fandresena tena izy

1. fozabe ( 02/11/2009 18:55)
hoavy tsy ho ela ny fandresena tena izy hoan'ny tgv sy ireo vahoka be mpanohana azy
Andry president ny transition sy future president de la republique faha efatra
vive tgv
répondu par bazylou le 03/11/2009 19:01
2. pikatti ( 02/11/2009 19:35)
resak'etotra ndray ny anelah zany bainn :-D
foza tsisy valera leity zany a
3. fozabe ( 02/11/2009 20:39)
I ANDRY RAJOELINA NO PRESIDENT NY TRANSITONS
VIVE TGV
4. xxx ( 02/11/2009 20:46)
OOOUUUUAAAAAHAH AHHHHAHAAAAAAAAA !!!!!! TENA EFA MISOUSSS ...
=)) =)) =)) :p :p :p :-D :-D
5. pikatti ( 02/11/2009 20:47)
I ANDRY RAJOELINA NO PRESIDENT NY TRANSITONS
VIVE TGV
:-D
tsy mino tsara ve elah sa ahoana :?:
6. fozabe ( 02/11/2009 20:53)
lasanay jiaby ny ministera ny defense,interieur,justice,armée,economie,afaire
etrangers,vive tgv president :* :* :*
7. pikatti ( 02/11/2009 21:07)
refa hitsaho lesy de ary @ trano fisainana ary aloha a :-D
8. ifiona ( 02/11/2009 21:17)
na @ sarin'i fozabe aza d misy an'ilay biby beurkkkkk :-D :-D :-D :-P :-P :-P
9. fozabe ( 02/11/2009 21:19)
izany ny entana e ,efa hoe trondro maty 20.000.000 parkapapa
vive tgv
10. pikatti ( 02/11/2009 21:41)
hoy ifiona
na @ sarin'i fozabe aza d misy an'ilay biby beurkkkk

=)) =)) =))
11. fozabe ( 03/11/2009 04:55)
efa nanaiky ny USA ,SADEC,FRANCE ,OUA fa i Andry rajoelina no president ny transition,ary i mangalaza no PM
vive tgv vive tgv vive
12. nancy ( 03/11/2009 06:07)
ay va re...mitombo indray izany ny karaman'i fozabe knou. Efa lasany doly hono ny ministera rht....de ministera aiza no misy an'i fozabe?
fozabe:

lasanay jiaby ny ministera ny defense,interieur,justice,armée,economie,afaire
etrangers,vive tgv president :* :* :*



13. tsimatimanota ( 03/11/2009 06:40)
BEURK
14. xxx ( 03/11/2009 06:58)
fozabe:

efa nanaiky ny USA ,SADEC,FRANCE ,OUA fa i Andry rajoelina no president ny transition,ary i mangalaza no PM
vive tgv vive tgv vive


Satria ireo no mpibiako fa ny malagasy dia vongan-javatra fotsiny ihany !!!Mba mieritrereta na kely fotsiny ihany aza
15. bazylou ( 03/11/2009 19:01)
ka rehefa maka sy mihinana ny volan'ireo koa anie ny gasy 20 000 000 dia tsy afaka miala amin'ireo e, :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0576