Fitiavan-tena ao an-tokantrano

1. xxx ( 08/10/2009 16:39)
Mahavariana ahy loatra ny fitiavantenan'ny ankilany ao an-tokantrano. Jamais izy mba hankasitraka zay ezaka vitanao. Matetika dia ianao indray ary no diso!Na inona na inona atao dia mahita hanankianana anao foana izy.
Dimy taona eo no nivadiana an! Soa iany aloha fa mbola tsisy zaza! Sarotra be aloha ny hifoha maraina mba hikarakara é! na mody hanampy hiainohaino ao andakozia fotsiny ary! Dégany be... :?:
répondu par cutie le 11/10/2009 20:26
2. Ratoa ( 08/10/2009 17:12)
Ahoana no inoaka fa tia ahy ny olona sahala amin'izany?
Raha izaho no eo amin'ny toeranao dia efa ela aho nonisaraka satria mety hanana zaza anelakela-trano izy ka izaho tsy atao filan-tsy mahita.
Nahoana no tsy ifampizarana ny ezak?
3. soanja ( 08/10/2009 19:10)
xxx:

Mahavariana ahy loatra ny fitiavantenan'ny ankilany ao an-tokantrano. Jamais izy mba hankasitraka zay ezaka vitanao. Matetika dia ianao indray ary no diso!Na inona na inona atao dia mahita hanankianana anao foana izy.
Dimy taona eo no nivadiana an! Soa iany aloha fa mbola tsisy zaza! Sarotra be aloha ny hifoha maraina mba hikarakara é! na mody hanampy hiainohaino ao andakozia fotsiny ary! Dégany be... :?:

Azo ampianarina ny olon-tiana raha manana fo manam-paharetana isika. Mila atomboka lalandava amin'ny modely izay asehontsika ary tsy mitsahatra manao izany na hatramin'ny farany aza. Ny fo no tokony hitempo fitiavana sy fangorahana ireo izay tsy mahatsapa. Anjarany manantanteraka na tsia. Na zavatra farany izay bitika aza dia ankasitrahana izany.

Ny zavatra iray nianarako tao anaty tokatrano dia ny fahaizana misaotra na isa-minitra aza raha ilaina izany ny zava-drehetra natao ao anaty tokatrano ka hitako ny ezaka sy asa mafy nafafy tamin'izany. Vita ny sakafo ka lany dia hisaorako izy nanamboatra iny sakafo iny. Mampirina ny fandriana dia isaorako izy nampirina an'iny. Ny azafady sy ny miala tsiny mandeha tsy tapaka. Rehefa mihazatra ny sofina sy ny fihetsika dia mandeha ho azy ilay izy.

Mila misy fitiavana anefa izany rehetra izany vao tsapa. Ka raha io no tsy ampy loatra ny fahatsapana azy dia tsara fotoana hiresahana izany ny fotoana milamina satria iny tsinona no ho mandrakizay amin'ny fisianareo mivady.

Mahereza lalandava!

4. cutie ( 08/10/2009 21:38)

