Inona no tokony atao rehefa tapitra ny lalana?

1. mathla ( 17/10/2009 07:11)
"Efa tapitra ny lalana hahafahana mamaha ny olana misy ankehitriny".
Io no azo andikana ny hevitra nolazain-dRadomelina kely nanazava sy nanohana ny heviny vonona ny hanala an'i Ndefomandriny tsy ho PM tamin'zany.
Tsy tafavoaka nefa ilay vahaolana narosony fa toa vao maika nampikatso ny raharaha.
Raha manan-tsaina sy mitazona an'io teny nolazainy io dia tokony ho tonga saina ka hilaza tsotra hoe: Efa tapitra ny lalana hitako nefa tsy tafavoaka aho dia mametra-pialana fa tsy mahavita. Nofinofy ihany nefa io satria efa hita sahady tamin'ny fanambarana nataony fa dia manome tsiny ny hafa ihany no ataony, fa tsy fantany ny hadalana be vitany.
Rahoviana vao hivaha ny olana sa rehefa tafakatra 6000 Ar na mahery ny 1 euro ka vidina 5000 Ar ny lasantsy 1litatra vao ho tonga saina????
répondu par ifiona le 17/10/2009 18:14
2. terrywui ( 17/10/2009 07:26)
TSIA dia tsia !! ......rehef tsy korotanina fa avela hiasa malalaka ny Fanjakana de ho hitanao fa ny tanora ,tanora ihany amin'ny fihazakazaky ny toekarena eto M/car fa mahita lalana betsaka ! fa rehefa ireto anti-doza ireto no mbola mifikitra sy mamingana lava eo de sahirna ny tompon'ny taona roa arivo(tanora)
3. xxx ( 17/10/2009 07:39)
koa maninona no korontanin'ialaisany fitondrana ara dalana teo ,naninona raha niandry election
4. terrywui ( 17/10/2009 07:46)
tsy laisany letsy fa isika mianakavy a!! isika no niara namporisika sy nanohana ny TGV hanala andravalo ""isika rehetra ""vao tamle eletion maire nahazahoan'ny tgv 80% iny defa nanohana azy 100% i tananarive ! aza odiana fanina ny tantara niseho e!!
5. terrywui ( 17/10/2009 08:01)
Filma efa tapitra ary tantara taloha ozy i Ainacook zay sisa io TIM io fa miandry ny fialany aina farany sisa dia manatitra vonikazo de vita kabary !! ntsOOOO mapalaelo kely ireto izy !! voa maharary ,vitamatavy , petsa ...hon hon hon ! tsisy negociatO tson e! leo zahay ,,
6. ravatorano ( 17/10/2009 08:21)
terrywui < za tsy nifidy teto antananrivo renivohitra fa tany andoharanofotsy aloah noho izany za tsy voakasik'ilay hoe nifidy an ilay maire teto
fa na izany aza misy dia misy tokoa ny tsy hitovizako hevitra amin'ireo mpitondra teo aloha tamin'ny fitantanana izay nataony nefa izay tsy nitondr ahy nidina andalam-be aloha hatramizao !
z amanokana kosa d maleoko teto mada ihany d vita ny fifampiraharahana nefa moa toa tsy nisy nahatafavoaka an'izany teto ka voatery noraisin'ireo vahiny ny raharaha ary amizao dia ny nanaiky an izany indray zao no mandà
tsy hai tsony ny politika mande eto amin'ny tanana e
ny tgv aza izao izay azo lazaina fa "vadibe" an i Monima lasa sakay sy maso mihitsy ary tena tsy mifampitsitsy nefa milaza fa samy nitolona ary samy nanaongampanjakana nanao gouvernement de rue sy 1surrectionnel teny amin'ny 13 amai izay efa nifandimbiasan'ny pitondra rehetra nandalo teto afatsy Ingahy Rain'ny fahaleovantena ihany sy Ratsiraka fa ny sisa teo avoka no naka fahefana § ntssssss !
ka na ho vita matavy aza less ra terrywui ny TIM ho tafa ve isika amin'ireto FAT miady antrano ireto koa :-P :-P :-P
7. locl ( 17/10/2009 08:55)
demission no mety aminy Radomelina e!Tampina ny daomy
8. xxx ( 17/10/2009 09:33)
Tsy nisy mponina an'ANTANANRIVO nifidy jiolahy teo fa ianao no matahotra ny tsy hahazo vola vary masaka hividiananao mangahazo sy botakely dia miwawawaw heverinao fa MITONDRA etiquette ohatranao daholo ny mponinaTANA HOE V?VENDRANA ,tsy mahazo vato io MARARY SAINA IO na 1% aza .
devoly tsy manakatao any KA TAPIDALANA ho aiza anefa MBOLA RA8 ihany ny ady eo !
vive RA8 SY NY SADEC ?naninona tsy tairina izay tairina fa toa BLOQUE INDRAY NY LALANA vao tsy hanao sonia RA8hihihihi,mbola lava ny lalao fa mahatatesa !
9. pikatti ( 17/10/2009 09:41)
devoly tsy manakatao any KA TAPIDALANA ho aiza anefa MBOLA RA8 ihany ny ady eo !
vive RA8 SY NY SADEC ?naninona tsy tairina izay tairina fa toa BLOQUE INDRAY NY LALANA vao tsy hanao sonia RA8hihihihi,mbola lava ny lalao fa mahatatesa !

