minisitra tratra tao an tranonà sipa

1. nytsiry ( 17/10/2009 09:13)
Minisitra iray tratran'ny Ray aman-drenin'ilay sipa ambody omby tsy afa niala tao an'efitranon'ilay sipa ihany io an !
aiza ary izy izany !
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=18720

fa naninona no tsy nolazaina ny anarany ry gazety ah sa mba te hahalafo fotsiny :-D :-P :-P :x
répondu par jarifa le 03/01/2010 09:18
2. menalamba ( 17/10/2009 12:57)
:lol: :lol: ,!!!! I Zilibéra Raharizatovo io tratra io, Angamba trotraky ny tolon'omby nandritry ny alina i bainina dia tsy tafatsôka ka tra-maraina tao, na nafenin'ilay sipa kely ny ankanjony dia tratra nibolangina teo ... :^) :^) Ndaaay!!Ndaaay...! Aza hitako aza mahita ahy...Ha ha ha ,hiii..! :-D
3. xxx ( 17/10/2009 13:17)
menalamba:
,!!!! I Zilibéra Raharizatovo io tratra io, Angamba trotraky ny tolon'omby nandritry ny alina i bainina dia tsy tafatsôka ka tra-maraina tao, na nafenin'ilay sipa kely ny ankanjony dia tratra nibolangina teo ... Ndaaay!!Ndaaay...! Aza hitako aza mahita ahy...Ha ha ha ,hiii..!
=)) =)) =)) =))
4. kotobekibo ( 20/10/2009 22:40)
Ka amiko injay aloha raha sipa kely tsy ampy taona d tena tsy mety ny nataony , fa raha sipa efa ampy taona kosa v ? olondehibe mifanaiky izany , aiza ny blem ? na minisitra izy na prezidà ?
jereo ry Bill Clinton , ry François Mitterrand niteraka antsisitany an'i Mazarine , ry JFK t@ Maryline Monroe ....
nanao an'izany doly na ny mpitondra hafa any ivelany aza e!
5. ravatorano ( 21/10/2009 09:23)
kotobekibo < mety marina ihany zany raha toe-tsaim-bazaha fa aza adino fa isika dia malagasy !
fa tena lasa lavitra be ity raharaha ity satria nitory ny frequence plus Ingahy minisitra izay voalaza anarana fa hoe lainga sy fanosoram-potaka io dia namaly indray ny radio fa tsy zareo no nanao an'izany fany mpihaino izay miditra mivantana amin'ilay fandaharana vokarin dry zareo ao
http://www.madagascar-tribune.com/Radio-Frequence-Plus-se-defend,12929.html
6. ravatorano ( 21/10/2009 09:45)

7. ravatorano ( 21/10/2009 10:14)
...tohiny
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=18825
8. xxx ( 21/10/2009 14:08)
Vidin-kaja vidim-boninahitra hoy isika malagasy an !

Nahoana ary no Gilbert Raharizatovo no voatonona fa tsy olona hafa ? Pas de feu sans flamme koa hoy ny vazaha
9. Mirananirina ( 03/11/2009 15:11)
Voa izy izany.Ny fahitako azy ohatra ny nomanina ilay izy hahazoana vola be????Volam-panjakana ihany anefa no lany :(
10. MAZUMI ( 09/11/2009 12:46)
zay no atao hoe fitondrana tsy aradalana samy manao zay daniny kibony aza voa ihany eh
zany ve ny fanjakana handrava jadona nefa manao didy jadona ssssss aza mba foza ihany eh
11. Ratoa ( 11/11/2009 23:24)
fa angaha hono ny minisitra sns tsy olombelona ? sa rehefa tonga amin'ireo toerana ireo dia tsy olona intsony. Na iza na iza olombelona mety ho solafaka na tsy manaja tena. Ka aza ny maha ministra azy no dradraina fa ny maha lehilahy tsy manaja tena sy tsy azo itokisana azy!
12. jarifa ( 12/11/2009 05:07)
ka izay anie no mahavoan'ireo sipa kely ireo e!
avy eo lazain'ny olona indray hoe mpangalabadin'olona dia tsy hita izay atao
izay fahafinaretana indray alina no mahatonga izany sa hoe mirehareha fa efa niaraka tamina ministra?
13. agoago ( 15/12/2009 09:07)
Maninona no tsy tononin'ny Midi ny anaran'ny minisitra e.Amin'izay raha sur ny voavao avoakany izy, dia afaka miatrika ny mpitory koa raha lazain'ny voatonona hoe lainga.
14. jarifa ( 03/01/2010 09:18)
Ratoa:

fa angaha hono ny minisitra sns tsy olombelona ? sa rehefa tonga amin'ireo toerana ireo dia tsy olona intsony. Na iza na iza olombelona mety ho solafaka na tsy manaja tena. Ka aza ny maha ministra azy no dradraina fa ny maha lehilahy tsy manaja tena sy tsy azo itokisana azy!

ka tsy maintsy andeha koa izany ny feo rehefa kelikely hoe Tratra tany an-tranona sipa ny Filoha-mpireneneko =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2536