Faly manenjika s manaratsy fa ts atao z ivoahna anat lavaka

1. terrywui ( 23/10/2009 12:35)
Alefa eto daholo izao fatina vaovao motramotrakan'i Vatofototra tadiavina eran'izao vodimototra rehetra izao ,de hanaratsiana sy hanenjehina be fahatany olona na antoko fotsiny ! mitapi-maso otran'ny soavaly nareo ka lalantokana ihany no fantatra ! nefa koa na hiodin-kavia na hiankavanana dia tokana ihany no izy e, na handà tsy mety hankary na haketsy aza i dadanareo de afaka mijanona tsy manao izy fa ny Fitondrana mitohy hatrany ! tsy misy hidongidongiana sy hikonetahana lava izany eo !

Ho ela velona anie MADAGASCAR TSY MANDOHALIKA !
Ho ela velona ny TGV nahazo ny Fitondrana sy mitondra amin'izao fotoana izao !


VIVE TGV !! VIVE TGV !!


VIVE TGV !! VIVE TGV !!

klap ! klap ! klap !klap ! klap ! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
répondu par dadabe le 24/10/2009 09:50
2. terrywui ( 23/10/2009 12:49)
sady hono tokoa hoa ry reto !!
---fa angah tsy foza tsony indray hoa i Ndefo e ? toa lasa Mpanjaka kelin'ny TIM sy ny GTT ndray ? vendrana !!!!!!!!!!!!!..............io ndray zao no tompoin'izy mianakavy isan'andro sy nofisiny lava any ampandriany any,ataony hirahira lava eo amin'ny Magro eo hoe: ! ndefo kely ! ndefo malala ! ndefo cheri ! ndefo lay Mpamonjy ! ndefo bogosy !....ndefo ..........ndefo .... vendrana , tena vendrana noho ny vendrana ...................!!!!!!!!!!!


mitomania mafy fa tsss! :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
3. xxx ( 23/10/2009 13:04)
Tsisy miraharah!!!!!!
4. xxx ( 23/10/2009 13:22)
Miala any ndray ny fatin- tsonoua !! sssssssssshhhhh!
5. ndotofetsy ( 23/10/2009 17:42)
o^o o^o =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. terrywui ( 23/10/2009 18:00)
Ny fanantenana betsaka nefa ny tena voahidy anaty lavaka ! :-D :-D :-D
7. pikatti ( 23/10/2009 18:17)
o leity rawix inona leity no nahazo anelah zany sakaaaa, :-D :-D :-D :-D
AOKA KOSA KLOU ? AZA MBOLA MAMADIKA PALITAO FA TSY MIADY NTSONY ETO @ SERASERA KLE ?ELAH ZAO NO BANDY MITAZONA NY HEVITR'ELAH @ REO TGV REO NY SASANY TRONDRO MATY DAHOLO :-D :-D :-D
8. dadabe ( 24/10/2009 09:50)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0372