ts natao ho ahy

1. xxx ( 13/10/2009 16:03)
salama daholo
izaho manoratra dia vehivavy eo @23ans eo
ts zany fa mba mila toro evitra kely avy aminareo pamaky ny tenako
tojo olana aho ka inoko fa mba mety hisy vahaolana azonareo atolotra ahy
Ny fandehany dia izao
izaho io dia miaraka @tovolahy iray zay aty .Marihiko eto fa izahay dia samy aty ivelany
ary izy araka ny nolazainy ahy dia efa manana olona miaraka aminy koa any madagascar
nolazainy fa ts afaka miasaraka @io sipa io hono izy. nefa izy ko tia iaraka amiko aty
de ts aiko we inona zany ny feritreretany ahy
izy zany sady manana any no manana aty za nef ts manana afatsy izy
nisy ftôna zahay ef we isaraka fa ts tantiko ny meritreritra we izahay iaraka fotsiny tsis tanjona fa we za zany ataony fanalana andro fotsiny aty
de nisaraka kely
za mo nilaza t@io ftôna io we aleo wa tsika mijanona pinamana fa ts kwa
de niantsoa hy izy de miresaka tsara zay
de mbola nilaza izy fa mbola te iaraka amiko hono fa tiny be hono za sy ny sisa ééé
de za ko ts aiko nandra mintsy za ty non ka ts nandraza fa tia fotsiny
lol
de nanaiky ny iaraka taminy ndray za sady nentiko nody tato aminay izy itan'ireo ray amandreniko de izy ko de tena sahy klo
de ànareo inona no atokony ataoko
mbola iaraka aminy ve nefa izy efa manana ny sipany maindry azy ny dago za ts manana an"izafa we izy fotsiny no tiko
nilaza t@ko nefa izy we za hono afaka miaraka @olona hafa
de tena very hevitra izaho ry reto fa mba ampio aaaa
de manatena vahaolana avy aminao
misaotra
répondu par Mirananirina le 16/10/2009 12:39
2. Mirananirina ( 13/10/2009 16:21)
izy araka ny nolazainy ahy dia efa manana olona miaraka aminy koa any madagascar
nolazainy fa ts afaka miasaraka @io sipa io hono izy
nilaza t@ko nefa izy we za hono afaka miaraka @olona hafa
Mazava be anie izany ny heviny e!!ataony kilalao ianao fa tsy fitiavana.
Izao fotsiny ny lazaiko anao.Ny lehilahy rehefa te hahazo ilay zavatra dia milaza fa tia foana...na tsy tia aza.Manambitamby mila ...fotsiny.Mialà dia ny mbola tsy maratra.Betsaka ny hafa mila sy mitady anao.Mialatsiny aho..fa ntako ianao fa tia azy.Nefa aleo tiavina toa izay tia.Mankarary fotsiny izany.
3. xxx ( 13/10/2009 17:33)
Sarotra io miala amin'ny olo-tiana io a! Takaitra mandra-pahafaty mihitsy io. Na dia izany aza nefa dia araka ny nolazain'i Mirana hoe tsy ho very anjara re ianao na hiala aminy aza.

Ary fa maninona hony izao lhl izao no tsy afaka ny hisaraka amin'izany tovovavy any dago any izany???
4. simplex ( 13/10/2009 22:12)

dia miaraha @ olon-kafa izany koa inona moa :)
andramo anie e... mety miova be ny fandehany... izy mety ho jaloux be... afaka mametraka conditions @ izay enao hoe sarao le any Dago ra mbola te hanohy amiko...
Enao rahateo koa mety hitia olon-kafa @ izay... dia bye bye fotsiny ny momba azy...

;-)
5. lelimpi ( 13/10/2009 22:14)
aty koa misy bandy mitady soa dia taitra ianareo ry sipa an
6. soanja ( 14/10/2009 05:30)
xxx:

