Hoy ilay Mpaminany momban'ny sakafo hanintsika.
1. soanja
(
22/10/2009 01:57)
« Ary nanontany azy ity lahiantitra miandraikitra tranombahiny iray. Teneno aminay ny momban’ny Sakafo sy ny Fisotroana.
Ary hoy ny navaliny:
Fa tsy isan’ny fanirianao ve ny hifoka ny veromanitry ny tany , sy ho toy ny voninkazo mila rivotra sy hazavana mba haharitra.
Nefa noho ianao tsy maintsy hamono mba hisakafo, ary manesotra eo amin’ ireo vao teraka mbola minono amin-dreniny mba hanalanao ny hetahetanao, dia aoka mba hatao anaty asa fiderana izany.
Rehefa mamono biby ianao dia teneno aminy ny ao amponao, « Ny hery izay mamita ny fiainanao dia hamita ahy koa; ary ny tenako koa dia ho isan’ny holaniana.
Satria ny lalana izay nitondra anao eto an-tanako no hitondra ahy koa amin’ny tanan’Ilay mahery.
Ny ranao sy ny rako dia tsy inona akory fa ny roka izay manome sakafo mahavelona ny hazon’ny lanitra.»Italic text
Ary raha hanaikitra paoma iray ianao amin’ny nifinao, dia teneno aminy avy ao amponao,
« Ny voa avy aminao dia hiaina ao anaty vatako.
Sy ny tsimoky ny ampitsonao dia handrombona ao anaty foko,
Ny fofonao mamerovero dia ho isan’ny fofonaiko,
Ary isika rehetra no miara mankalaza sy miara-paly amin’ny tonon-taona mifanesy. « Italic text
Ilay Mpaminany- Pejy 23

répondu par fijo le 11/12/2009 20:49
3. ndenn
(
23/10/2009 12:47)
Salut cutie , raha mijery ny voary iray manontolo isika dia maro ny hetaheta mipoitra avy ao antsaina mikasika ny fisian\' ny zavatra rehetra manan\' aina (étres vivantes ) ,avy @ ireo mpikaroka sy siantifika ary ireo mpitondra fivavahana no nandraisana ireo hevitra marobe lasa fahazarana ao @ olona tsi 11 mandritry ny vanim-potoana iainany eto an-tany ( raha tsy mahadiso ahy ny fandraisako ny tantaran\' ny natiora ) .
Raisiko ohatra ny finoan\' i \"Darwin\" ny mikasika ny \"évolution des especes\" , nisy fiantraikany be dia be tokoa teo @ asan\' ny saina sy eritreritry ny olombelona ary ny finoany manokana tsi 11 ny akon\' ilay heviny , raha tsy hiresaka ny momba ny \"interactions propres à la nature\" tsy maintsy hiaretan\' ireo zava-manan\' aina ao anatin\' ny univers fotsiny aza .
Anisan\' ny zavatra efa nohalalinin\' ny mpikaroka ny momba ny \"dépendances alimentaires\" na dia tsy lafatra aza izany fikarohana nifanongoa nandritry ny taonjato aman\'arivony nifanesy izany ,mba hampisy tokon\' aina bebe kokoa ho andra-olombelona ,nefa dia mbola maro ny tsy fahafantarana hita maso mikasika ny sakafo tokony ho araka ny mety ho an\' ny olona ,ampahany ihany no fantatra hatr@ izao aloha ( ny oligoéléments sy ny placebos ary ireo izay tsy ahitana olana ny fandraisana azy ho sakafo ) .
Tsara ho fantatra koa ny hevitra naroson\' ireo siantifika niresaka momba ny \"acquis providentiels de la nature\" momba ny\"carnivorisme sy ny herbivorisme \" izay nanakilasian\' izy ireny ny fomba fihinana @ ankapobeny ny zavatra misy eto @ ity tany ity .
Eo no mbola mampisalasala ny ankolafin\' ny olombelona momba ny fahafahana mihinana izao zavatra misy rehetra eto eto an-tany izao .
Nolazainao teo moa hoe:
« Ny voa avy aminao dia hiaina ao anaty vatako.
