Vita ONU, vita SADC, vita UA, vita Firenena mikambana !
1. terrywui
(
01/10/2009 15:53)
Naka fanampahankevitra hentitra sy mafonja ny Fanjakana ka ny Amerikanina sy Lafrantsa no hiara-hiombon'atoka amin'i M/car ! tsisy fitarainana amzany SADC zany tsony ry TIM a!! nofinofy sisa zany !! aza manantena sira latsaka andrano tsony fa TGV 100% izao no tompon'ny laka ! alao hiasa milamina amzat ny Fanjakana fa andana mipirina amzay nareo ry 3mvs sy ry TIM ,gtt a ! makà aina amzay fa be izay vitanareo nambotry ny firenena tsy nahitan'ny malagasy tombotsoa izay !!
répondu par Papoose le 03/10/2009 20:46
3. xxx
(
01/10/2009 15:56)
Zay hoa le loha lomorina sy saina maloto foana ,tsy hivoatra minitsy i Madakasikara raha mbola olona mpitsaho hoatranao no hiwawawa eto eto :-@ :-@ :-@
5. Papoose
(
01/10/2009 16:05)
mitovy ihany ny pro zetete sy pro tezeve ato!!! asio porofo fa aza manao affirmation gratos fotsiny fa samy mahay aby any iiii :-D
9. tsiafoi1
(
01/10/2009 17:20)
bazylou a: Ahan zany moa izy io a!!!!
Laha vovon'amboa safahanao tsy hery fa tahotse!
Train TGV dérapé, la fin est proche!
Laha vovon'amboa safahanao tsy hery fa tahotse!
Train TGV dérapé, la fin est proche!
10. xxx
(
01/10/2009 17:51)
Hier, le putschiste est rentre..."nitsaitsaika" comme un voleur..Sans fanfare sans journaliste. Méme le Tovo Marcel n'osait méme pas saluer son "héros"..Toy ny valalan'alika ka ny tompony aza tsy tia...
14. diloo
(
01/10/2009 23:51)
Sali daholo
Natahotra journaliste tezitra t@'ilay baraka i lekely sao voatoraka kiraro toa ny nanjo an'i Bush tany Iraka: Izany no antony ilay arrivée discrète tao Ivato. :-D :wink:
Natahotra journaliste tezitra t@'ilay baraka i lekely sao voatoraka kiraro toa ny nanjo an'i Bush tany Iraka: Izany no antony ilay arrivée discrète tao Ivato. :-D :wink:
15. pikatti
(
02/10/2009 06:50)
asio porofo fa aza manao affirmation gratos fotsiny fa samy mahay aby any iiii
aiza leity ny porofo rawiwi a
mampalahelo le tgv ato klé
wiwi =mpitsaho
bazylou=mpi-beurkkk
patrick2002=hors sujet foana
ireo sisa no mpanompo an'i Andry ato de manao clonage PS sisa no hataon-dry zalahy :-D :-D
16. terrywui
(
02/10/2009 16:09)
Lemipika a! fa ny bandy sasany toa odinty fanina fotsiny ?? ry Annie , Michouh kely vao tonga ,Essera ,dadabe kou akama ihany ko , de elah Pikatti kou akama fa mody manao gisa velona eto fotsiny manambaka ny Tim eto fa akamanay ty ry Mipika a!! ny porofo io PS anlah Iray manohana ny TGV io !!!...
--haiko tsara anie fa elah ihany ry PIkatti no HERY2 e !! iza no tsy mahalala anzany ny oul ato ??
pikatti = Hery2
--haiko tsara anie fa elah ihany ry PIkatti no HERY2 e !! iza no tsy mahalala anzany ny oul ato ??
pikatti = Hery2
17. dadabe
(
03/10/2009 01:24)
hey
Dadabe tsy mpanao politika
dadabe tsy mbola nanohana tsangakevitra
dadabe tsy mbola nanohana olona teto @ serasera
dadabe tsy mbola nilaza fa mankasitraka ny tgv (izay tsy haiko rahateo satria zah efa ho 8 taona tsy tany gasikara)
dadabe tsy mbola nanohana an'i ra8 satria zah tsy tany dago t@ fifidianana izay nataontsika
donk aoka mba tsy hampidirina anaty "group politika" izy fa sao :@ :@
mercii
dia mirary soa

18. Papoose
(
03/10/2009 20:46)
:-D aza taitaitra grand papa fa izy samy izy ihany wa no mifanondro molotra eo an!
zay no anaovako hoe mitovy ny zetete sy tezeve eto fa samytratry ny fanatisme! sady manao vozah moud miad dia manao fangalam-pierre! :-D =))
zay no anaovako hoe mitovy ny zetete sy tezeve eto fa samytratry ny fanatisme! sady manao vozah moud miad dia manao fangalam-pierre! :-D =))