salama daholo
izaho manoratra dia vehivavy eo @23ans eo
ts zany fa mba mila toro evitra kely avy aminareo pamaky ny tenako
tojo olana aho ka inoko fa mba mety hisy vahaolana azonareo atolotra ahy
Ny fandehany dia izao
izaho io dia miaraka @tovolahy iray zay aty .Marihiko eto fa izahay dia samy aty ivelany
ary izy araka ny nolazainy ahy dia efa manana olona miaraka aminy koa any madagascar
nolazainy fa ts afaka miasaraka @io sipa io hono izy. nefa izy ko tia iaraka amiko aty
de ts aiko we inona zany ny feritreretany ahy
izy zany sady manana any no manana aty za nef ts manana afatsy izy
nisy ftôna zahay ef we isaraka fa ts tantiko ny meritreritra we izahay iaraka fotsiny tsis tanjona fa we za zany ataony fanalana andro fotsiny aty
de nisaraka kely
za mo nilaza t@io ftôna io we aleo wa tsika mijanona pinamana fa ts kwa
de niantsoa hy izy de miresaka tsara zay
de mbola nilaza izy fa mbola te iaraka amiko hono fa tiny be hono za sy ny sisa ééé
de za ko ts aiko nandra mintsy za ty non ka ts nandraza fa tia fotsiny
lol
de nanaiky ny iaraka taminy ndray za sady nentiko nody tato aminay izy itan'ireo ray amandreniko de izy ko de tena sahy klo
de ànareo inona no atokony ataoko
mbola iaraka aminy ve nefa izy efa manana ny sipany maindry azy ny dago za ts manana an"izafa we izy fotsiny no tiko
nilaza t@ko nefa izy we za hono afaka miaraka @olona hafa
de tena very hevitra izaho ry reto fa mba ampio aaaa
de manatena vahaolana avy aminao
misaotra



Amiko dia resabe daholo izany planina isankarazany hoe misy olon-tiako sns sns any Dago izany. Rehefa anjarany indry dia lasa vadiny. Izay ilay hoe anjara eo amin'ny fiainana. Tsy misy mahalala izay ny ambadiky ny ampitso fa ny androany ihany no ataovy izay tena mifanaraka sy mifandray aminao. Izay tsapanao dia izay no izy amiko. Mino koa aho fa matoa izy mifikitra aminao dia ianao aloha zany no tiany eo. Tokony mahatsapa fitiavana ianao anefa avy aminy sy aminao mifampiantefa. Raha tsy izay no zavamisy dia aza mandany andro fa lany fotoana fotsiny. Korazy fa mbola be ny ho avy.


7. Tenio ( 14/10/2009 07:20)
Aleo izy aki ho any, ny celibany bobaka
8. mmmhh ( 14/10/2009 08:47)
nilaza t@ko nefa izy we za hono afaka miaraka @olona hafa
:?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :roll: :roll: :roll:

Mampieritreritra an, de tena tia anao tkou ve izy @ zany?

Rah efa nisy hatrany am-boalohan\'ny fiarahanareo ilay olona dia hafa izay, fa mamela anao izy @ zao hiaraka @ olon-kafa??????
9. Papoose ( 14/10/2009 16:57)
sady betsaka rahateo ny mivady vady raha tsy hilaza afatsy ny ato fotsiny aho
10. xxx ( 14/10/2009 20:26)
salama avy
dia misaotra iandrindra anreo @toro evitra isankarazany fa misy ho sainina toko
atramizao klo de mbola tsitako lôtra ze tena atao ry reto fa mbola misalasala be iany ny tenako
te isaraka be aminy za ref iny za meritreritra le situation misy anay nef ref eo izy ôtrany adinoko dôly ny zavatra retra eritreretiko mangina any
Momba le sipany any dago de ts aiko ze tena antony tsy isarahany aminy klo we inona amrina efa niezaka nanontany iany za fa ts nahazo valiny fa we anazy rery hono zany
izy nefa aty de mi_insiste mafy ny hiaraka amiko
tsapako klo we tia ana izy fa de ts aiko we aôna no ataoko
sa ande marina atao le we iaraka @olona hafa ko za de ita eo ze fandehany nef ra isarahany eo za de mijalu ndray satria izy efa lasa tiko
manahirana izy ty
za ko ôtrany zaza be zany
ny tena marina de ts vitako ny iaraka @olona hafa ankôtrany nazy ra efa mahatsapa za we tiko izy
sarotra be zany
fa de ts aiko ééé
sairana be ny saiko
misaotra anareo indrindra nahoy andro namaky ny olana sy tsy nisalasala nanoro hevitra
11. sitlo ( 16/10/2009 06:36)
An-gasy be koa izany fitiavanareo izany. Mamely miahotra.

Izao fotsiny kozina azy: "Good bye darling fa nanao ny tsy nambinina". Dia andana miaraka amin'ny olon-kafa fa lehilahy bobaka be ireo, koa ny mbola dasoga ihany no isisihana.
12. Mirananirina ( 16/10/2009 12:39)
za ko ôtrany zaza be zany
ny tena marina de ts vitako ny iaraka @olona hafa ankôtrany nazy ra efa mahatsapa za we tiko izy
sarotra be zany
tsy omenatsiny mihitsy ianao fa tia.mafy anie rehefa tia izay e.Saingy azo arodana ihany io rehefa sendra ny tsy rariny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1645