mitady transition neutre hono le8
1. bazylou
(
22/10/2009 07:02)
efa tay be marina ny anana any rsa ka manonofy atoandro sia no azon'ny lery atao. efa tsy nety intsony angamba le chocolaterie ana 90 .000.000 dolara novidian'ny tazy dia lasa nirediredy izy , beuuurrk :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D , rah aizaho lery ampiako hoe sady neutre no propriete prive ahy samy irery i madagasikara, :-D :-D :-D :-D :-D
répondu par ndotofetsi le 22/10/2009 15:20
2. terrywui
(
22/10/2009 10:50)
efa zay mitsy ane rabazylou no nataony fa tsy tafa izy de io nitsefotra io e!
3. Mirananirina
(
22/10/2009 11:07)
Aza ilaozana manenjika ny lasa fa ny hoavy banjino...Omeo vola sy sakafo ireo mahantra.Fa tsy laozana mitsangatsangana erak'i Mada sy ivelany mandany volam-panjakana.
4. pikkati
(
22/10/2009 14:47)
leo ny mitomany isan'andro ah ry zareo a! ampionony ah letsy a,toa ts ho tafa ity tolona natao ty !
:-P :-P :-P :snif: :snif: :p :p
:-P :-P :-P :snif: :snif: :p :p
5. ndotofetsi
(
22/10/2009 15:20)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