miobon-kevitra :)
5. Papoose ( 08/10/2009 22:14)
Nahoana no tsy ifampizarana ny ezak?
rehefa resin'ny hakamoana tanteraka anie dia tsy manao tsotr'izao fotsiny e, na zvt faran'izay kely sy tsotra indrindra aza tsy vita...na koa hoe tsy te hanao tsotr'izao satria tsy misy fitiavana anaovana azy!
6. rakaroka ( 08/10/2009 23:20)
Heu...@ ankapobeny ny "olona zatra nampihantana loatra dia tsy dia mahatsapa tena @ "fandraisana andraikitra!" , ary "SAROTRA ny mamolaka olona efa "lehibe" ! Sady misy olona tsy te hisahirana izany fa faly mandray vonona sy mpanantena "mpiasa lava . Donk raha ny marina mbola kely ny zaza dia efa tokony tezaina handray "andraikitra" na "ahatsapa ny fiainana tsikelikely !
"Ampatsiahivo azy fa "ny vady izany anie we "complémentaire" fa tsy hoe ny iray foana no "hitrosona" dia "hialangalana ftsn ny iray!".
Ny ahy koa nanahirana toa izany. Dia isan'ny nialako t@ fombafomba izany fa fomba vao2 mihitsy no "adopté-ko" tsy hamono ahy!.
Izy manana ny "rythme"-ny sy ny didohany, dia 'za sy ny ankizy no miara-mifoha maraina,misasa, dia misy prière de nouvel âge izay miaraka ataoko @ zanako hoe "tompon'andraikitra @ fiainantsika isika, isan'ny mihary ny "fahombiazan'ny
"tontolo iainana isika, mila miatrika izany "consciencieusement"...mba ho lavorary ny fiainantsika sy ny ho avy ...Dia avy eo miara-mampirintrano zaraiko ny andraikitra, dia avy eo, miara-manao gym kely dia misakafo dia samy miomana hiasa sy ny hianatra! Dia avelako hatory izy fa 'zao. Raha tonga aho avy eo ka misy zavatra tsy vita dia "tezerako @ izay hoe "inn ary 'zany no mbô partipation-ny @ ity fiainana iarahana?. Sinonsi sao tokony tsy hisalovana ny hafa tokony hanampy ahy?... Dia tsy "tranquille" aloha @ izay ataony eo raha hanantena hipetra-potsiny kosa an!
7. soanja ( 09/10/2009 00:45)
rakaroka:

Heu...@ ankapobeny ny "olona zatra nampihantana loatra dia tsy dia mahatsapa tena @ "fandraisana andraikitra!" , ary "SAROTRA ny mamolaka olona efa "lehibe" ! Sady misy olona tsy te hisahirana izany fa faly mandray vonona sy mpanantena "mpiasa lava . Donk raha ny marina mbola kely ny zaza dia efa tokony tezaina handray "andraikitra" na "ahatsapa ny fiainana tsikelikely !
"Ampatsiahivo azy fa "ny vady izany anie we "complémentaire" fa tsy hoe ny iray foana no "hitrosona" dia "hialangalana ftsn ny iray!".
Ny ahy koa nanahirana toa izany. Dia isan'ny nialako t@ fombafomba izany fa fomba vao2 mihitsy no "adopté-ko" tsy hamono ahy!.
Izy manana ny "rythme"-ny sy ny didohany, dia 'za sy ny ankizy no miara-mifoha maraina,misasa, dia misy prière de nouvel âge izay miaraka ataoko @ zanako hoe "tompon'andraikitra @ fiainantsika isika, isan'ny mihary ny "fahombiazan'ny
"tontolo iainana isika, mila miatrika izany "consciencieusement"...mba ho lavorary ny fiainantsika sy ny ho avy ...Dia avy eo miara-mampirintrano zaraiko ny andraikitra, dia avy eo, miara-manao gym kely dia misakafo dia samy miomana hiasa sy ny hianatra! Dia avelako hatory izy fa 'zao.

Marina tokoa izany. Mifameno ny fiainan'ny mpivady fa tsy ny raika madina no manao ny raha jiaby ary ny iray higalabona.
Zany anefa amiko tokony efa tazana eny ampisipana eny. Inona moa no iarahako amin'ny lehilahy iray hitako fa tsy handray ravindeno? Raha mbola sipa fotsiny le bandy dia efa bosina raha mankao an-trano hoe ampio ianina. Raiso ity asa ity sns sns.. dia hita efa izay hafoakany. Zah koa raha mankany aminy dia tsy hisalasala hanontany hoe inona no azoko anampiana? Mba mijery izy hanao raha ve le sipa ity sa hipetra-potsiny sy anaterana vary ampandriana?

Ka ny fajitako azy aloha vao hiditra amin'izany tokatrano izany dia tokony fa hipetrapetraka ny hoe iza no hiandrakitra inona ary iza no hanao inona. Mba mazava ny raharaha fa tsy ankiandriandry lava. Fa raha tany ka miova moa ny asa sy ny fotoam-piasana dia miresaka mifandraika amin'iny indray. Zah aloha tsy hi-keep score am vadiko zany mihitsy fa izay vita atao ary izay tsy vita tonga dia milaza mazava hoe kamo ny ahandro aho androany? afaka mahandro ve ianao azafady sa hivoaka isika dia any no hisakafo. Dia hita eo zay heviny.
Resaka ifanaovana daholo no vahaolana amin'ny tokatrano. N'inona n'inona io ary ny asa mifandraika amin'ilay resaka no tena ahatsapana na tia ilay olona na tsia.

