Terryw, sy pikatty olona tsisy atao

1. xxx ( 23/10/2009 20:36)
Aza mitap les elaisaina a! mahamenatra ny fomba laisany. Ary laisany tsy mety leo anity resak politika ti a! mahagaga. Mba mamaky ny com laisana za fa tena 0 ny zavatra mba resahanareo ao. Lasa miteniteny fôna. Manin raha mamaky zay volaza eo fotsin rehefa tsy maita lazaina fa tsy miteniteny fona otrany adala eo e!
répondu par terrywui le 26/10/2009 13:08
2. terrywui ( 26/10/2009 13:08)
avoay alou ny ps anlah vo mikozy b elah a! refa kely sisa ny an'i dadanlah de mitomania mafy fa tsy avelanay ho vita mora ireny faty olona novonoiny teo A/tsorohitra sy vola bobaka be nipehany ireny !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0804