Valin-kafatra ho anlah ty RAKIDORO !

1. terrywui ( 23/10/2009 17:46)
Ealah mitsy no tena tsisy saina ry lety a!
--Fitondrana mbola tsy niasa anie ry lety fa io mbola itanlah fa rebirebendry zalah amin'ny hoditr'akondro io ka aiza ary ahitanlah fivoarana alou ! raha tsy oe tafapetraka tsara miasa ampilaminana ny Fitondrana ! fa ny anlah de ny tonga de mitady ny meilleur elah nefa raha ny fotoana niasana akory aza hatramzay tsy nisy ! zay anie ry lety no mahatonga anay miandry ny farany alou e! tsy azonlah na iza naiza tsaraina mihitsy io Fitondrana io amzao ! hoditr'akondro etsy , fingana aroa !
--ka raha mbola mamerina an'io teninlah ao amabany io elah rakidoro paty de ahita amiko eto elah ! zao fotsiny ! vao miteny ratsy eo elah de alazako any amin'i hery ! mikozy ah zay ! alao elah tsisy PS any tsony ! fa raha hiresaka elah de miandry valiny avy any amlah aho ! :lol:
répondu par terrywui le 26/10/2009 16:13
2. pikatti ( 23/10/2009 17:52)
mivoaha tao elah Rakidoro ,ampiakarina fitsarana kely aloha ,be loatra zay kobaka am-bava nataon'elah teto zay , lanin'elah daholo ty ny vola aiza ty zé mba asa vitan'ela :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
3. terrywui ( 23/10/2009 17:58)
:-D :-D ary mody gisa anie lery zan e! io ve ts ho itany ! antsoantso mafy be eran'ny tanana io !
4. pikatti ( 23/10/2009 18:05)
henoko nitomany nedala teo :-D :-D :-D :-D :-D
5. terrywui ( 23/10/2009 18:07)
ssssssshh ! Kidoropapango !!!
6. pikatti ( 23/10/2009 18:09)
nandefasako mail lery any ,tsisy valiny ,fa mety torana ao angamba nedala nefa tsy hita zay mba hamonjena azy ty :-D :-D
7. swann ( 23/10/2009 18:11)
ahoana le kozy lety rapika a ! oviana atomboka ? ef kopy ve ra batista ?
8. pikatti ( 23/10/2009 18:19)
hiantso azy avy eo ,kôpy elah,zay klou ;-)
9. xxx ( 23/10/2009 18:57)
ka inona no nangalana lisany anio fitondrana io letia efa hita fa misy hoditr'akondro sy fingana, rehefa tsy misy apoaka lesy d miala fa tsy misy hilana aza, fa aza eo no miala sirika eo lisany kely ranon'aina tsy ampy ati-doha, efa lou b miandry ny fifadiany lisany holotra sisa!
10. fijo ( 23/10/2009 19:06)
raha hay fa tsy hoafaka hiasa,naninona no nalaina???havendranana izany.