Raha niova izy nandritra ny fanambadiana dia mila fantarina izay olana izay hoe nahoana no niova izy.

Ankaotr'izay lany enerjia amin'ny olona tsy mamely fotsiny. Aza manaiky ambakana izany mihitsy e. Ny fitiavana tsy mba manambaka tsinona.

8. nathie86 ( 09/10/2009 05:30)
Mety azo ampianarina tokoa aloha ny olona iray eh, fa misy anefa ny olona na d atoronao tahakan'inona aza d tsy mba hanao zany miintsy. Efa fomba nitaizaina azy t@ mbola kely miintsy (araky ny tenin'i Rakaroka) zany ilay iz eh.
Miombokevitra @ ilay oe tsis fitiavana zany ilay ol, ny fitiavana ihany mantsy no afaka hanova ny olona iray.
9. Mirananirina ( 09/10/2009 12:16)
Mahavariana ahy loatra ny fitiavantenan'ny ankilany ao an-tokantrano. Jamais izy mba hankasitraka zay ezaka vitanao. Matetika dia ianao indray ary no diso!Na inona na inona atao dia mahita hanankianana anao foana izy.
Dimy taona eo no nivadiana an! Soa iany aloha fa mbola tsisy zaza! Sarotra be aloha ny hifoha maraina mba hikarakara é! na mody hanampy hiainohaino ao andakozia fotsiny ary! Dégany be
izay ange ilay hoe tokatrano fihafiana e.Na tsara na ratsy dia miaritra ao fa efa iny ny anao ary ko.Raha tsy mahay mihafy manko dia misaraka.izany ankehitriny no mahatonga ny fisarahana be dia be.
10. simplex ( 09/10/2009 12:22)

tsy tokony efa asiana zaza @ izay ve? :P
11. booboo ( 09/10/2009 12:36)
Sao dia tsy mifankahazo fomba firesaka ianareo ? Ny tiako tenenina hoe, misy karazan'olona tsy mahay miteny fankasitrahana mivantana, fa ataony @ fomba hafa, ohatra manaraby na maneso na manakiana tsy haiko² izany.
Izay mety ho positifs tsy asehony mivantana fa avily.
Ohatra hoe : matsiro ny laoka dia truc genre " zao ve no mba kaly ataonareo e ? " . Faly fa nahazo kdô dia " tony zao tsy efa ohatrinona tsy aleo nividianana xxxx ".
http://www.topchretien.com/toptv/view/4874/femmes-daujourdhui_femmes-daujourdhui-les-langages-de-lamour-avec-gary-chapman.html

