R8 ihany no milay n'inona lazainareo

1. naritsymba ( 22/10/2009 12:07)
zà aloha tsy mila AndryTGV e, efa ela no nanazavako an'izany teto.
Aleo andeha dia ho hita eo fa any an-kady any no hiafaran'io; zahay niadana tsara ,nisakafo tsara ,nianatra tsara daholy ny ankizy teto an-tanàna t@ andron'ny Ra8 , koa rehefa afaka izy dia niverina ndray ny fijaliana ary pire nohon'ny t@ andron'i deba, N'iza n'iza hanala an'io Andry tgv io teo dia hotohanako @ fo madio,
Zà manokana dia anti-Andry kelifigondra.
répondu par fijo le 23/10/2009 19:36
2. xxx ( 22/10/2009 12:26)
Tsy ela koa nareo zany an :-)
3. dadabe ( 22/10/2009 12:39)
inn ary ty leuleu
4. swnan ( 22/10/2009 12:49)
Mba hadikao tenin-tsonoa ry dadabe a,elah mantsy efa malaza mpandefa tenin-tsonoa eto,
lainga lainga fa aleo lesy R8 a, sady izy ihany no niantoka ny bours'elah tany chine any de hi crache dans la soupe ndray ve elah sakaaa :idea:
5. pikkati ( 22/10/2009 14:42)
leo ny mitomany isan'andro a rafaly a! ampionony ah letsy a,toa ts ho tafa ity tolona natao ty

:snif: :snif: :snif: :snif: :@ :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
6. terrywui ( 22/10/2009 14:56)
mitomania mafy de afaka ny alahelo sy fo e! zaranlah aza tsy ampiako daka ! hon hon hon ! :-P :-P :-P :-P :-P
7. Papoose ( 22/10/2009 15:21)
naritsymba:

zà aloha tsy mila AndryTGV e, efa ela no nanazavako an'izany teto.
Aleo andeha dia ho hita eo fa any an-kady any no hiafaran'io; zahay niadana tsara ,nisakafo tsara ,nianatra tsara daholy ny ankizy teto an-tanàna t@ andron'ny Ra8 , koa rehefa afaka izy dia niverina ndray ny fijaliana ary pire nohon'ny t@ andron'i deba, N'iza n'iza hanala an'io Andry tgv io teo dia hotohanako @ fo madio,
Zà manokana dia anti-Andry kelifigondra.


milay @ lafiny inona avy aloha e?




8. ndotofetsi ( 22/10/2009 15:24)
milay @ lafiny inona avy aloha e? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. fijo ( 22/10/2009 20:41)
io fa voahalatra koa ny psn'i naritsimba le
10. Papoose ( 22/10/2009 21:07)
inona ndray no mampime an'i ndoto ee!! mba valio raha mba kobonao fa aho te hahafantatsy :)
11. fijo ( 22/10/2009 21:27)
ko izy aza tsy mahita ahmbara vao nahita andry fa kenda taolana ko
12. Papoose ( 22/10/2009 22:31)
:lol: aiza re zany eeee!!!!

za ko mantsy mba te hilay ;-) :-P
13. milamm ( 23/10/2009 10:29)
:-D ka le hevitra tiany le nanoratra aloha mila jiro kely na izany aza fa varina mifanotsana ny pokona ko :-D
ny fahazaoako azy io ngambany de zao fampitahana @ ireo hafa noafahana miteny oe itsy no m'lay na tsia oh.
- Itpkl Tsiranana de anisany reo cadres elite t@ androny tsy nanana fijery lavitra ampivoatra haingana ireo harentsaina enti-mamokatra ara-politika,ekonomia sy sosialy(nandefa mpianatra maromaro oh.any @ reo tany mandroso amerika,zapone,anglisy sns...)fa ny frantsa ihany no nanofana @ fianarana ambony,raha nahavita fianarana aza izy ireny de ny frantsay ihany no nanome lanja ny asany de tsy nisy tafajanona ao antanindrazana fa velominy frantsay
-ratsy iraka mo de ny firaisana sovietika ,romania...ihany izay fantany fa tsy aharitra noho ny fivakiany bolongana kominisma izany oe nosakanany famokarana ny harentsaina manoloana ny fihazakazaky ny fanatontoloina faobe(naharitra 22 taona izy no tafajanona ankery satria nihabado sy nitombo ny tsy fahaizantaratasy)
-i ravalo indray de niavaka teto satria izy no filoha voalohany indrindra nandefa mpianatra malagasy tany zamerika 22 ho lovany Gasikara
-i lavanify de tsy vita fianarana akory fa anisany reo soavaly vaony frantsay mampiasa vava basy itondrana fanjakana ,fotaka tsisy ilana azy henatra ho anay tanora @ zao fotoana satria betsaka ny manampanahy lavitra sy manatsaina tsy mivarotra ny tanindrazany @ frantsay toy izao ataony izao
14. patriick2002 ( 23/10/2009 10:52)
-i lavanify de tsy vita fianarana akory fa anisany reo soavaly vaony frantsay mampiasa vava basy itondrana fanjakana ,fotaka tsisy ilana azy henatra ho anay tanora @ zao fotoana satria betsaka ny manampanahy lavitra sy manatsaina tsy mivarotra ny tanindrazany @ frantsay toy izao ataony izao

Boursiers nalefan'i Deba sy RB reny aza tonga de notapahany sao futur advera ,ny hanabotry antsika ny tena paikan'io ry zalahy mila mihetsikika ny eny ANKATSO SY NY MPIANATRA

N'iza n'iza hanala an'io Andry tgv io teo dia hotohanako @ fo madio,
15. pikatti ( 23/10/2009 17:50)
hoy i dadabe
inn ary ty leuleu

Fa any chine zay tsy mahazo diploma avy d'efa paiso mintsy aloha e, de mba ho valable any dago ve leity zany sa mbola mila equivalence :idea:
zah mantsy te hanokatra resto any ka raha vonona elah de kozio eo ihany :lol:
16. fijo ( 23/10/2009 19:36)
hihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1312