aleo hisy ny ady vao mihavana isika e

1. xxx ( 27/10/2009 17:29)
efa ho 8volana mahery izay no lasa,tsy mbola misy mangirana ihany ,lazaina fa pasifista ny gasy nefa mpiatsaravelatsihy no marina ,ny cotiers tsy merina ny merina tsy tia cotiers ,sady efa ela no nahenoina an'izany ka hoy aho hoe aleo aloha samy miady kely ,izany hoe asiana guerre civile ,mino aho fa ao anatin'ny 100ans tsy misy intsony coup d'etat si non mbola hitohy foana io resaka io satria ny gasy be rancune,aleo mihady dia mifankatia ary @ izay vao tena hisy ny vrai reconcilition national fa tsy sarotsarony ohatrany ataon'ny CRN @ izao
répondu par fijo le 28/10/2009 20:56
2. xxx ( 27/10/2009 17:37)
Raha te hiady ianao dia mandehana any afghanistan f' aza rangitina ny poukouna , tttssssssssss !! =)) =)) =)) =)) :p :p :p
3. xxx ( 27/10/2009 17:46)
juste anie mba ahotrany tany Rwanda: izao ry zareo efa milamina satria nisy tokoa le ady
4. kidoropamba ( 27/10/2009 19:37)
Mety Marina mihitsy izany. Tsy maintsy raketina hoa io ady io dia hisy ho faty maro be dia avy eo manarina amin'ny olona vaovao izay mbola velona. Io ange no nampivoatra an'i Rwanda e. Tena mihazakazaka be mihitsy ny harinkarenan'ny Rwanda ao satria maty dolidoly ireo mpanao politika ara-poko.

5. xxx ( 27/10/2009 19:46)
za koa aloha d'accord an'i rakidoro lery tonga dia hita hoe tsy tia merina ,saingy za indray alezika gena toy ny voninahitse izay marihiko concolais fa tsy gasy
6. kidoropamba ( 27/10/2009 20:05)
hihihihihihi, tonga dia mifamely dia ady izany satria ny Merina sy ny congolais gasy no atao mifandramatra.
Aleo aloha jerentsika ny vokatr'ity adin'akoho ataon'ny ndefo sy Rajoelina ity dia avy eo miditra ringy isika roalahy. Miomana tsara ary enao fa bala rora aloha no tsy maintsy bombarda aloha.

Mila ady hoa ity gasikara ity fa raha tsy izany tsy ho hisy fivoarana mihitsy ary tsy hisy olona hanaja tena eo.
7. feticon ( 27/10/2009 20:19)
hita mihitsy ialahy ry kidoro fa mihaina any @ planeta hafa angamba mety planete de singe ,
8. xxx ( 27/10/2009 20:20)
aleo hifampijija loha eto ,ny ahy aloha ny fianakms ry lelison,sy charles no haripako voalohany e,fongorina hatramin'ny tarany ireny andevo lahy ireny
9. xxx ( 27/10/2009 20:24)
sady tananarivo mila diovina maty hasina ny tanana,handihizany ny andevo
10. fijo ( 27/10/2009 21:38)
mety ho marina ilay hevitra io.sangy mampalahelo raha izay no hiafarantsika
11. kidoropamba ( 28/10/2009 08:50)
xxx:

sady tananarivo mila diovina maty hasina ny tanana,handihizany ny andevo

Diovina tananarivo fa ny mpanjaka indray no lasa aloha. Adinonao angamba ilay ohabolana hoe: "Nify sy molotra, ny mafy indray no afaka aloha". hihihihihihihihihihi

Mitandrema ihany hoa fa ny "loha no ampiasaina" raha hiady fa tsy io sandry be "tsy hery" io.
Diovy hoa fa iny zao Ravalo efa lasa any amin'ny tananan'andevo any. Eo indray TGV izay mangataka mafy dia mafy ny tohana avy amin'ny andevo sy ireo mpanjanaka.

Nify sy molotra hoa io ka tandremo ihany satria efa maromaro ihany ny andevo efa nianatra.

12. terrywui ( 28/10/2009 11:46)
okzay rakido a! fa zay tsy miova amin'ny heviny ihany no adala hoy i zoky hery izay !
hery :-* :-* :-*
13. fijo ( 28/10/2009 20:56)
le resaka mifanambany io kosa aloha tsy hiombonana e,efa saina lany daty io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1728