Aoka izay ny fandrangitana

1. rijadolly ( 08/11/2009 04:06)
Tsy misy ny resy ary tsy misy ny naharesy satria ingahy Ravalomanana niziriziry fa ny mpanongam-panjakana dia tsy mahazo mitondra firenena,ingahy Andry Rajoelina niziriziry fa izy ihany no mitatana ny tetezamita.Iza no nandefitra?Ny hevitr\'iza no tontosa ka notanterahina? Ny tantara no hitsara.Efa samy nanaiky ny hifanaraka ny ankolafin-kery efatra.Ny tsy isian\'ny fanararaotam-pahefana ny antony nanasoniavin\' tsirairay io sata vaovao io.Noho ny inona?
Teny Fahendrena iray no entoko ho an\'ny tsirairay mba tsy hisian\'ny fandrangitana indray. \" Ny olona manam-Pandeferana dia olona manana Fanantenana ny ho avy \" Inona ilay antenainao,ny antenaiko,ny antenaintsika,ny antenain\' Izao tontolo Izao ny GASY ary an\'ity Firenetsika ity. Tazanao ve?
Aza manaiky zarazarain\' hafa intsony,aza manaiky potehin\'hafa intsony ny Firenentsika ka ampiasainy indray ny \"arme verte\" hanambatambazany antsika ahazoany tombotsoa.
Jereo ny manodidina anao fa may avokoa mba tsy ananao mihoatra noho ny azy(ny ala,ny biby,toetr\'andro,toe-tsaina,ny asa,ny finoana,ny vakoka,ny fahendrena,eny fa na ny vokatra aza...)
Mirary soa ho an\'tsirairay ny tenako.Ireny no nisy dia test ho antsika mba hitodiana bebekokoa amin\'ilay Nahary Izao rehetra izao.
ROMANA 8 :28 Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an\'Andriamanitra, dia izay voantso araka ny fikasany rahateo,
répondu par terrywui le 09/11/2009 11:03
2. pikawui ( 08/11/2009 06:45)
Manahoana daholo?

RESAKA FANAJANA NY MPITONDRA VOAFIDY DIA NY ARA-DALANA SY NY FEPETRA MOMBA NY FOMBA HIAROVANA NY CONSTITUTION SY NY FILAMINANA NO TOKONY HATAO FA TSY KODETA IZANY.
ADDIS ABEBA EST CADUQUE! Vous comprenez çà? CaaaaaddddduuuuQue!

KA HOY AHO HOE:

MITOHY JUSQU’AU BOUT NY TOLONA MANDRAPIVERENAN’I PREZIDA RAVALOMANANA EO AMY TOERANA NAMETRAHAN’NY VAHOAKA NY TENANY SY NY SOLOMBAVAMBAHOAKA REHETRA VOAFIDY NIARAKA TAMINY.

Si vous ne comprenez pas le sens de ma démarche ici.
Allez Tous au Diable, Car c’est bien par le Diable que le Coup d’Etat a été perpétré.
Les Pays Etrangers dont la France ont toujours déstabilisé notre Pays.
Depuis 1895, Notre Pays a été Déstabilisé par La France et la dernière Reine Ranavalona III a été purement et simplement bouté hors de notre Pays alors méme que l’Etat malgache existat déjà en tant que tel.La France a annexé notre Pays sans jamais nous Indemnisé: La Colonisation continue à sévir dans notre propre patrie.

Nous ne voulons plus que des étrrangers nous commandent chez nous.
Pourquoi voulez-vous que des étrangers fassent leurs lois chez nous?
Méme si des malgaches avides de pouvoir et d’argent sont derrière ce coup d’Etat indigne de nos ancétres , NOUS DISONS Haut et Fort que la Nation Malgache n’est Pas impliquée dans ce complot contre NOTRE REPUBLIQUE DEBOUT.

Je demande au Président Ravalomanana de s’armer de courage pour défendre l’Honneur de Notre Patrie avec toutes et tous ses amis fidèles .
Nous irons au bout de notre Droit et la JUSTICE ET LE DROIT VONT TRIOMPHER FACE AUX EXACTIONS ET AU FANJAKAN’NY BAROA..

Nous , malgaches debout, n’en déplaise aux fauteurs de troubles et aux Putschistes sans Foi ni Loi, Nous LEGALISTES ET TIA FIRENENA, NOus sommes plus que jamais résolus à faire valoir jusqu’au bout et DEFINITIVEMENT NOTRE DEVOIR SACRE A DEFENDRE NOTRE CHERE PATRIE en Droit et En LEGITIMITE.

GLOIRE A LA NATION DEBOUT,

HONTE AUX PUTSCISTES ET AUX ETRANGERS QUI ONT SOUILLE NOTRE TERRE.

VIVE MADAGASCAR TSY MANDOHALIKA.

VIVE RAVALOMANANA , NOTRE SEUL PRESIDENT ELU!

QUE DIEU NOUS BENISSE!!

3. xxx ( 08/11/2009 07:15)
mivika:

:roll: n'importe quoi.

lafrantsa no teo dia lafrantsa no ho eo.
4. kidoropamba ( 08/11/2009 12:41)
Eny é. Tsy misy te handrangitra ange raha toa ka samy manaja tena daholo e. Saingy, raha ra8 sy ny forongony kosa aloha dia olona tsy azo itokisana mihitsy na dia kely varavitika aza e. 7 taona hoa no nisian'ny "élimination élita" t@ sokajin'ny vahoaka malagasy. Ary tsy nanana hevitra ny hanova an'izany ra8 raha tsy nofongorina teo. Tsy azo adino ny tantara.
Tsy azo atao ny "valifaty" fa kosa raha olona mpanao "valinkitsaka" dia tsy misy indra-fo izany e.

Eny, tsy azo atao ny fandrangitana raha mitsahatra ny "valinkitsaka". Kanefa tsy izany no miseho fa nofonosina "baiboly" ilay foto-kevitra "valinkitsaka".

Ompaina hoa lafrantsa satria atahorana ahatsikaritra indray ilay hafetsenan'ny sasany.
hin hin hin hin hin....tsy tin enao fa efa kaopy ny kaofy boay e.
Andraso aloha tonga ny 6 volana dia ho hita eo na "hajanona" na "tsia" ny fandrangitana satria efa voaporofo fa "éclaté" ny valinkitsaka sy ny hevitra "taliban".
5. xxx ( 08/11/2009 13:53)
Andraso aloha tonga ny 6 volana dia ho hita eo na "hajanona" na "tsia" ny fandrangitana satria efa voaporofo fa "éclaté" ny valinkitsaka sy ny hevitra "taliban"

zany refa te hanao taminy tao !!!tsara tohizo fa milay
6. diloo ( 08/11/2009 15:47)
Rijadolly,
Amen,
mankasitraka e.
:-*
7. ndotofetsy ( 08/11/2009 23:03)
:^) :^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. terrywui ( 09/11/2009 11:03)
ra-pikawui :mpandefa:2

Ny ps anlmah aza mbola tsy voaova fa mbola le batista be io ko eo ko elah no be fananarana bemiseho ho hendry be eo !! ovay aloha io ps fopla be io fa tsy mifanaraka amle kozinty mitsy le izy ! hin hin hin hin hon hon ho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0562