VIVE TGV!!... VIVE TGV , TGV FOREVER ........
2. Samoana
(
07/11/2009 11:02)
Mampahatsiahy ny hiran'ny PSD taloha manao hoe: "Pisodia izahay mandra-pahafatinay" :wink:
3. kidoropamba
(
07/11/2009 11:03)
Dedikasy izany izao: http://www.youtube.com/watch?v=zOcd5MdSRsU
Alefa alefa alefa fa "satisfait" Ra8 satria nanelina "voay" ireo "dadaniste".
Alefa alefa alefa fa "satisfait" Ra8 satria nanelina "voay" ireo "dadaniste".
15. terrywui
(
07/11/2009 11:19)
Ireo dadaniste miandry ao @ Magro ! voa-double sahala @ akoho vavy: Voakaikitra an-doha no sady voatomboka ambany.....hoy rakidoro !
hin hin hin hin ! palaelo be hon hon hon ! soa fa tsy ao tsony zahay !....
hin hin hin hin ! palaelo be hon hon hon ! soa fa tsy ao tsony zahay !....
16. Alias22
(
09/11/2009 12:18)
iza n iraraha na ao tsony nareo na ts ao tsony. Ga nis nanontany? :?: Az mb V iany oa.
