a!
répondu par vitamatavy le 12/11/2009 18:06
2. terrywui
(
12/11/2009 09:13)
Efa zava dehibe alou ho an'ny Mpiondana io Mamy rakotoarivelo natao Filohan'ny fitantanana ny tetezamita io ka raha mbola avela izy ndray no hidingindrambo de ho fanina eto isika atsy ho atsy ! tonga de kendao dieny zao prezida a!!
3. terrywui
(
12/11/2009 09:14)

4. terrywui

5. xxx
(
12/11/2009 10:28)
inona indray no tery vao masil tao no miteny irery ato? :-D :-D :-D :-D :-D :-D dinika sans qualité :!: :!: :!: :!: :!: :!:
6. Alias22
(
12/11/2009 11:28)
Ô ry terrywui a! f'elah ty tena Tgviste b mits a!an'lah rery v ranga n piste ato aminty forum ty
7. terrywui
(
12/11/2009 14:43)
tsy te halala ah ra alias a! zahay no mizara ny ambin toerana sisa tavela ao fa tsy zay olona efa naloan'ny vahoaka akory ! zahay no namono ny voay ! zahay no miravaka ny vanginy !
--raha mba te hiditra amn gvt TGV de manaraha fitsipika fa tsy be dongy ! President Rajoelina ihany no mizara ireo toerana ireo !
xxx4 - vadio mamanlah !
--raha mba te hiditra amn gvt TGV de manaraha fitsipika fa tsy be dongy ! President Rajoelina ihany no mizara ireo toerana ireo !
xxx4 - vadio mamanlah !
8. xxx
(
12/11/2009 15:01)
7 volana ihany no eo d miverina indray i dada!
1ér tour d vita indray, mahatatesa ny valiny natao é!
1ér tour d vita indray, mahatatesa ny valiny natao é!
9. terrywui
(
12/11/2009 15:19)
resaka alo hatramzao no be e! ny Fanjakan efa teo antanana aza nariana ko iza no hanome moramora anao eo ! raha tsy vendrana sy donto otran'ny TIM sy Ravalo ko hanaiky hiala eo zany ....! :twisted: :^) :^) :^) :twisted: :twisted: :twisted:
10. vitamatavy
(
12/11/2009 18:06)
tsy te hiady lesy i ra8 an ,aleony nandefifitra satria fantany fa mbola ho tafaverina eo @ toerana io izy ,dia ho vita matavy @ izay lisany ireo fa andao anie ho jerena eto e,tsiafahy no atao malalaka hidirany foza eny