Miomana ry TGVendrana fa en force amzay n fanonganan anareo
1. terrywui
(
29/10/2009 12:10)
Zay vao ahita ny tsy fahitany ireto TGvendrana ireto marina !! ho avy tsy ho ela ny lozanlaisany ry FATy a efa vonona daholo izao ny hery rehetra handrodana io fanjakana nangalarina io ! fanjakana jiolahimboto tsisy ilavana azy ! mpangalabola ! mpanolana zaza tsy ampy taona ! hon hon hon!!
hery :-*
mirana :-*
pikatti :-*
noue :-*
locl :-*
......tim bobaka be akama :-*
hery :-*
mirana :-*
pikatti :-*
noue :-*
locl :-*
......tim bobaka be akama :-*
répondu par yukaa le 29/10/2009 22:51
2. swann
(
29/10/2009 12:14)
manomboka ato amin serasera ny fandorana ny tsiparifary ,tsy hiraikitra amin vary ! loha liste elah bazylou ,ntss ,kidoro .....(wuiwui ok!) efa niova ! hon hon
3. pikatti
(
29/10/2009 12:18)
tongava maro e, efa ato daholo ny akama , miverena haingana aloha ianareo alohan'ny hivadihako eto ndray an :lol:
4. kidoropamba
(
29/10/2009 12:19)
Ka io na fary na tsiparifary, na vary dia tsy mampiova n'inoninona satria ny HENA EFA VOAZARA. Nahajo ny anjarany ravalo ka nounou be vata ny azy. Raha tsy ampy rytma lery dia bleman'izany fa tsy misy mandraharaha intsony.
Addis abeba efa nametraka mazava ("Na"-metraka mazava) fa TGV no lohan'ny Fat, Ra8 mijanona any afrika.
Addis abeba efa nametraka mazava ("Na"-metraka mazava) fa TGV no lohan'ny Fat, Ra8 mijanona any afrika.
6. pikatti
(
29/10/2009 12:35)
hena vija foana ny aoa an-dohan'le anti-dahy kidor's group ty klé,elah hoa efa maty ozatra avelao any ny hafa hiliba fa aza be menomenona eo elah :-D :-D
7. terrywui
(
29/10/2009 12:37)
lery ane tsy mihinana tsony lety fa le nono lava io fona ony no lalaovinlery de may ny 500euro nedala e!! hin hin hin ! par tety io 500 io a! de otrinnn zany no lanin'i kidoro isambolana milalao nonolava fotsiny ??
8. ntss
(
29/10/2009 12:38)
Miomana ry TGVendrana fa en force amzay n fanonganan anareo
Misaotra aloha amin'ny reconnaissance an'i Président Andry e! raha tsy président mantsy tsy aongana!
Bravo :-*
9. terrywui
(
29/10/2009 12:40)
ny momba ny Tgvendrana rehetra mitsy ry lety ho aongana fa tsy andry andry nlah zany fotsiny a! miara haongana sy faizina laisany !
11. terrywui
(
29/10/2009 12:58)
ntss efa nandefa mesaz perso tamiko teo lety fa hiova hono lery fa hidinika kely amin'i rakidoro de lasa zao ony ! miandry zany e!! haingana ntsss a! atsika TIM ny tanana !!
12. kidoropamba
(
29/10/2009 13:47)
Nahazo "viagra" ny TIM dia midehadehaka ery kanefa ny handamina ny sain'ny Ra8 no tena tanjona. Toa malahelo be indray zà fa tsy ahita an'i le8 hitondra firenena intsony. tssss. be santimà loatra hoa ity zà ity e.
13. xxx
(
29/10/2009 13:53)
Tsy hahongana izany ny tgvendrana fa ESORINA teo FA VENDRANA sady TONGA Ta@basy ,raha tsy nitambasy sy nanao lohan'alika miady taolana ange ireo tsy tonga teo é,tonga ta@FORCE dia esorina @FORCE!
Ary tena efa tokony hihetsika mafy RA8 raha tia tanindrazana koa fa mankaleo BE !
Tena sérieux fa tena MAHANTRA NY VAHOAKA NY nataondreo mpangalatra fanjakana ireo TOHATRA FIAKARANA ,ry zareo no VOAZANAKIN'ny GENA sy ny TSOTSOKA any koa lazainy FA RADOMELINA HONO no prezida ny transition ,mahazo manonofy izy fa NY VAHOAKA tsy rRADOMELINA akory fa misy saina ny MALAGASY fa tsy vidin'i total SY NY GIC
Tsisy te hahalala izay GIC -ndoza -ny ASA iza koa no nankevitra sy mi invitre ireny FATINA GENA SY VAZAHA ireny FA TSY IRETO hat fat ,fatin'alika ireto as a inona ihany no handrasantsika hanala ireto MPIVARO-TANINDRAZANA IRETO.

14. yukaa
(
29/10/2009 14:02)
Nahazo "viagra" ny TIM dia midehadehaka ery kanefa ny handamina ny sain'ny Ra8 no tena tanjona.
Enao rangah be tsy misaina io no mila viagra!!!
15. kidoropamba
(
29/10/2009 15:12)
Tsy ilàna viagra izany fa efa natoraly ilay "tanora lalandava" amiko. hihihihihihihihihi
Io ange no tsy laitran'ny TIM amiko satria be fialonana ry zalahy.
Raha resaka force aloha dia ny TIM izao no somary malemilemy. Reraka aloham-potoana.
Raha tsy hanaiky Ravalo dia haninona satria Tonton sy Fetison efa ho lasa ministra? henjana hoa ny politika gasy e

16. yukaa
(
29/10/2009 15:19)
Tsy mahavoa an'i tovolahy ato enao kidoro fa aza mati-kambo eo a :lol:
17. kidoropamba
(
29/10/2009 15:25)
Aiza indray izany mati-kambo eo é. Io ange ny mahavoa anareo efa nozarina lainga e. rehefa lazaina ny marina dia lasa tsy mino.
Tsy mahagaga raha nivadika hoa terrywui...é
Tsy mahagaga raha nivadika hoa terrywui...é
18. yukaa
(
29/10/2009 15:31)
aleko terrywui sy pikatti ry zareo manala sy mampmé enao resaka alako bika tsy tiko tarehy ,resaka tsangan'olona ,tsy miatrika ny ho avy fa variana mijery sy lany andro manala fo @ R8 eto fotsiny tssss
19. kidoropamba
(
29/10/2009 16:59)
Tsy misy fo halana amin-dravalo izany fa FITIAVANA MILAZA NY MARINA.
Tsy nozarina anareo ange io ka mahatonga anareo gaga foana raha maheno sy mahita ny MARINA e.
Allez, on sAN fou izany Ra8 efa vita 1er tour ao ADDIS abeba izany.
Tsy nozarina anareo ange io ka mahatonga anareo gaga foana raha maheno sy mahita ny MARINA e.
Allez, on sAN fou izany Ra8 efa vita 1er tour ao ADDIS abeba izany.
20. Mirananirina
(
29/10/2009 17:16)
Tsy hay intsony na sangy ity na inona indray,sa tena marina :) :) ohatra ny tsy mino aho ry terrywui hoe tena ianao ity,asa aloha...