Sy ny tsimoky ny ampitsonao dia handrombona ao anaty foko,
Ny fofonao mamerovero dia ho isan’ny fofonaiko,
Teny avy @ ilay lahiantitra .Moa ve azo hitokisana ny teny aloaky ny vavan\' ireo mpaminany mikatsaka ny làlana tokony hombany @ izao fandalovana eto an- tany izao ?

4. soanja
(
23/10/2009 12:49)
cutie:
soanja
slt njy
Efa tonga za :wink: :-* :-* :-* :-*
Tongasoa Cutie. Nahafinaritra tany? Nihinana tamales zany njy tany sy blue cornbread? Inona no tena tiandry tany? namangy an'i Pueblo ve?
:-* :-* :-*
5. xxx
(
23/10/2009 13:30)
Misaotra an'i soanja nizara ireo teny mahafinaritra ireo. Taratry ny fanajana ny zavatra hanina sy hampiasaina ireo.
Ny an'i ndenn indray dia atidoha be fotsiny fa tsy finoana intsony, raha finoana sy fivavahana no ifanakalozana ao anatin'ity box ity.

6. cutie
(
24/10/2009 03:38)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 23-10-2009 14:49:37
Lohateny : Re : Hoy ilay Mpaminany momban'ny sakafo hanintsika.
Hoy i cutie:
soanja
slt njy
Efa tonga za
Tongasoa Cutie. Nahafinaritra tany? Nihinana tamales zany njy tany sy blue cornbread? Inona no tena tiandry tany? namangy an'i Pueblo ve?
tantaraiko any @ hafatra akia ny @ manaraka a :-* :-* :-* manjary lasa HS eto manko :wink:
7. soanja
(
24/10/2009 14:30)
ndenn:
Salut cutie , raha mijery ny voary iray manontolo isika dia maro ny hetaheta mipoitra avy ao antsaina mikasika ny fisian\' ny zavatra rehetra manan\' aina (étres vivantes ) ,avy @ ireo mpikaroka sy siantifika ary ireo mpitondra fivavahana no nandraisana ireo hevitra marobe lasa fahazarana ao @ olona tsi 11 mandritry ny vanim-potoana iainany eto an-tany ( raha tsy mahadiso ahy ny fandraisako ny tantaran\' ny natiora ) .
Raisiko ohatra ny finoan\' i \"Darwin\" ny mikasika ny \"évolution des especes\" , nisy fiantraikany be dia be tokoa teo @ asan\' ny saina sy eritreritry ny olombelona ary ny finoany manokana tsi 11 ny akon\' ilay heviny , raha tsy hiresaka ny momba ny \"interactions propres à la nature\" tsy maintsy hiaretan\' ireo zava-manan\' aina ao anatin\' ny univers fotsiny aza .
Anisan\' ny zavatra efa nohalalinin\' ny mpikaroka ny momba ny \"dépendances alimentaires\" na dia tsy lafatra aza izany fikarohana nifanongoa nandritry ny taonjato aman\'arivony nifanesy izany ,mba hampisy tokon\' aina bebe kokoa ho andra-olombelona ,nefa dia mbola maro ny tsy fahafantarana hita maso mikasika ny sakafo tokony ho araka ny mety ho an\' ny olona ,ampahany ihany no fantatra hatr@ izao aloha ( ny oligoéléments sy ny placebos ary ireo izay tsy ahitana olana ny fandraisana azy ho sakafo ) .
Tsara ho fantatra koa ny hevitra naroson\' ireo siantifika niresaka momba ny \"acquis providentiels de la nature\" momba ny\"carnivorisme sy ny herbivorisme \" izay nanakilasian\' izy ireny ny fomba fihinana @ ankapobeny ny zavatra misy eto @ ity tany ity .
Eo no mbola mampisalasala ny ankolafin\' ny olombelona momba ny fahafahana mihinana izao zavatra misy rehetra eto eto an-tany izao .
Nolazainao teo moa hoe:
« Ny voa avy aminao dia hiaina ao anaty vatako.
Sy ny tsimoky ny ampitsonao dia handrombona ao anaty foko,
Ny fofonao mamerovero dia ho isan’ny fofonaiko,
Teny avy @ ilay lahiantitra .Moa ve azo hitokisana ny teny aloaky ny vavan\' ireo mpaminany mikatsaka ny làlana tokony hombany @ izao fandalovana eto an- tany izao ?
