tsy mahay mampiresaka sipa
1. Rakeke
(
30/10/2009 15:03)
Tena tsy mahay mampiresaka sipa intsony za ry reto fa mba ampio a
refa mahita sipa za de tsy sahy foana. Nefa za taloha tena nahay. Za zao lasa tena tsy mety tonga ato antsaiko foana izay tokony lazaina.
Ka noho izany de mba mandefa fiantsoana izay vehivavy mba matotra tsara 25 à 30 ans eto zany ny tenanay Tsy manin na namana fotsiny aza aloa.

répondu par navigo le 05/11/2009 09:05
8. Papoose
(
30/10/2009 22:16)
mba mampiady rima fotsiny za fa sao dia misy misendoatra eo njay :lol:
9. Mirananirina
(
31/10/2009 13:26)
mba mampiady rima fotsiny za fa sao dia misy misendoatra eo njay:-D :-D :-D
10. milamm
(
31/10/2009 16:50)
azo fantarina v kalo oe in no tanjony Rakeke refa avy mapiresaka ,njainjay manko ny sipa mety miteny oe be resaka fotsiny iny kofa iny na mapiesona be le kofa iny,erireritra fotsiny nena iny :lol:
11. serah
(
01/11/2009 11:46)
Mandefasa annonce de ataov oe , mitady sipa mahay mapiresaka bandy :lol:
12. kotobekibo
(
01/11/2009 21:16)
Tsy azoko tsara fa azafady an!
Sipa hampiresaka n'elah v no ilain'elah , sa sipa hampianatra n'elah fika ahafahan'elah hampiresaka sipa hafa , sa conseil @ fomba fampiresahana sipa ? ;-)
Sipa hampiresaka n'elah v no ilain'elah , sa sipa hampianatra n'elah fika ahafahan'elah hampiresaka sipa hafa , sa conseil @ fomba fampiresahana sipa ? ;-)
15. Papoose
(
03/11/2009 15:58)
asao kely hisotro ranom-boankazo izy eee sao koa dia mba mety! :lol:
16. milamm
(
03/11/2009 16:59)
asiako becks fotsiny ampangatsitsika ny tendako zany de m'lamm :joba matotra zany no hazainy akama eto,ka manao antso avo @ ze mahatsapatena voakasiky zany, :-D miandry volontera zany ko
17. navigo
(
05/11/2009 09:05)
refa sarokenatra na tsy mahay mampiresaka sipa d reveo @ tchat fa mahomby tsara io, lol