Ranomasom-behivavy, inona no dikany?
1. xxx
(
24/10/2009 09:12)
Salama dôl dôl nareo retraretra.
Fanafenana ny tsy mety atao ve ny ranomaso ho anareo vehivavy rehefa tratra amin'ny zavatra atao ianareo?

répondu par kotobekibo le 01/11/2009 21:25
2. ikaretsaka
(
24/10/2009 11:34)
Sankarazany arakaraky ny fisehon-javatra...misy manetsik'elokail. Misy ny zatra hoe mahazo rariny izy rehefa mitomany eo...misy manao fika hi attirena attention... fa jereo hoe inona ny contexte e
3. simplex
(
24/10/2009 12:58)
misy koa ny tena malahelo mintsy...
en tt cas, zavatra faran'izay tsy tiako indrindra ny mahita vevavy mitomany... bekonetaka :)
4. soanja
(
24/10/2009 14:39)
Tsara ny mitomany rehefa malahelo na tezitra satria ilaina ny fivoahan'ireo fihetsem-po mandrareka ny saina amin'ny fotoana mampitroatra azy saingy kosa tsy natao hanangolena olona lava izany.
Tsy ny vehivavy ihany no be ranomaso fa misy koa ny lehilahy. Isany zava-tsoa nataon'Andriamanitra io hamaivanana izay maharary , koa raha mitomany ny sipanao na na ny vadinao dia aza miteny fa omeo mosara izy, tsapao ny lamosiny ambony mifanila amin'ny tratrany ary avelao izy hanala ny fony. Ilainy izany ary handamina azy izany. Rehefa tsy mitomany izy vao miresaka sy miala tsiny ary manao izay mety.
Mahereza fa tsy toa vato akory isika olombelona fa toy ny cactus maniry ihany sady be tsilo no vonton-drano.

5. xxx
(
24/10/2009 20:14)
Marina mihitsy zany tsy vato isika fa za manokana manana probleme be @io ranomaso io fa lasa aretipo ilay izy ary tena tsapako hoe marary mihitsy ny any anatiko any raha tsy mitomany aho vao mitserona ahy ny vadiko tonga de mitomany aho fa ny olana tsy hitany na fantany mihitsy hoe mitomany aho de lasa aretina ho ahy fotsiny :roll:
6. booboo
(
25/10/2009 08:59)
tsy midika hoe nanao ratsy na manafina raha na manetsikeloka sy zay mety ho négatifs aby aby izao ny ranomaso latsaka. Misy ny ranomasom-pifaliana !
Miombon-kevitra @ Soanja zà.
sady isan'ny fomba natoraly fanalana ny trop plein ara-pihetsem-po ao anaty ao io ary mahasalama, na + na - ilay fihetsem-po.
Na izany aza ekeko hoe misy ny sasany io raha iraika io no hi-manipuler-ny ny hafa rehefa fantany hoe any no point faible n'ilay andaniny (tsy mahatanty oul mitomany e sns)

