Loza mahatsiravina indrindra .
1. AndriambyII
(
05/10/2009 15:47)
Aminareo , inona no loza mahatsiravina sy goavana indrindra mety hiseho @ ho avy momba ny tantaran' ny olombelona eto antany ? Omeko @ farany ny valin-teniko.
:?: :?:
:?: :?:
répondu par Mirananirina le 07/10/2009 12:20
2. xxx
(
05/10/2009 16:25)
Saika hilaza avy hatrany ao hoe ny fahatesan'ny olon-tiana ( na ray aman-dreny io na vady na zanaka ,sns..), dia ohatra ny nieritreritra kely indray zà dia hoy aho ny solitude indray, dia avy eo indray hoy aho hoe mety ny aretina mahazo......aaaaaa samy loza ratsy daholy retsy a! Fa izay loza mihatra aminao no lazainao fa tena loza fara-tampony.
3. booboo
(
05/10/2009 16:41)
mitovy hevitra @ xxx koa.
raha @ hoe olombelona aby aby eto an-tany indray dia : olana rehetra ateraky ny tsy fahampian'ny rano ( sy orana asidra ), bizna aretina / vaksiny ( ho bobaka ny ho faty ary ho vitsy ny hanakarem-be tsisy ohatra izany ), euh...zay no tonga ato an-dohako klou
raha @ hoe olombelona aby aby eto an-tany indray dia : olana rehetra ateraky ny tsy fahampian'ny rano ( sy orana asidra ), bizna aretina / vaksiny ( ho bobaka ny ho faty ary ho vitsy ny hanakarem-be tsisy ohatra izany ), euh...zay no tonga ato an-dohako klou
5. Ratoa
(
05/10/2009 21:54)
nytakaitra na lasa kilemaina - amputé, jamba, marenina noho na aretina ny loza nihatra taman'olona tomady.
6. Papoose
(
05/10/2009 22:11)
marina koa izay kanefa raha izano manokana na dia nahazo takaitra aza ilay olona mbola hita maso, azo vangiana...fa rehefa maty dia nofy sisa
8. Papoose
(
05/10/2009 23:01)
ohatra ity, aleonao v zany mamangy ahy eny @ fasako toy izay mbola mahita ahy eo am-pandrinako fa tsy afa-mihetsika fa malemy sanatria?
9. AndriambyII
(
06/10/2009 07:52)
Andraso aloha ka , tsy voafaritro tsara ny fanontaniana .Ny loza mahatsiravina indrindra hiseho amin'ny olombelona tsy hakanavaka eto an-tany no saika nolazaiko . :idea:
11. Mirananirina
(
06/10/2009 09:19)
Difotry ny ranomasina ny tany...dia tsy misy tany intsony,loza be io.. :cry: :cry: :cry: :cry:
12. AndriambyII
(
06/10/2009 12:02)
\"xxx\":
ny aretina , ny solitude ,ny fahafatesana , dia fantatra fa mpanjo ny olombelona tsy hakanavaka ;
\"booboo\":
ny haintany ,ny tsy fahampian\' ny fitsaboana @ lalalan\' ny vakisiny;
\"Papoose \":
fahafatesana;
\" Ratoa\":
fahasembanana ;
\"xxx\":
haintany tanteraka sy hetraketraky ny fitaovam-piadiana;
\"Mirananirina\":
tondra-drano tanteraka ;
Na dia betsaka aza ny aretina dia miezaka ny hanohitra izany ny ankamaroan\' ny olona eto antany ,ary maro ireo aretina izay efa nahitana fanafany ,nefa misy ny betsaka tsy mbola fongotra ,ny tahotry ny olona manoloana ny fahasembanana sy ny aretina maro eto ambonin\' ity tany ity ,dia azo adika fa vokatra nateraky ny subconsciences nanana\' ireo générations précédentes tsy tonga lafatra noho ny tsy fahampian\'ny fifampitan-kevitra sy ny fifaneraserana @ maha-samy olombelona ,ka nahatonga fitondran-tena asociable sy inculte matetika .Vokatr\' izany lesoka niseho tsy sazoka izany teo @ firenena eran-tany dia niavaka ho azy taty aoriana ny fiaraha-monina nironan\' ny \" pensée négationisme \" izay tsy nahita ny làlana tokony hizorany teo @ natiora ,(vokany dia nisy ny canibalisme , ny totemisme , sy ny finoanoam-poana isan-karazany).Ny mahavariana dia ny fisian\' ny ankolafin\'olona mahay mampiasa ireo fahasamihafana ireo @ izao fotoana izao hahazoany tombony materiel sy psychique araka izay ao andohany .Ary @ izao fotoana izao dia ampiasain\' ireo firenena matanjaka ireo methodes isan-karazany mikasika ny psychanalisme social sy ny ressource humaine miasa @ ao anatin\' izany sehatra izany , ohatry ny terrorisme mental ( ataon\' ny amerikana ohatra \"project beam \" )raha efa nahare io ianareo.
Mbola hitohy ny feuilleton , fa miandry ny valintenin\' ny sasany indray ô !! :!: :!:
13. simplex
(
06/10/2009 21:57)
Ny olana mahatsiravina, goavana indrindra mety hitranga @ zanak'olombelona eto ambonin'ny tany amiko dia ny hoe ho lany tamingana ny zanakolombelona... ady nokleary ohatra na hoe misy areti-mifindra fatal tampoka be ary mifindra faran'ze haingana @ rivotra. Na hoe misy komety mianjera avy any an-danitra milatsaka aty ambonin'ny tany... Na hoe rechauffement climatique, maty tsikelikely isika, na hoe ny zava-boary ankoatra antsika dia manomboka lasa cannibal tsikelikely isika...
:)
14. simplex
(
06/10/2009 21:58)
olana goavan noho izany: ra mitranga izany dia avy eo sipa faran'ze tsy reveko indrindra no tafavela miaraka amiko hameno ny tany eto :roll:
17. Mirananirina
(
07/10/2009 12:20)
olana goavan noho izany: ra mitranga izany dia avy eo sipa faran'ze tsy reveko indrindra no tafavela miaraka amiko hameno ny tany etohihihi,marina izany simlpex an..hihihi :-D