sao mety hanampy...
12. botra10 ( 09/10/2009 13:30)
Sarotra be aloha ny hifoha maraina mba hikarakara é! na mody hanampy hiainohaino ao andakozia fotsiny ary! Dégany be... :?:
raharaha marina izany manambady izany raha izao no fandehany ny sasany indray manko rehefa arahina etsy sy eroa dia mitarakitsoka indray hoe efa diso tafahoatra loatra aky ny ataony vadiko! aiza aky na any andakozia @maraina de hambesana sady mahavita mifoha maraina miaraka amiko mihintsy izy.....
aia ty homba? poooff :oops: :oops:
13. Ratoa ( 09/10/2009 17:03)
milaza mazava hoe kamo ny ahandro aho androany? afaka mahandro ve ianao azafady sa hivoaka isika dia any no hisakafo.
tena marina mihitsy izany, indrindra raha misy ny atao. Tsy voatery ho luxe be akory.
Ny fitiavana tsy mba manambaka tsinona.
marina koa izany. Ny fitiavana, fitiavana mizara ny tsara. Izay tena tia manao izay ahasambatra ilay olon-tiana fa tsy mambotry azy.
mbola kely ny zaza dia efa tokony tezaina handray "andraikitra" na "ahatsapa ny fiainana tsikelikely
marina tsy misy diso. Ny olon-dehibe dia tahaka ny hazo efa matotra ka raha folahanao izy dia ho tapaka, ny zanakazo anefa azo omena izay bika sy endrika itiavanao azy.
Ka na izy izany mana-katao anampiana amin'ny asa ao an-trano (miantoka femme de ménage sy cuisinier sns) na tsia ,dia lasa vesatra ho an'ilay iray ny toka-trano.
tokatrano fihafiana e
tsy midika izany fa misy nateraka hanompo ny vady amanjanany. Indrindra raha mahatsiaro ho rerak sy voambaka ilay iray.
Ka tsy aleo ve misaraka toa izay hitomany tena lava eo, hanaiky tsy sazony ho andevon'ilay iray?
Raha tena tia izy dia hikatsaka lalandava ny fahasoavan'ilay vadiny ka tsy handri-handry anefa ilay vady miosina hari-mbilany.
14. xxx ( 09/10/2009 17:34)
Indrisy anefa fa tsy nisy ny fiovana, betsaka ny zavatra marina t@ voalazanareo kanefa tsy te-hiteny aho hoe tsy eo aminareo marina ny toerana! efa noezahana daholo ny fandeferana, sns. fa é é é :roll: ny tena marina dia zatra nihanta loatra tokoa izy! anatra ho an'izay mitaiza angamba hoe mba eritrereto iany ny effet-ny fa ratsy é! tsisy conscience, tsy mahalala responsabilité, zatra toloram-potsiny, tsy mahay mankasitraka! misaotra nizara traikefa!
15. Papoose ( 09/10/2009 20:06)
mahereza xxx fa tena ratsy be io
tsisy conscience, tsy mahalala responsabilité, zatra toloram-potsiny, tsy mahay mankasitraka!
lazainao io....sarotra ny manova olona nefa mila manana patience be koa hiandry ny hiovany....matetika raha tsy voadona mafy tsy ho tonga saina hiova @ ireo fanaon ireo....raha vitanao ny miafy ary hitanao fa mbola mahasoa anao ny manantena fiovana ho @ tsaratsara kokoa dia iareto...fa raha hamono anao kosa anefa ny fiaretana sy fiandrasana dia mihevera tena dia mandraisa decision...

tena marina fa tsy mora ny manatanteraka an'izay ary mafy tena mafy rehefa eo @ ilay toerana....fa efa nahazo conseils zay dia maka saina @ zay @ tena decision finale!!!

courage :wink:
16. ikaretsaka ( 09/10/2009 21:52)
indraindray koa ry xxx jereo sao avy any aminao koa ny fototr'ilay olana
17. cutie ( 10/10/2009 23:06)
mifampiresaka ihany ny vahaolana @ zany. Samy mifampilaza nareo ze samy tsy tinareo na tianareo atao @ fiainan-tokatranonareo. Fa raha samy hifampiandry eo we mety hiova izy any aoriana de non ny valiny. Le fahazarana sarotra ialana :-D

Mpandefa : xxx [ Valio ] 09-10-2009 19:34:11
Lohateny : Re : Fitiavan-tena ao an-tokantrano
Indrisy anefa fa tsy nisy ny fiovana, betsaka ny zavatra marina t@ voalazanareo kanefa tsy te-hiteny aho hoe tsy eo aminareo marina ny toerana! efa noezahana daholo ny fandeferana, sns. fa é é é ny tena marina dia zatra nihanta loatra tokoa izy! anatra ho an'izay mitaiza angamba hoe mba eritrereto iany ny effet-ny fa ratsy é! tsisy conscience, tsy mahalala responsabilité, zatra toloram-potsiny, tsy mahay mankasitraka! misaotra nizara traikefa!
18. soanja ( 11/10/2009 19:05)
cutie:

Ekena tompoko

:D
19. cutie ( 11/10/2009 20:26)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6349