Mamay vao sabotsy marainy ndray ry zalahy tgvendrana ato zany klé :-D :-D :-D

demission no mety aminy Radomelina e!Tampina ny daomy

dakor @ io mintsy zah ry locl =D> =D>
10. mathla ( 17/10/2009 09:42)
terrywui:

"vao tamle eletion maire nahazahoan'ny tgv 80% iny defa nanohana azy 100% i tananarive ! aza odiana fanina ny tantara niseho e!!


De mba marina ve zany nanohana 100% zany e? Ny teny am-13 mai aza toa nihena am-pitoerana. De ireo eny am-Magro koa ve anisan'ny le 100% manohana an'i TGV? De ahoana ihany koa le fanehoan'ny mpomba ny TIM ny mbola mpanohana azy tao Mahamasina? Tantara daholo izany angamba......
Fa mety hoe terena ho 100% ny manohana satria misy lacrymogène sy Kalaky ao ambadika sy manery an'ireo mitady hanohitra.

Zao na ny misinitra aza toa tampina koa ny daomy. Maika dia maika ny hilaza fa tsy handray baiko avy amin'i Ndefo intsony,, ary dia efa nanasa an-le Mangalozitra hanatrika ny conseli de ministre, De ahoana ny position-dry zalah am-zao fa mbola Ndefo no PM.? aza mba maika hanohana olona ihany fa jereo ihany ny tantara.

De manao fanambarana indray Radomelina fa tokony hasiana lalàna we ze tsy manaiky hanao sonia amin'izy 4-dahy de manala ny tenany. Fa angaha izany no nosoniavina? Maninona no tsy nolazaina izany tamin'ny fotoana nanaovana sonia nefa mba teo ihany Ratsirahonana izay mpahay lalàna, sa tsy nanome sopapa an'izany radadatoa?

Fa ny mahagaga de raha izy no mitsipaka tsy mety hanao sonia tany Maputo II dia midika ho fitiavana tanindrazana sy fitsinjovana ny vahoaka tsy vaky volo, fa raha ny hafa no maneho ny heviny satria mahita zavatra tsy mety dia lazaina fa sakana. Sa we sakana tsy hahafahany mipetraka miadana eo amin'ny sezany?
11. pikatti ( 17/10/2009 10:13)
=D> =D> =D> =D>
Mazava be ny analyses ry mathla a,asa raha hiditra ao anatin'ny lohan'ireto tgv reto io fanazavana io :-w :-D
12. bazylou ( 17/10/2009 17:27)
resaka koa izany an
:-D :-D
13. ifiona ( 17/10/2009 18:14)
tsy azon'i bazylou hono ilay resaka fa sarotra be loatra


:roll: :roll: :-D :{ :-* :miam: :snif: :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0606