Miandry an-dra8 hamerina ny volan'ny Banky centrale izahay
1. kidoropamba
(
26/10/2009 14:39)
Miandry mafy dia mafy an-dra8 izahay mba hamerenany ny volan'ny banque centrale nangalariny ary nandehanany nikirakira ireo vehivavy tao swaziland.
Mitongava mamerina ny volambahoaka ra8 fa any Tsiafahy efa voahomana miandry anao.
Mitongava mamerina ny volambahoaka ra8 fa any Tsiafahy efa voahomana miandry anao.
répondu par terrywui le 26/10/2009 16:24
2. terrywui
(
26/10/2009 14:46)
ary efa miha tonga saina elah zany rakido a! efa manomboka milay zao ny kozinlah ! efa kobonlah iany fa ny Fanjakana mbola tsy niasa ka efa tadiavinlah ho tsaraina sahady ! ny dadandry lerony anefa 7taona vomanga be teo foana
3. kiidoropamba
(
26/10/2009 14:59)
Zah lesy bandy misaina ihany anie e, le môly iny kosa aloha tena mahadonto kôzy e
5. kidoropamba
(
26/10/2009 15:12)
Efa nilaza t@ TGV aho hoe: Aza tia tena loatra ianao io ary tohanana ianao raha hanarina ny tanindrazana marina. Kinanjo, zavatra hafa no nataony ka lasa izy indray no namelona andra8 izay efa nandositra no sady nampahiratra an'i deba laden.
Tsy miodikodina mihitsy ny resaky kidoro fa mazava: Fanavotampirenena fa tsy resaka tsangan'olona.
Tsy miodikodina mihitsy ny resaky kidoro fa mazava: Fanavotampirenena fa tsy resaka tsangan'olona.
6. kiidoropamba
(
26/10/2009 15:15)
Aza homenatsiny aloha fa mbola miboredika kely e, danz any anie ry zalahy ty daina nareo tony ry capsat e
7. terrywui
(
26/10/2009 15:34)
fa eo amle 4 ndray elah mitady hietsik ndray le daina araky ny kozinle fopla !
8. kiidoropamba
(
26/10/2009 15:54)
aleo tsy hifoka kely ndray jerevako aloha raha mba tena miverina ny fisainako ,kay klé mitady ho mety !zay fa mety tampoka hi hi hi
lou daholo ianareo,indrindsra reto jiolahy HAT reto
LOUUUUUUUUU ARY TENA LOUUUUUUUUU
Miverena R8 a,ianao ihany no fanafody fa tsy reto mody manositra ranomanitra tony lou daholo reo
lou daholo ianareo,indrindsra reto jiolahy HAT reto
LOUUUUUUUUU ARY TENA LOUUUUUUUUU
Miverena R8 a,ianao ihany no fanafody fa tsy reto mody manositra ranomanitra tony lou daholo reo
12. kidoropamba
(
26/10/2009 16:23)
Mbola variana milalao voudn'ny swaziland indray hono ravalo ka tsy hiverina indray . tssssss......
Manandevo ny lohan'ny legasista foana hoa iny ravalo iny fa tsy sahy miatrika vahoaka izany.
Manandevo ny lohan'ny legasista foana hoa iny ravalo iny fa tsy sahy miatrika vahoaka izany.
