merci, vive tgv, vive tgv,
1. bazylou
(
06/11/2009 17:32)
io ihany no anay e, tsy misy maharesy an'io, ary izy koa tsy hanaiky ho resin'izay anti dahy zefa ery e; vive tgv, bravo tgv, ho ela velona ianao bainaaaaaa, vive tgv :-P :-P :-P :-P :-P :* :* :* :* :* :*
répondu par bazylou le 07/11/2009 12:25
2. fozabe
(
06/11/2009 17:52)
io ihany no anay e, tsy misy maharesy an'io, ary izy koa tsy hanaiky ho resin'izay anti dahy zefa ery e; vive tgv, bravo tgv, ho ela velona ianao bainaaaaaa, :* :* :* :* :* :*
4. xxx
(
06/11/2009 18:49)
xxx:
dada ihany no izy raha hiala @ crise, alefa dada a!
vive dada é!!
angaha idadanareo hahafaka ny crise eran-tany, aza dia manonofy loatra hoa!
Izahay tsy manao politika ary tsy te hahalala fa midina eto an-tany fa efa lavitra be izany nofy izany! Miditra indray riratsiraka sy ny tariny (efa nivadi-korazana )tary ka mbola hoe dada an! dada!
Izay no vita na ny momba an'i ra8 na ny momba an'impandia alina iry!
Nofy sisa! Baolina efa maty ela be io .
Naninona no tsy nahay nifandamina fa samy be zesta teo! Izao lanin'ny saka ny trondrooooooooo! sa tsy izany ôôôôô!
6. xxx
(
06/11/2009 21:03)
Papoose:
raikitra ndray ny klown ato :lol:
Ny milaza ho papozy nefa efa antitra be no tena klown, aza miady ho zaza fa efa miresaka voudy ry kala an! ny zaz tsy miteiteny fôna fa ny marina no teneniny! Mba menatra e! :-D :-D
