Aiza koa no mbola misy forum hasiana fa mbola mazoto loolll

1. tenagasy ( 06/10/2009 23:50)
répondu par Papoose le 08/10/2009 01:17
2. pikatti ( 06/10/2009 23:52)
=)) =)) =)) =))
3. pikatti ( 06/10/2009 23:53)
mifohaza tao elah rawiwi fa marary elah androany :-D :-D :-D
4. tenagasy ( 06/10/2009 23:54)


Sao dia mba azo amboarina ho ngezangeza ny varavarakely fanoratana r'i Moderatera fa tsy hita ny sisin'ilay WordArt-ntsika a!

Misaotra mialoha!


Ha ha ha! Aleo sady asiana tsiky dia ampy ihany sa?
5. pikatti ( 06/10/2009 23:56)
Sao dia mba azo amboarina ho ngezangeza ny varavarakely fanoratana r'i Moderatera fa tsy hita ny sisin'ilay WordArt-ntsika a!

mila akisaka fotsiny le izy etsy ambany kah
misaotra @ le soso-kevitra aloha e :lol:
6. tenagasy ( 06/10/2009 23:58)
Mankamamy "pikatti"
Ekena e!

Mba samy misahirana kely fotsiny ary e!

Aza tsiny indrindra!

Mirary soa!
7. AndriambyII ( 07/10/2009 00:00)
Et rechiotte, ah ah ah ah !
8. pikatti ( 07/10/2009 00:00)
zahay ndray ry tenagasy maka tselmm fotsiny ka,eo an-dalam-banamboarana de tsisy fotoana firy e,
tsisy fisaorana :lol:
9. ifiona ( 07/10/2009 00:08)
inn ko ty :roll:
10. pikatti ( 07/10/2009 00:21)
slt ifiona ,ngah mbola tsy dodo e, ;-)
11. ifiona ( 07/10/2009 00:22)
mbola ;-)
12. pikatti ( 07/10/2009 00:24)
zah zao vao afaka é,
ary nakaiza ndray le akama sasany teo
inona ny vaovao elaela zay
13. ifiona ( 07/10/2009 00:26)
io no vaovao io kouuu :roll: :roll:
ts hay ntsony zé tena marina fa ny filazan'ny sasany d mbola hoe proposition fotsiny io schéma de sortie de crise io fa mbola tsy neken'ny rehetra, ny sasany ndray milaza f'efa tgv no prezida...


:-*
14. pikatti ( 07/10/2009 00:28)
mbola mamaky sy miheno moramora eo aloha zay vao tena manao analyses ,de mba hanaovy tatitra eo ihany ny akama e :-*
15. ifiona ( 07/10/2009 00:29)
ok e! :P
16. pikatti ( 07/10/2009 00:32)
gros dodo koa papoose a, tezitra ndray mantsy izy any fa tsy nanao veloma akory :wink:
zay ndray ary klou e :-*
17. xxx ( 07/10/2009 00:32)
Le terrain est miné depuis Fevrier mes chers amis ,il vous faudrait des énormes compromis pour le gateau .Si vous en voulez , en option SVP .
18. pikatti ( 07/10/2009 00:39)
bandy samy mpamadika palitao daholo ve lesy de ho hantenan'elah inona klé,samy mpamely an-kolaka daholo ,samy mikendry tohina daholo, tsy ny tombontsoan'i Mdagasikara mintsy no tadidivin'ireo tary reo fa ny nifamely izy samy izy ihany :lol:
19. Papoose ( 07/10/2009 00:49)
pikatti:

gros dodo koa papoose a, tezitra ndray mantsy izy any fa tsy nanao veloma akory :wink:
zay ndray ary klou e :-*


za ary ato mimeme @ fikelezan'aina ataon'i tenagasy @ fametrahana an'io truc-ny io koa! sahirana mitety dinika eo!!!! bonne petite matinee kattipi a!
20. tenagasy ( 07/10/2009 01:37)


Soa fa mba nampihomehy ilay izy fa tsy naha romotra toy ny any ankafa!

Mankasitraka e! na dia ............
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0603