vhv malagasy sady no violéna no vonoina
1. sylvain
(
09/10/2009 21:08)
jereo ty vaovao ty fa mampalahelo ihany ny ataony tony lahy antitra tony vaovao ny france3 eo @ 9mn15 eo no manomboka!
http://jt.france3.fr/1920/
http://jt.france3.fr/1920/
répondu par lingwa le 10/10/2009 17:34
2. ni81
(
10/10/2009 06:16)
Nampalahelo tokoa ny nandre an'iny vaovao iny. Efa zatra manao ilay toetra ratsiny ilay lehilahy araka ny voalaza satria efa nisy olona hafa koa :?
3. tywa68
(
10/10/2009 08:22)
mba afaka nitsoaka aza izy... mampalahelo (fa soa ihany mba tsy izy irery no nitory, mba ho gadraina @zay kosa lay mahavanindoza !)
5. sipagasy
(
10/10/2009 14:39)
ito http://fr.news.yahoo.com/73/20091009/tfr-une-jeune-femme-squestre-et-viole-pe-0e31ec3.html
6. lingwa
(
10/10/2009 17:34)
mba meo lien zay hijerevanay an zany am net fzay ts mbola nahita azafady