7. Mirananirina
(
25/10/2009 17:18)
Ny ahy kosa aloha raha mitomany dia tena vokatry ny foko izay no hitomaniako fa tsy mody mitomany izany tsy haiko.Marary ny foko na diso faly loatra aho dia mitomany akoatra izay tsy mampitomany ahy.
8. xxx
(
26/10/2009 09:45)
xxx:
Salama dôl dôl nareo retraretra.
Fanafenana ny tsy mety atao ve ny ranomaso ho anareo vehivavy rehefa tratra amin'ny zavatra atao ianareo?
Ié tena misy aloha ity mitomany hoe mody voan'izao, nataon'ny olona izao,, misy dia mikonentaka lava tsy hay hoe maninona.
Tena nahita zavatra hoatr'io aho fa niantso ahy ity namana iray, efa nisy zavatra tsy nety nataony talohan'io antso io, dia namorona lainga teo izy niampy ranomaso iray kapôka! dia izaho nihaino sy nangoraka ery. Taty aoriana vao fantatro fa manetsi-keloka ity ranomaso.
:-D :-D :-D
9. Papoose
(
26/10/2009 16:20)
xxx:
Salama dôl dôl nareo retraretra.
Fanafenana ny tsy mety atao ve ny ranomaso ho anareo vehivavy rehefa tratra amin'ny zavatra atao ianareo?
raha ho anah zao dia midika zvt telo le izy ao anatin'ny contextes telo:
velou: avy nandeha toilettes za mitomany zao dia nipiss aho zay
ferou: avy nalahelo aho na eo am-palahelovana aho dia mitomany
fetelou: marary ny masoko dia tera-dranomaso, tsy mahatanty rivotra, hazavana be loatra
:cry:
10. Veloo
(
26/10/2009 18:11)
ny ahy ary raha voa mahita film mampalahelo dia iny fa mitomany, dia be konetaka ve izaho?
11. ni81
(
26/10/2009 19:08)
Salama dôl dôl nareo retraretra.mety ho fanafenana ho an'ny sasany fa ho an'ny hafa dia tena fihetseham-po tsotra izao fotsiny
Fanafenana ny tsy mety atao ve ny ranomaso ho anareo vehivavy rehefa tratra amin'ny zavatra atao ianareo?
Tsy dia zakako ny mandre tantara mampalahelo sy mijery film mampalahelo dia mampilatsaka ny ranomasoko.
Misy zavatra mahafaly be koa aza dia efa mirotsaka izy :?
12. xxx
(
27/10/2009 11:48)
ié be konetaka daholouuuu ianareo mianakavy izany! lasa môrivezouuuuuuuu! "morveuse". tu pisseras moins hoy ny vôzaha!
14. mmmhh
(
30/10/2009 10:29)
Pourquoi la femme pleure-t-elle ?
Un petit garçon demande à sa mère "Pourquoi pleures-tu ?"
"Parce que je suis une femme" lui répond-elle.
"Je ne comprends pas" dit-il. Sa mère l'étreint et lui dit "Et jamais tu ne réussiras à comprendre..."
Plus tard le petit garçon demanda à son père "Pourquoi maman pleure-t-elle? Je ne comprends pas !"
"Toutes les femmes pleurent sans raison" fut tout ce que son père put lui dire.
Devenu adulte, il demanda à Dieu : "Seigneur, pourquoi les femmes pleurent-elles aussi facilement ?"
Et Dieu répondit :
"Quand j'ai fait la femme, elle devait étre spéciale.
J'ai fait ses épaules assez fortes pour porter le poids du monde; et assez douces pour étre confortables".
Je lui ai donné la force de donner la vie celle d'accepter le rejet qui vient souvent des enfants.
"Je lui ai donné la force pour lui permettre de continuer quand tout le monde abandonne. Celle de prendre soin de sa famille en dépit de la maladie et de la fatigue.
Je lui ai donné la sensibilité pour aimer ses enfants d'un amour inconditionnel, méme quand ces derniers l'ont blessée durement.
Je lui ai donné la force de supporter son mari dans ses défauts et de demeurer à ses côtés sans faiblir.
Et, finalement, je lui ai donné des larmes à verser quand elle en ressent le besoin.
Tu vois mon fils, la beauté d'une femme n'est pas dans les vétements qu'elle porte, ni dans son visage, ou dans la façon de se coiffer les cheveux. La beauté d'une femme réside dans ses yeux. C'est la porte d'entrée de son coeur - la place où l'amour réside. Et c'est souvent par ses larmes que tu vois passer son coeur.

16. cutie
(
31/10/2009 02:37)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 26-10-2009 19:11:57
Lohateny : Re : Ranomasom-behivavy, inona no dikany?
ny ahy ary raha voa mahita film mampalahelo dia iny fa mitomany, dia be konetaka ve izaho?
in avy we zany film mampa zany :cry:
17. xxx
(
31/10/2009 11:59)
mmmhh:
Pourquoi la femme pleure-t-elle ?
Un petit garçon demande à sa mère "Pourquoi pleures-tu ?"
"Parce que je suis une femme" lui répond-elle.
"Je ne comprends pas" dit-il. Sa mère l'étreint et lui dit "Et jamais tu ne réussiras à comprendre..."
Plus tard le petit garçon demanda à son père "Pourquoi maman pleure-t-elle? Je ne comprends pas !"
"Toutes les femmes pleurent sans raison" fut tout ce que son père put lui dire.
Devenu adulte, il demanda à Dieu : "Seigneur, pourquoi les femmes pleurent-elles aussi facilement ?"
Et Dieu répondit :
"Quand j'ai fait la femme, elle devait étre spéciale.
J'ai fait ses épaules assez fortes pour porter le poids du monde; et assez douces pour étre confortables".
Je lui ai donné la force de donner la vie celle d'accepter le rejet qui vient souvent des enfants.
"Je lui ai donné la force pour lui permettre de continuer quand tout le monde abandonne. Celle de prendre soin de sa famille en dépit de la maladie et de la fatigue.
Je lui ai donné la sensibilité pour aimer ses enfants d'un amour inconditionnel, méme quand ces derniers l'ont blessée durement.
Je lui ai donné la force de supporter son mari dans ses défauts et de demeurer à ses côtés sans faiblir.
Et, finalement, je lui ai donné des larmes à verser quand elle en ressent le besoin.
Tu vois mon fils, la beauté d'une femme n'est pas dans les vétements qu'elle porte, ni dans son visage, ou dans la façon de se coiffer les cheveux. La beauté d'une femme réside dans ses yeux. C'est la porte d'entrée de son coeur - la place où l'amour réside. Et c'est souvent par ses larmes que tu vois passer son coeur.
mbola be konetaka foana ve izao i mmmhhhh?
18. kotobekibo
(
01/11/2009 21:25)
Tena marina io voalazan'i mmmhh io kah!
Za bandy fa ref tena tapatsinay b iny za tena latsaka ny ranomasoko . :-D :-P