Ny TGV ihany no tena Mitondra, ra tsy zany de.....
1. terrywui
(
09/11/2009 10:54)
Lasa mivoaka ny trano izahay de avelanay eo nareo samy tsy mahatapak'ahitra ireo ....
--ngah raha manaiky ny fivoriana sy ny dinika ny Fanjakana mijoro de angatahina sy dongiana daholo hatramin'ny toeran'ny Prezida ?
--ataovy co-Prezident ao ze ataonareo fa refa tsy voakitika ny toeran'ny President nay de mora fotsiny ny mampangina an'ireo "roalahy kely "reo !

répondu par xxx le 09/11/2009 13:02
2. terrywui
(
09/11/2009 11:13)
RECAPITULATION :
PREZIDENT : 1 - ANDRY RAJOELINA
CO-PREZIDA KELY: 2 MPIONDANA ETC ....
NY AMBINY ERY AMBANIMBANY .......
CONCLA : MBOLA IZAHAY ALO NO MITONDRA SY MANAMPAHEFANA AMZAO SATRIA IZAHAY NO NAMONO NY VOAY BE OSILAHY !!

4. Alias22
(
09/11/2009 12:03)
Nga mbola mis tgviste föna atr@zao é? D gaga amnareo reto mits A!mbol ts leo fôna a! :roll:
5. terrywui
(
09/11/2009 12:11)
aliass22 a leo anity ravalo midelira eran'ny addis abbebaka ty ah less a! zao de zani co-president zany ndray ony ! asa atao innn zany ? sady tsy hitondra no tsy hibaiko ! hin hin hin !
6. Alias22
(
09/11/2009 12:23)
samy rats less reo a!sam mitady ze amenoina ny paosiny daholo f tsis anizany tia tanindrazana zany. Ze mbola manaraka azy no adala. :wink:
7. swann
(
09/11/2009 12:26)
ny akamanay v no ataonlah oe adala ra aliass22 ? tsy ze ahatafa ny dadanalaisany atao fa adal a adala :evil: :evil: :evil: :evil:
8. xxx
(
09/11/2009 13:02)
Mapmé daholo daholo ianareo, baolina goaka no ndeha hampiadina lava eto eisyyyy aho lealigna e!