miala any indray izany ny 5e movansa venansa

1. bazylou ( 28/10/2009 19:01)
mahagaga le fisainana gasy ka, marna anga, kozy e, lasa 5e movansa indray ny ndefo, dia iza ko ano ho avy eo avy eo, i tsiranana ve sa i pastera miola sa i hanta tiana ,,, beuurrrk tena soavaly azon adala marina ny anareo , beuuurrk :-P :-P
répondu par terrywui le 29/10/2009 12:46
2. fijo ( 28/10/2009 19:45)
izay ngah abazy kely vao tonga saina
3. ndotofetsy ( 28/10/2009 22:03)
:^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. ravatorano ( 29/10/2009 09:20)
=)) =)) =)) :p :p :p
5. Mirananirina ( 29/10/2009 09:42)
Fa maninona hono Hanta Tiana :-D :-D :-D :-D
6. hery ( 29/10/2009 10:11)
Nanomboka tamin'ilay hoe "Appelez-moi président" ihany io e :-)

Vao nivoaka an'ilay fitsipi-dalao hoe "rehefa te ho prézidà dia mandalo fifidianana" fotsiny dia azo atao daholo ny rehetra.

Zara aza mbola nanao mouvance vaovao fotsiny izy fa tsy tonga dia hoe izy indray no niditra ho prezidàn'ny HAT

Aza maika fa mbola be ny ho sisa
7. dangytsmaty ( 29/10/2009 11:05)
ny ahy ny tiako de nyHAT ndray no hiady seza ,zay vô hiparitaka ny hery de ho mora @ sasany no maka olona @ fifidianana! hi! enga anie Kah!... :�) :�) :�)
8. ntss ( 29/10/2009 11:06)
Hantatiana :lol:
9. pikatti ( 29/10/2009 11:16)
Nanomboka tamin'ilay hoe "Appelez-moi président" ihany io e

Mora lazaina tokoa le izy fa tena io no rangory fototrin'ny afo,hé hé hé hanaraka an'io daholo ndray zany ry mpanara-damôdy atsy ho atsy raha izao no mitohy ,diavolan-kolava lalao mbola ho ela :lol:
10. stalingrad ( 29/10/2009 11:46)
inona ndray ty hantatiana resahinlah ry bazy ? sa efa mivoraka ny lohan'ny tgvendrana ? hany ? efa niova daholo izao ny fianakam's rehetra afatsy elah iany ! hin hin hin ! sady efa nahazo fihomehy vaovao fihomehy Tim !! hin hin hin
11. pikatti ( 29/10/2009 12:30)
inona ndray ty hantatiana resahinlah ry bazy ? sa efa mivoraka ny lohan'ny tgvendrana ?

i rabeuuurkkkk io lesy a, mety vadin'ny nedala ihany angamba io tady hamidiny eto io :-D :-D :-D ataovy aux enchères any swazi any lesy refa voan'elah ntsony a!!!
12. terrywui ( 29/10/2009 12:46)
mety ho lanindrakidoro io vadindra bazy io raha lava nono tsara !........
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0588