REGARDER Journal-Tour d'horizon 20 octobre 2009

1. vatofototra ( 21/10/2009 09:07)
REGARDER Journal-Tour d'horizon 20 octobre 2009

- Les manifestations publiques des partisans de Ravalomanana se multiplient en province.
- Andry Rajoelina donne son avis sur le report de la réunion initialement prévue à Genève.
- Déclaration du ministre de la Justice sur l'affaire de sursis à exécution déposé par Monja Roindefo
- Fréquence Plus apporte sa version des faits sur l'affaire Gilbert Raharizatovo

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par xxx le 21/10/2009 20:47
2. Mirananirina ( 21/10/2009 09:39)
Mankasitraka aminy fanomezana vaovao vatofototra
3. pikatti ( 21/10/2009 11:30)
Mandady ny Tim klé,lasa Magroland Dago, aïe MATY AHO TGV

Te hiala @ krizy zay noforoniny ihany izahay hoy Andry ha ha ha
Izay aloha no notsongaiko fa misy isan-karazany izy ao é
Merci @ vaovao samihafa é
4. xxx ( 21/10/2009 12:57)
Mampiomehy ilay jiolahy kely fa heveriny DONDRINA ohatra azy daolo ny olona ka izay te hanao manao izay tsy te hanao tsy manao ,
Asa iza ihany ty VAHOAKA lava tononiny ity na teny gasy aza tsy hainy ,malaza tsy salama saina izy io ,anisan'ny hanararaotan'ny membre HAT azy izany KA asa ny ray amandreniny rah mba afaka hitaiza azy @FAHITSIANA na dia somary efa tara aza !
5. patrick2002 ( 21/10/2009 14:31)
Ka firy volana ,sa firy andro no homenareo TIM hangalanareo ny fitondrana aza eh! :-D :-D :-D
Miady mafy aza ,mba haantra madagasikara dia miongana ny TGV .
Kou raha tsy dondrona marina ny vahoaka koa tsy haalala fa ny blocage hataony TIM no fototrizao fahoriana mianjady izao bbbbeurk !
6. patriick2002 ( 21/10/2009 16:21)
HER HER HER hon hon hon
vive TGV
7. zoam ( 21/10/2009 17:02)
ho hitantsika eo raha tsy hiala eo io andry tgv io e ,efa mihanaka eran'ny madagasikara ny tolona ,ary efa manomboka leo fat ny mpokina
i rapa sy wiwi izao sisa no mba mpanohana ny hat =)) =)) =))
8. stallingrad ( 21/10/2009 17:10)
Izay olona mbola manohana ny TGV @ zao aloha dia ef ampilelaka
9. xxx ( 21/10/2009 17:34)
ho hitantsika eo raha tsy hiala eo io andry tgv io e ,efa mihanaka eran'ny madagasikara ny tolona ,ary efa manomboka leo fat ny mpokina
i rapa sy wiwi izao sisa no mba mpanohana ny hat
hay ve elah ao ra-zoam ee! ahoana lety ! ary elah ao anatin'ny repety mitsy ah tamininy de tsy heno tson lety a!
-fa inona ndray ty kozinlah ty ? zahay sy rapà ve sisa ozy elah ? ary i bazylou, ntssss, oay ,, essera ,andriambyyll ,stalingrad swann ,HERY2, bobake be ao lety fa elah laozanlah manao anniversaire lava de tsy maharaka eto tsony !
10. xxx ( 21/10/2009 20:47)
Mapmé be le pahina 2002 ,angaha RA8 mi bloquer indray ,angaha RA8 tsy efa trondro maty indray ,hahahahaha ,ela2 ka vao bloquer-ny trondro maty ny VENDRANA BENAREO ,mbola ho aiza anefa é,manaova solomaso sy nify atsy ho atsy ,jereo ange ny sarin'tgvendran sy monja efa tena godraka rajiolahy kely lasa nahia tsy fidiny !!!

MBOLA AIZA ny hanjo é,te hanao aminy eo ,tsy mora ny manongana anDRA8,rahoviana le arrosage to tsy anaty PROGRAMME MIHINTSY mikatso lava izao ,angah tsy nandresy indray ,beurrrrrrrrrrrrrrrrrk!hihi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0714