FANAMBARANA GOAVANA 2 -NIARITRA LOATRA NY FIANAKAM'S E!

1. terrywui ( 07/11/2009 10:22)
VAOVAO MAHAFALY RY BAZYLOU, KIDORO ,NTSS, PAPOOSE, ESSERA .......A!!


1/ - Niaraka tamin'i TIM foana ny fianakam's 2herinandro latsaka kely teo ! TSISY ZAVATRA NISONGADINA !
2/ -Herinandro ngarangidiny zahay tao amin birao inona no tao ? adi-vola sy adi-voninahitra ! ary tsisy politika matotra fa fifanenjehana no betsaka ao !
3/ -Ny fiafarandresaka moa de io efa niaraha nahita io fa vao maika any anaty lavaka mangitsoka mitsy i DADA !
4/ -Ny alahelon'ny fianakam's amin'i frere andrywui najedaka mbola tsy afaka !
5/ -Tsisy mifanilika mitsy ny ao amin'ny TGV fa mifanaraka tsara sy mifampicompre otran'ny TGV ato amin serasera !

DONK !

MIVERINA TGV NY FIANAKAM'S REHETRA SY I TERRYWUI ARY VAO MAIKA AVO TELO HENY NO HO NY TEO NY FANANARANA ALEFANAY ETO !

----Efa nifona tamin'i Bazylou a ! nanaiky izy , tamin'i ntss d'acc , kidoro d'acc , papoose d'acc ,mihitsy d'acc.....etc



tsisy tsiky ho an'ny TIM GTT tsony !

VIVE TGV VIVE TGV VIVE TGV VIVE TGV VIVE TGV

VIVE TGV VIVE TGV VIVE TGV VIVE TGV VIVE TGV



TGV FOREVER
répondu par xxx le 07/11/2009 12:49
2. stalingrad ( 07/11/2009 10:38)
Kay vi zay no tena antoniiii ! ary anay tsa nahalala ko ! d'izay zany rankizy fa de hiova TGV ndray anay de azafady aby ze nieritrertr anay oe hijanona tao amn TIM tao fa kay antoko tsary misy ialana azy hoa io ko!!.. anay zany saiky maty tao aby ...!


ity oe ny logo nay zao !
TGV FOREVER
3. xxx ( 07/11/2009 10:46)


Izahay tato aloha dia nahatsapa fa betsaka ihany ny vola nanjavona hatramin'izay nandalovan'elah tato izay

Ny filamatra ato tsy mitady ny tombontsoany manokana akory,mila maneho porofo elah raha te ho tafavoaka ampiandraketina raharaha

Ny fiaraha monina ato tena milay ary zavatra tena misy fa tsy foronina akory

Tsy hambom-po @ zay ps akory no hitomaninay TGV na TIM

DONKY

RE-Daka voudy ndray no mahazo an'elah ,ny amboa no miverina @ naloany hon hon hon!!!......ary miverena any @ TIM any mandrakizay doria AMEN!!!

Tsisy mila anelah koa izahay ato @ TGV fa bay tery ,tsisy hazon-damosina ,tsy tafa tany rangah no aty no mitady hijapy!!! her her her hon hon hon

4. kidoropamba ( 07/11/2009 10:54)
Voatelin'ny Dadaniste ihany ve ilay "voay" nasain-dra8 natelina? hin hin hin hin.

Ireto avy ireo "voay" nasaindra8 natelin'ny dadaniste:
1. Tsy mody Ra8 satria kely loatra ny "bagage à main" an'i Manandafy
2. Rajoelina, dia Président de la HAT, manana asan'ny "chef d'Etat" satria ny "co-président" dia "manotrona" (assiste) foana an'io Ra-prezy io.

Ho lany ihany ve ireo "voay" ireo ry satro-bory mianakavy sy ny GTT sy ny forongony sa TSIA?

Alefa hoa ilay hira "bisous sur la toamte" an'i Sakis.

hin hin hin hin
5. pikatti ( 07/11/2009 11:10)
rawix =D> =D> =D> =D> =D> =D> =)) =)) =)) =)) =))
kidoro vizaka eo elah :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =D> =D> =D>
6. terrywui ( 07/11/2009 11:19)
Ireo dadaniste miandry ao @ Magro ! voa-double sahala @ akoho vavy: Voakaikitra an-doha no sady voatomboka ambany.....hoy rakidoro !

hin hin hin hin ! palaelo be hon hon hon ! soa fa tsy ao tsony zahay !....
7. xxx ( 07/11/2009 12:49)
tena misy fahavoazana mihitsy ity bandy avy any bira ity kle her her her hon hon hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0509