retour en force ( bienvenu DADA )

1. xxx ( 12/10/2009 21:49)
Hafa ihany i DADA
répondu par fijo le 13/10/2009 22:45
2. ndotofetsy ( 12/10/2009 21:51)
:^) :^) :^) :^) :^)
3. xxx ( 12/10/2009 21:53)
I DADA ihany no nahavita b :wink:
4. pikatti ( 12/10/2009 21:57)
Raha izao aloha de tena tsy any mintsy reto tgv reto e, tena sans valeur
5. Papoose ( 12/10/2009 21:59)
aiza hono le retour en force mba jereko??
6. xxx ( 12/10/2009 22:00)
Aza matahotra,minoa fotsiny ihany. Efa kely sisa dia ho avy i DADA
7. pikatti ( 12/10/2009 22:02)
O ry papoose a mba avohay ao hoe zany kitifitifitra be zany sao mba mahita sary any toi e :wink:
8. ndotofetsy ( 12/10/2009 22:02)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
9. xxx ( 12/10/2009 22:07)
Papoose:

aiza hono le retour en force mba jereko??

Tu vera,on fra la fét
10. pikatti ( 12/10/2009 22:15)
May ny tanàna e,donak'afo zao ,donak'afo !!! sao de kila forehitra ao ary lery ,
Asaivo mi rapela kely ndray hoe le rahavavinao iny fa masqué le num teo é :-D :-D
11. Papoose ( 12/10/2009 22:21)
pikatti, za aza mbo mitady....dia mbo samy miandry eto isika!!!

xxx, aiza le verra fa za nefa efa miandry eee :wink:
12. pikatti ( 12/10/2009 22:24)
Papoose zany koa maika be ,andraso klou fa ho avy eo ny DVD(Dépéche Vtofototra Daillymotion) :lol:
13. AndriambyII ( 12/10/2009 22:24)
Kôzy marina vé ilay ankitifitra sa resaka tifitra ambony latabatra ndray ?
14. pikatti ( 12/10/2009 22:31)
Tsy hay lesy iny Billy na ahoana aloha fa ny rahavavin'le sipa teo tsy namerina niantso,mety loabato ngamba ny tél-ny
vatofototra aiza le fika é :lol:
15. Papoose ( 12/10/2009 22:43)
ary nankaiza marina i lery eee!! ohatr'izay nefa efa nisy vidaka teo :-D
16. tangalamaitso ( 13/10/2009 06:56)
Salanitra !

I Dada tsy olombelona fotsiny fa foto-kevitra, fomba fiasa, fomba fitantanana, jerilavitra (vision), fitiavan-tanindrazana, finoana, Sns ..., koa raha miverina amin-kery (tsy voatery ho basy io an!) inona tokoa no maharatsy izany !?

Ny tamin'ny andron'ny faha mpanjaka sy Repoblika voalohany no tsy hitako, fa hatreto aloha, amin'ny saina tsy miangatra, raha ampitahaina ny vitan'ireo mpitondra nifandimby hatramin'izao eo @ fampandrosoana an'i Madagasikara (@ lafiny rehetra) dia hafa ihany tokoa i DADA. Mety misy azo ahitsy @ zavatra sasantsasany fa tsy mampiova ny toerany mitaha @ ireo hafa.
17. tangalamaitso ( 13/10/2009 07:02)

18. ravatorano ( 13/10/2009 07:12)
TSISY ANKITIFITRA IZANY ATY AMIZAO FA TSAHO AELY FOTSINY IZANY E §

i dada ve raha miverina aty ry zareo tsy avy d samborin dry zalahy kle :?:
aleo izy hilamina tsara any sady efa nahazo chocolaterie atsy afrika atsimo d aleo izy hanao ny zaferany eeee mbola tsy amizao kosa no tokony hiverenany aloha sao manimba zavatra eo indray ! :-P
19. mihitsy ( 13/10/2009 07:57)
tangalamaitso:

Salanitra !

fitiavan-tanindrazana, finoana, Sns ...,

a hafa ihany tokoa i DADA.

hafa tokoa e, taiza no mbola nisy ohatr'azy? na ny mangalatra ny volam-bahoala, na ny mangalatra tanin'olona, na vadin'olona, na tanin'olona,na rakitra any am-piangonana ze ts nangalariny ts hitako intsony, iza no tena tia tena?,
ts hiteny afa-tsy ireo za fa hafa ihany tokoa le dadanareo iny, fa hanody azy sy ny taranany ny zava-bitany
20. ntss ( 13/10/2009 09:36)
Le méme refrain tongava eo dadanareo anaovanay azy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.131