fa in iany ary! fafaina l PS ANDRYwui vao2 fafaina n dinik n

1. terrywui ( 14/10/2009 10:03)
Tsy mahamenatr tson Hery rah tonga de lazaina oe an'i TIM na GTT ity serasera ty a!
---afak mikozy irery sy mifandrotsirotsy ato hianareo mianakavy amzay ,, fa vao misy dinika atsanganay mamelively mafy ato de vonjena fafaina haingana !! angah mahasakana ny tena réel sy ny zava miseho marina zany ee! aiza zao le dinika natsangako afakomaly tao ??
--fa naharary angah izy iny hery sa nihatra tamin'ny taolana no nalana a??
kozy momba ny faha folo taona sy resaka ambondrona ary resaka sipagasy no tao ! tsisy nidiran'i hery akory le izy ! sa menatra elah tamle kozy oe niafina tao ambadiky ny facade ,?? tohizako kely le izy ary e!!
---Tao aho rahery a! zay vao tena koboko face à face tsara i toi fa tsy nahalala ahy ,nifampiarahaba maika isika mtsamy ! mety ho marina ihany le antson'i sipagasy amle oe makanesa ety ny"namana" rehetra ,nefa kosa na inona na inona lazain'i sipagasy dia izao no tena tohiny sy efa saika holazainao na efa teo ambavanao hoe:"mitsangana ety ny namana serasera TIM rehetra!" tsy afaka amzay ianao ! maninona raha tsotra e! na ilay zavatra lazainao aza defa kobo be oe TIM zahay !
---Ny dianay TGV tao koa dia tsy ianao sipagasy na i hery !! fa nanohana ny serasera sy hijery Ambondrona !!
--"Miala tsiny amin'i sipagasy ah fa otran'ny nasianao mafy aho tao ambany tao,mety ts fantatrao angamb, nefa isika aza niresaka elabe tao amin'i Ambondrona ! anotanio Ravatorano ,miala tsiny zokibe a!
répondu par dadabe le 15/10/2009 16:35
2. swann ( 14/10/2009 10:15)
tany lets zahay Pikatti fa elah no taiza a! anotanio batista ! TGV 5lahy zahay no tao , fa rah nisy oayaoaya kosa alou de naharava ny TIM ara-dalàna mihitsy zahay na de ts nitondra PA aza ah tany fa adino! hon hon hon !
3. hery ( 14/10/2009 10:32)
:-)

Koa maninona no tsy voafafa ity? :-)
4. swann ( 14/10/2009 10:33)
fetsy lahy !!!! 8O 8O 8O :idea: :idea: :idea: 8O 8O 8O


tsiky dia ampy e!
5. pikatti ( 14/10/2009 10:39)
tany lets zahay Pikatti fa elah no taiza a! anotanio batista

Fantako daholo lesy ny olona tao fa aza midelira eo elah
Ajanony ny môly bainn refa tsy zaka a
Ary marenina elah fa tsisy hikalina klé :-D
6. terrywui ( 14/10/2009 10:44)
Anotanio ary oa batista fa elah ve aoana e! elah no mamono phon ozy lery fa tsy te iarak taminay mtsamy ko zany elah !
7. pikatti ( 14/10/2009 10:53)
-"Miala tsiny amin'i sipagasy ah fa otran'ny nasianao mafy aho tao ambany tao,

fa inona no lazainy anelah l'ty,fa tena voa mafy be mintsy ve toi tao é,resaka lesy io fa aza de marary fo @zany bainn a
8. terrywui ( 14/10/2009 11:03)
Fantako daholo lesy ny olona tao fa aza midelira eo elah
elah ary tery amn sisiny be tery niarak tamindrafotsy d niavonavona b fa voatrerona b foan vao mitoditodika ko, ary masiaka b ny vadinlah le !!! gaga mitsy ra-batista !
9. pikatti ( 14/10/2009 11:10)
elah ary tery amn sisiny be tery niarak tamindrafotsy d niavonavona b fa voatrerona b foan vao mitoditodika ko, ary masiaka b ny vadinlah le !!! gaga mitsy ra-batista !

Tsy tany zany elah satria zah tsy tany ,tratra le lainga :-D :-D
10. pikkati ( 14/10/2009 11:13)
laingako letsy zany ra-wuiwui fa tsy afa nikofoka letsy ah fa masiaka be rafotsy a koboko elah sy ra-zoam sy bazylou sy ifiona
11. pikatti ( 14/10/2009 11:44)
Tsisy fika elah wiwi hoa vao nitsatohako fotsiny de nibaradaka,hita fa toraka blao fa tsisy olona ratsitarehy mihintsy tany :-D :-D
12. terrywui ( 14/10/2009 16:04)
itako letsy elah pikatti a,manao kilaoty barbotezy mavo elah de akanjo ba mille bande maintso misy sary john travolta ! ahoana marina sa tsia ?
--fa arahabaina alo ela niova tgv ee!! :-* :-* :-*
13. pikatti ( 14/10/2009 22:07)
I mitapipi zany hitan'elah zany le kambana @ lah iny bainn a :-D :-D
14. xxx ( 14/10/2009 22:38)
mifankatia be kosa ry zalahy ato izany soa dia hipacs kosa aloha nareo mitsamina e,iza le mpanisy dia iza no tofirina =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
15. pikatti ( 14/10/2009 22:48)
de wiwi zany ve le voatifitra
mivoaha tao elah hono ry wiwi :-D :-D :-D
16. xxx ( 15/10/2009 06:45)
http://www.humour.com/videos-comiques/videos_zr.asp?VIDvideo=14320
17. pikatti ( 15/10/2009 10:35)
mba aokan lisany ry zalahy rawiwi klé :-D :-D
18. ndotofetsy ( 15/10/2009 11:13)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
19. pikatti ( 15/10/2009 11:33)
de lasa nidongy ndray ve elah ry wiwi,ao lesy fa tsy adalainay ntsony a :-D :-D
20. dadabe ( 15/10/2009 16:35)
:roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3595