Diso fanantenana ny mpitery rononon-dRa8
1. litika
(
07/10/2009 15:27)
Vava sisa atao betsaka fa ny anay ny miasa hiala amin'ny fahantrana no hatao, ary tsy manam-potoana hitango-lalitra eny @ MAGRO sady kely ny saosy omen-dry zalahy! asakasak'izay kamo miasa!!!! :-D
répondu par Papoose le 08/10/2009 22:48
5. ntss
(
07/10/2009 16:29)
Ra8 éliminé, Andry Président : VITA NY TOLONA ECHEC ET MAT de am 4e république njay manarina e!!!
9. terrywui
(
07/10/2009 17:16)
inona ndray ty PS vaovao nataonlah ty ra-zoam ?? efa ts leomboanana mitsy elah an ,,, fafainlah io haingana ! zao ny olona hiasa sy hamokatra fa tsy handrovi-pataloha lava eo am magro hoy i NTSSS akamako zay marina zany ntsss a,, refa afakantsika amin fahantrana sy milammm ny pokna mitsahatra ho azy foana io mivouvou vou vouv vouv vou isan'andro io !!!! ouh ouh ouh ouh !! hon hon hon hon!!
11. terrywui
(
07/10/2009 17:26)
ary ny phon anlah ra-zoam tou mihidy foana a!! ary inn ndray ty PS fopla vaovao ataonlah ty ee, vao niainga ane elah defa kobonay sy lery oe ra- zoam ndray io mitapy io lty aa,, kobo be elah fa fika efa antitra kely io !! sa omeko M.P ndray ve elah e??? otranle talou iry ,, fa ity efa silaka be !!! hon hon hon hon !!!
14. pikatti
(
07/10/2009 23:02)
Iza moa ireo fa tsy i wiwi ihany no miteny rery io gasmilay=mitapiwui=litika=terrywui=ntss
maty ngah leity le ouiandry iny no tsy nampitenenan'elah ntsony,elah koa anie miteny ratsy be koa aiza elah no tsy fafazan-dRahery :-D :-D
maty ngah leity le ouiandry iny no tsy nampitenenan'elah ntsony,elah koa anie miteny ratsy be koa aiza elah no tsy fafazan-dRahery :-D :-D
16. pikatti
(
07/10/2009 23:26)
Aleko ihany ry papoose anarina fa akama ihany lery ,io no efa nampivika azy mantsy teo aloha kah manahy ihany manao rechute dépression eo ndray lery :lol:
