Manao ahoana daholo nareo e e e !

1. rabaradaka ( 02/10/2009 08:12)
Ho henonao tsy ho ela indray ny olona mpanao an'izay fiarahabana izay. Nivezivezy tany ivelany sy tamin'ny faritra maro aho fa mbola Ravalo no fantatry ny olona. Higadona ity ny faran'ny fitondran'ny TGV ary izao no scenario tokana hiseho ary tsy maintsy heken'ny rehetra na i rabaradaka aza : ny Président de la Transition dia tsy maintsy i Andry (io aloha tsy reveko e !) ny PM dia ilay sipa bory volo iny (Misandrazana io e) ny Vice-Président dia mouvansy Ravalo ary mety ho Ravalo en personne io araka ny resaka tany Afrique du Sud. Eo no hisy ady hevitra mahatsiravina sy gidra sanatria. Araho manomboka androany ny hevitra atolotr'i rabaradaka
répondu par fijo le 02/10/2009 20:27
2. Bazily ( 02/10/2009 08:19)
Araho manomboka androany ny hevitra atolotr'i rabaradaka
:!: :!: :roll: :roll: Ho hitantsika eo aloha rabaradaka ny mety ho fizotrany a!
3. Mirananirina ( 02/10/2009 09:18)
iza ary aloha rabaradaka eh.Lazao anay
4. saranga ( 02/10/2009 12:45)
Dia inona ny marina e ? Araka ny henoko dia hoe manaiky hiala i Monja fa kosa amin'ny fomba mihaja no hanesorana azy. Amin'izao isika miteny izao dia misy tandroy 17 minibus avy any Amboasary manao gardien ao Mahazoarivo ary mampanahy ny mety hisian'ny ady an-trano
5. Papoose ( 02/10/2009 13:35)
manao ahoana rabaradaka!!! :D ahoana ndray zany hvtrao zany???
6. fijo ( 02/10/2009 20:27)
efa tamin'ny herinandro no efa hay fa tao ireo tandroy ireo,ary efa manao fampitahorana ady an trano i monja raha esorina,nefa na haninona izy na haninona,dia tsimaintsy tafapitsoka eo;
i ravalo tsy hitondra eo amin'io tetezamita io,satria mbola mitetika ny hilatsaka izy avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2669