Rakidoro! raha ny TIM sy ny namany de lou fa ny TGV lux !
1. terrywui
(
26/10/2009 12:33)
hin hin hin hin ! ary sao kosa ary de ny sesika natao tao anatinlah mihitsy Rakidoro no efa lou de mitarika fofona maimbo ao antranonlaisany ! Fitondrana vao tsisy 1taona ve letsy ! sady zay voafingana sy sabotena lava io de aiza ary amlah no iasana amzany ? sady elah rakidoro mba mieritrereta tsara alohan'ny hiteny fa tena mandende oazy ane zany vavanlah ato zany e!
répondu par swnan le 26/10/2009 17:32
2. swann
(
26/10/2009 12:45)
ary sao kosa ary de ny sesika natao tao anatinlah mihitsy Rakidoro no efa lou de mitarika fofona maimbo ao antranonlaisanymety ho zay mitsy no tsy isian'ny saina ao amalah ao io !!!! elah alou de tena sakaiza manody e! zay fotsiny ! :-D :-D :-D :-D
3. kiidoropamba
(
26/10/2009 13:16)
Miala tsiny @ nareo e, tsita tsony izy ty e,tena lazaiko elah fa tsy tompon'ny tenako anie zah @ reny e ^^ entin'ny môly mitsavoana zany lesy ny lohako a, noheveriko fa nanoratra epistily ary zah @ reny :lol: de tena faly tokoa ny tena fa hoe voatsindrimandry hono de nanoratra baiboly fa tsy mbola feno tsar iny tantaran'i Noa iny klé :-D :-D
6. kidoropamba
(
26/10/2009 14:30)
4 izao ny praiministra. sanabavy e. aiza no misy an'izany eran'izao tontolo izao? tssssss.
Bandy baikoin'ny Gic no midongy ho filoha ary misandoka ho filoham-pirenena kanefa tsy nisy vahoaka nifidy azy.
Any afrika Ra8 no mampiasa ny vola halatra hanapotehana ny firenena.
Velona Ratsiraka Didier...
Izany ve dia tsy lou....? tssss, lou dolidoly e. Alefaso ny safo-drano ry zanahary fa efa tena voahozona ary nangetoranao io madagasikara io.

9. kiidoropamba
(
26/10/2009 15:06)
Ho tonga @ zay ary ny aramagedona é,ho lou any daholo izahay mianakavy aleo le8 ho any @ zany paradisa zany
ifiona :* :* :*
ifiona :* :* :*
10. kidoropamba
(
26/10/2009 15:09)
terrywui:
tsy itako tsony ze ifanazavana amity kofiboay kidoro ty léé! :cry:
Tsy ilàna fanazavana izany e. Miomana ny hendry handrobaka fahefana fa avelao ireo lou ireo hifamono faty ao.
Tsotra sady mazava. Mifamonoa tena ao nareo mianakavy fa izahay miara manentana ny sisa mba hendry hanavotana an'ity tanindrazana ity. Ra8, Deba, TGV lou tsy misy ilàna azy.
12. kiidoropamba
(
26/10/2009 15:24)
Hita hoa fa lou daholo ry zalahy jiolahy HAT ao Madagasikara ,mba manisy ranomanitra fa louuuuu louuuuu foana ny sainy sy ny lohany
13. terrywui
(
26/10/2009 15:30)
hoy ifiona
tsara fitaka ndray ifiona fa kidoro voasesika tsinaikena io maimbo be orohan'ifiona io beuuuurrk ozy bazylou anay zay !
kiidoropamba:-D :-D :-D
tsara fitaka ndray ifiona fa kidoro voasesika tsinaikena io maimbo be orohan'ifiona io beuuuurrk ozy bazylou anay zay !
16. swann
(
26/10/2009 15:49)
an an an ! ifiona kah ! tena kidoro fopla be sesika tsinaikena be oa io fa jereo tsara ! za alou ts hanao bizuu an'i ifiona zany raha tsy misotro ranomanitra ifiona ee! aleo :-* ihany de ^:^
17. kidoropamba
(
26/10/2009 16:37)
Daka voude no mendrika andra8 ary avelao izy milalao voude'n'ny swaziland any fa maimbomaimbo sorgho io no tena tiany. hihihihihihihihihihihi
Efa valo volana izay ravalo nilaza fa hoe "retour imminent". Ilay dika-teny "imminent" ve no manahirana azy sa ilay havendrenan'ny mpomba azy no ahasahiany misary adala?
Voude maimbo srogho efatra no lalaovin-dravalo ao swaziland ary mandreraka azy ao.

18. swnan
(
26/10/2009 17:32)
mbola miakatra foana zany fofon-jamala zany ry kidoro klé,tsy ao tsara le kozin'elah
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D