dia aza mba mpamadika ihany

1. vitamatavy ( 10/11/2009 18:02)
i alain andriamiseza,syllah,rajemison sy ireo deputes tim nivadika dia tsy hita place intsony atsy ho atsy,ho lasa en chomage tsy fidiny ,mafy ihany rehefa tendakanina loatra e ,izao vita matavy nefa tsy nahazo firy akory ,
répondu par xxx le 10/11/2009 22:05
2. Tirah ( 10/11/2009 19:10)
Manandafy Rakotonirina hoe no atolotry ny fironana Ravalomanana ho praiministra! dia mety tsara kokoa raha Ra Charles lay nisambotra azy iny no atolotra ho minisitry ny fiarovana !hihihihihiih
Manandafy efa antitra tsy mety mamela seza ihany ! tsssssssssssssssssssssssssss
3. ndotofetsy ( 10/11/2009 20:20)
http://www.youtube.com/watch?v=Tsy4NpPnMH4 :^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =))
4. ndotofetsy ( 10/11/2009 20:26)
http://www.youtube.com/watch?v=Tsy4NpPnMH4 :^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =))
5. Papoose ( 10/11/2009 20:54)
aleo mba ho voazarazara anjakana!!! :lol:
6. fijo ( 10/11/2009 21:48)
ka izay rehefa tsy misaina ko
7. xxx ( 10/11/2009 22:05)
hivernina hanjono eny @ ranon'ny masay i alain kely rehefa very seza :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0484