Marina izany mbola eo ampikarohana ny tsara hohanina isika mba handamina ny momba antsika na ny fanena ny aretina mety hitranga amintsika na ny fanalavana ny fahavelomana no koa ho fandaminana ny ao anaty tontolo rehetra misy.
Isika dia mifandray mifandray tokoa amin'ny tontolo na ny ao anaty na ny ety ivelany ary tena tokony hitandrina raha mahalala ny hoe inona no sakafo mahamety ny momba anao sy hampilamina ny tontolo. Amiko raha tsy asiana fandinihana ny fanararaotana ny tontolo amin'ny fampiasana azy tsy ankitsitsy dia isika sy ny tontolo misy ihany no ho potika fa ny Universe mitohy ihany.
Io soratra nosoratako io dia hafatr'Ilay Mpaminany izay heverina fa niaina ela tokoa teto an-tany ary mahita ny mahasoa antsika. Hevitra ny azy fa isika no manantanteraka izay mahamety natsika tsirairay avy ary koa samy mitondra ny vokatr'izany ara-batana koa na ara-tontolo.
Ny asa na zavatra ataoko rehetra amin'ny tontolo ka misy ifandraisana amiko sy ny hafa dia hisy vokany tokoa ao anatiko amin'ny fivoarako ka na dia ranomboankazo tsotra toy ny ranomboaloboka aza no sotroiko dia aoka aho hisaotra sy hanaja izay rehetra niasa mafy noho izany ka nahatonga ahy hiala hetaheta. Mitombo aho ary milamina aho satria nisy izireo miasa ny amiko.
8. soanja
(
24/10/2009 14:31)
cutie:
Mpandefa : soanja [ Valio ] 23-10-2009 14:49:37
Lohateny : Re : Hoy ilay Mpaminany momban'ny sakafo hanintsika.
Hoy i cutie:
soanja
slt njy
Efa tonga za
Tongasoa Cutie. Nahafinaritra tany? Nihinana tamales zany njy tany sy blue cornbread? Inona no tena tiandry tany? namangy an'i Pueblo ve?
tantaraiko any @ hafatra akia ny @ manaraka a :-* :-* :-* manjary lasa HS eto manko :wink:
Ok Cutie
:-* :-* (l)
9. cutie
(
25/10/2009 13:40)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 22-10-2009 03:57:38
Lohateny : Hoy ilay Mpaminany momban'ny sakafo hanintsika.
« Ary nanontany azy ity lahiantitra miandraikitra tranombahiny iray. Teneno aminay ny momban’ny Sakafo sy ny Fisotroana.
Ary hoy ny navaliny:
Fa tsy isan’ny fanirianao ve ny hifoka ny veromanitry ny tany , sy ho toy ny voninkazo mila rivotra sy hazavana mba haharitra.
Nefa noho ianao tsy maintsy hamono mba hisakafo, ary manesotra eo amin’ ireo vao teraka mbola minono amin-dreniny mba hanalanao ny hetahetanao, dia aoka mba hatao anaty asa fiderana izany.
Rehefa mamono biby ianao dia teneno aminy ny ao amponao, « Ny hery izay mamita ny fiainanao dia hamita ahy koa; ary ny tenako koa dia ho isan’ny holaniana.
Satria ny lalana izay nitondra anao eto an-tanako no hitondra ahy koa amin’ny tanan’Ilay mahery.
Ny ranao sy ny rako dia tsy inona akory fa ny roka izay manome sakafo mahavelona ny hazon’ny lanitra.»Italic text
Ary raha hanaikitra paoma iray ianao amin’ny nifinao, dia teneno aminy avy ao amponao,
« Ny voa avy aminao dia hiaina ao anaty vatako.
Sy ny tsimoky ny ampitsonao dia handrombona ao anaty foko,
Ny fofonao mamerovero dia ho isan’ny fofonaiko,
Ary isika rehetra no miara mankalaza sy miara-paly amin’ny tonon-taona mifanesy. « Italic text
Ilay Mpaminany- Pejy 23
zay vo tafamaky fa namaste :)