Ity no mba fika farany takatry ny sainy ony! mapmé be ....!!
1. terrywui
(
02/10/2009 16:24)
Ntsss sy bazylou sy michouh a! mba jereo anie ity fika antitra kely fanaon'ny TIM ity e! mapme be fa izy ihany no nanao anle taratasy tsisy sonia e! hon hon hon hon ! lanaky ny hehy mits ah !!!!Mihevitra ny vahoaka malagasy ho tsy ahatakatra an'io angah ry TIMandainga kah !
Foloalindahy
Mety hisy fifandonana?
«Fampitandremana» no ilazan’ireo "manamboninahitra" an’ilay fanambarana
Mihazakazaka ny fandehan-draharam-pirenena ankehitriny. Raha mbola mifanjevo amin’ny ady hevitra mikasika ny hanohizana ny fifanarahana tatsy Maputo na tsia ireo mpanao politika, dia nisy feo nipoitra tampoka avy any anivon’ny foloalindahy ka izany «vondron’ny Manamboninahitra mandala ny soa toavina» (?)izany no namoaka azy (tsy misy anaran’olona na iray aza lay izy). Marina fa tsy tokony hasiana lanjany ny taratasy tsy voasonia toy izany satria taratry ny hakanosana kanefa toa fambaran-javatra ihany io fanambarana io, indrindra taorian’ireo sihosihon-dresaka teo ho eo nilaza ny fisian’ny fivorivoriana samihafa tao amin’ny tafika. «Fampitandremana» rahateo no ilazan’ireo manamboninahitra azy. «Tsy ekenay intsony, hoy izy ireo, ny famoretana sy ny fampiasan-kery ary ny fanagadrana ireo izay maneho hevitra na amin’ny haino aman-jery izany na an-dalam-be».
Mety hisy fifandonana ve izany eo anivon’ny foloalindahy?
Nasian’izy ireo teny ny amin’ny trangan-javatra samihafa tao amin’ny tafika toy ireo fanambarana nataon’ireo tomponandraikitra ao amin’ny foloalindahy ankehitriny talohan’ny nandraisan’Ing. Andry Rajoelina ny fitondrana, ny fikaonandohan’ny foloalindahy izay nanasongadinana ny fotokevitra toy ny tsy fiandaniana atsy na aroa (neutralité), ny famerenana amin’ny laoniny ny fibaikoana eo anivon’ny foloalindahy, ny famoahana tsy misy fepetra ireo miaramila nogadraina noho ny antony politika, ny fampitsaharana ny fisamborana sy ny fanenjehana eo amin’ny samy foloalindahy. Tsy voahaja avokoa ireo, hoy ireo mpanao fanambarana, ary nitodika tamin’ireo tomponandraikitra ambony ao amin’ny tafika izy ireo ka nanao hoe: «Aoka ny «parole d’officier» izay naloaky ny vavanareo sy ny zavatra niaraha-nanapaka ho hajaina sy hampiharina tsy misy fitanilàna»,tsisy sonia anefa.
Olona be resaka sy kerisay te hanakorontana fotsiny ve ny nanao io fanambarana io sa iza…?
Rafidy
tena heverin'ireto GTT ireto fa voatavo otra azy daolo angamba ny pokna kléé!
--izao no mba fika farany takatry ny saindr'i Yves Aimee sy ny namany hono pffff!! hon hon hon!! her her her her !! hi ih ihi hi !!
vive TGV

répondu par terrywui le 03/10/2009 15:07
2. terrywui
(
02/10/2009 16:25)
aza mba manonao fika Ntaolo be otrotran'izao Mirana fa mahamenatra be ann !!? :-D :-D :-D :-D
5. zoam
(
02/10/2009 19:18)
hoavy GIC lesty dia ho hita hoe le sans qualité iny ,izahay aloha dia efa miomana ny hanao fety e ,ny anay premier tours dia vita izay ihany :-D :-D :-D :-D
6. xxx
(
02/10/2009 21:40)
HA HAHAHA MIFEZAKA RA TERY WUI ,tery saina ,au secours aiza daolo ry vendrana isany ,rySANS VALEUR ?RY ZANAKA colonel MAMO LAVA PANOGAPAJAKANA ?RY basy loha ,au secours !hihihi bola aiza é,manoboka tonga saina ny Miaramila ,afaka ny alikan'i TGVORIKA atsy ho atsy hihihi!!!
H O avy ny GIC fa miafena haingana ry TARANAKA SANS VALEUR ?HIHIHI,hoho,ga tsy beurk!indray le jilahy tsy nahazo fitenenana,TSISY MPANAO combien !!!!