mba ampio é!
1. Djhamhal
(
02/10/2009 07:19)
mitady lahateny na kabary fohifohy atao fisaorana ny olona manatrika famadihana ! zany hoe le refa hifarana iny ny raharaha !! misaotra anareo mialoha !!
répondu par dadabe le 16/01/2010 14:25
2. dangytsmaty
(
02/10/2009 08:50)
Miala tsiny rahalahy f'za tsy de mandala an'reny ntsony ah! Asa se rah mahita reny boky fianarana kabary reny? any zao no mety misy mahafa-po
3. Mirananirina
(
02/10/2009 11:59)
Mahaiza miteny fotsiny na tsy misy fianarana aza e.Nefa aloha marina ihany ny mianatra fitenenana mba hitovizana aminy rehetra.
4. endrika01
(
11/10/2009 04:52)
Tokony napetrakao tany aminy dinika Kolontsaina any zao mety hisy namana maromaro afaka hanampy antoi !
5. noeva
(
16/01/2010 13:02)
Ary rah azoko zany d i Djhamlal no lohandohan'ny mpisorona ao @ fianakaviana an... matoa ise no hitondra ny teny fisaorana... ooooy za zany saika hi-styl be hiteny oe andraso anontaniako le namako mpikabary kay ty resaka ty efa tam taona lasa... aza mba variana ny asa ihany oa e, tsy maharaka anze resahan'ny ol...