tsy azo tsaraina????azo tsaraina tsara satria efa be loatra ny lainga vitany.
misy hanome 50 000 000€,hoavy ny saodianina e,(nefa tsy voaloha akory ny hoteliny),demokrasia e,nefa famonoana olona no hita ,fahalalahana e,nefa fanagadrana mpanao gazety no malaza.fitantanana mazava,nefa mbola minisitra fopla dia efa halatra tsy hay afenina no atao(hazo sy vola ary fitaovana tiko)sns
rehefa tsy mahay letsy ,dia ny mial ano fahendrena an
11. xxx ( 23/10/2009 22:00)
dRY DIA MBA MANAMBANA HONO TY TERY SAINA tsy tairo izay tairina ,halazako @hery hhihihihi ,refa tsy mahatanty ny tgvendrana ,vorika dia miala fa i hery ange ka tsy pour tgvorika ohatranareo é,refa tsy mahatanty dia MIaLA RY VENDRANA ô!
AZA mitomany valala eo!halazako @papanay sy mamanay enao an,hihihihihi ,enao izo no tokony esorina haingana ato fa manimba dicussion fa resaka tsy misy hifandraisana lava izao ,matahotra andrakidoro angah ?
maNDEHANA MAKA SECOURS any @rakoto vomanga !!!
12. kidoropamba ( 25/10/2009 10:23)
Lou dolidoly hoa na TGV, na Ra8, na Monja sy ireo "force de changement" poakaty io na ireo milaza azy legalista mpamono olona io. Lou dolidoly.
Monja Roindefo sy ny miaramilany, lou ary tena lou. Ny ministra rehetra sy ny HAT izay tsy hay mihitsy no tena asany, lou. Rajemison mianakavy, Sylla sy ny forongony, Ratsiraka sy ny mouvansa-ny, lou e. Ny tanora lou, ny avara-pi gasy, lou. Tena lou tsy misy ilàna azy mihitsy e.
Ny afrikana izao no mamaha ny olan'ny Gasy petaka lou daholo. Ny communauté internationale no mampinono ny gasy lou. Ra8 sy ny forongony manakorontana ny firenena avy any afrika atsimo dia lou daholo.

Havereno ry Andriamanitra ny SAFO-DRANO sahala t@ andron'ny Noa fa tena lou i Madagasikara sy ireo mpanao politika.
13. xxx ( 25/10/2009 10:28)
Havereno ry Andriamanitra ny SAFO-DRANO sahala t@ andron'ny Noa fa tena lou i Madagasikara sy ireo mpanao politika.
:-D :-D
14. locl ( 25/10/2009 16:10)
KIDORO LOU OOOOOOOOOOOOO, SAO MISY HIVIDY FA NANY MOLOLONY AZA TSY LAITRIN'NY OMBY INTSONY
15. kidoropamba ( 25/10/2009 16:19)
Porofo fa tena lou nareo e:
- Ra8 voadakan'ny capsat, lasa namelontena any afrika ary mitarika ny fanapotehana ny gasy @ vola be nangalarin'ny tany. Nandany vola hikaramana miaramila afrikana hamono malagasy. Izany toetsaina izany dia toetsaina lou.

- TGV izay bandy be zesta mitady ho antsoina prezida kanefa tsy lanimbahoaka, faly manao investiture kanefa manapotika ny firenena nohon'ny fitiavan-tena tafahoatra loatra ary noho ny tsy famatorantsaina. Hamadibadika ny constitution, manandonto vahoaka @ assise ary mivadibadika @ teny nomeny nohon'ny fitiavantseza. Lou izany hoa.

- Monja Roindefo, lasa praiminbistra ka nihevitra fa tsy azo esorina intsony na dia izany aza no hivoahana amin'ny krizy. Mpikarama miaramila, mpanao aferan'ny bois de rose, mpangalatra koa. Lou.

- Ratsiraka didier, mitady ho filohan'ny transition ary manao sinema kanefa ny vahoaka no mihinanan ny faisainy. Na dia jamba aza dia mbola ratsy loha foana. Lou.

- GTT, rasista, maray loha, vaky fo, mitapitapy ary manonofy ny hiverenan'ny dadany à fitondrana satria hono be vola be vokatry ny halatra tao anatin'ny 8 taona indrindra fa ny varotra tanindrazana nahazoany raopilanina mitentina 60 miliona dolara. Lou.

- TGVeuropa, jiolahimboto sy jiovavimboto, manalabaraka tena eny @ ambassady, mandany volambahoaka amin'ny hengitregintra kanefa ny vahoaka mihinanta....

Lou daholo hoa nareo e.
16. kiidoropamba ( 26/10/2009 15:36)
Azafady ry zalahy fa mbola lou ny lohako zany e,tsy zao no tena tiako hambara fa hafa mihintsiny ,le môly koa anie manodin-dresaka be e
lou daholo ato ny volom-bavako hi hi hi
17. terrywui ( 26/10/2009 16:13)
8O 8O :twisted: 8O 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0486