vice amiral d'escadron Hippolyte Ramaroson

1. vitamatavy ( 07/11/2009 22:20)
hyppolite no miaramila gasy ambony indrindra amin'izao ,nahazo promotion tsara izy noho ny antony politika,dia i hippolyte izany izao no hicommande ny escadron porte avion ,fregate,sous marins d'attaque malgache.
Mendrika tokoa ny miaramila gasy,hoan'ireo mbola tsy nahazo promotion
mila manao coup d'etat
répondu par lelimpi le 09/11/2009 17:51
2. xxx ( 07/11/2009 22:52)
hyppolite ? inconnu au bataillon cher ami !! Promotion fantôche rime avec avion de poche ,fregate de poche ,et sous marin de poche ,trop fastôche comme solution ! pas pour nous . :idea:
3. xxx ( 08/11/2009 03:30)
mety ho possible marechal lery raha mahay satria toa mbola tanora ihany,mila mikenona coup d'etat iray :-D :-D :-D tonga dia miakatra amiral rapide si non
co amiral :-D :-D :-D
4. ndotofetsy ( 08/11/2009 23:01)
:@ :@ :@ :@ =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. bazylou ( 09/11/2009 13:00)
resaka polifika aloh aio e, nefa anio ny general professeur fred rakotovao dia mbola avo sy zokin'i lery alavitra be,
6. lelimpi ( 09/11/2009 17:51)
ny grady fotsiny no mipoapoaka fa miaramila tsy misy ilaina azy,popolita vice amiral d'escadre iny asaivo manala ny tsikafona eo anaosy ,ireo no escadron misy eto amintsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.307