TENA HIVADIKA TIM AMZAY AH FA TSIS ILAINA AZY RETO TGVndrana

1. terrywui ( 28/10/2009 11:34)
Mialohan'ny iresahako milamina amitsika mpisera aloha de fantaro tsara tena izaho ANDRYWUI dit TERRYWUI no manoratra fa tsy fopla na clonage na jumeau intsony !
--Ka raha mahita isika de na ao anaty baiboly aza de niverina amin'i rainy ilay zanaka adala rehefa nahatsapa ny hadisoany !
--ka hiverina amin'i dada aho rahery a! hiverina aho Pikatti sy Noue sy Penguin fa mba misokafa amik amzay nareo a!

--miala tsiny amlaisany ah letsy bazylou ,essera ,ntsss, kidoro ,batista ....fa ny fiainampirenena tsy azo anaovana ankambo a ! ny adala ihany hoy i Hery zay tao am facebook tao no tsy miova ! ka miandry ny fampaherezanareo namana TIM sy GTT rehetra ah raha vonona handray ahy nareo ! de mba aoka zay le fitenitenenana ah fa efa mpi-freres isika izao !
--fa laisany TGVendrana ireo kosa de miomana manomboka izao !


zay fa de mirary soa atsika e!
andrywui vrai ! :lol: :lol: :idea:
répondu par halloween le 28/10/2009 16:13
2. swann ( 28/10/2009 11:36)
mba ahaton,ga nareo ahatoky tsara le koziko de ity ny frere ko swann fa hanamafy izay voalaza teo ! tena vrai wuiwui io ! hin hin hin
3. stalingrad ( 28/10/2009 11:39)
mba ho mafy orina le fahatokisana de io koa i ra-stany vrai fa hanaporofo izany fanapahakevitra mafonja izany !
--tena marina tokoa fa tsy nahita vokatsoa tamity TGV sy FATy ity ny firenena tao anatinzay volana maro zay ka aleo izahay hanohana ny be sy ny maro !

Hery :*
Pikatti :*
Noue :*
Mirana :*
batista :*
locl :*
zoam :*
4. terrywui ( 28/10/2009 11:42)
tena vokatry ny fo !

:idea: :idea: 8O :roll:
5. kidoropamba ( 28/10/2009 11:47)
hihihihihihihihihi, ianao aloha mila mandalo sivana ao @ satrobory vao tafiditra TIM izany e. Tamin'ny izaho fony TIM dia hangatahan'y satrobory vola foana raha vao hitany. Tena "elita-dra8" ange iny e. Raha analizy politika iny tsy resy mihitsy fa tena vato e. "May hoy lery ny tranony mba hangatahany vola amindravalo" kanefa iza no olona adala ka handoro ny trano falafan'ny satrobory?. tsssss. tsy din din din.

Mahereza indray ao @ TIM fa mazana be ilay "praiministra de l'ombre" satrobory ao e.
6. terrywui ( 28/10/2009 11:50)
efa zay no safidiko rakido a! mangina teo ! hin hin hin !
7. kidoropamba ( 28/10/2009 11:56)
hihihihihi, falifaly indray izany ny ekipa fa nitombo isa iray indray Magro dadaniste. hihihihihi. taolana ny nify e hoy ny Ntaolo.
8. xxx ( 28/10/2009 15:40)
8O :?: 8O =D>
9. halloween ( 28/10/2009 16:13)
aiza ony elah ra-pikatti fa tonga namana ve vo mavomavo a, aiza elah ra-zoam a, efa nahazo akama milay io laisany vo midongy ndray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0582