fa tena hafabaraka ve ny MALAGASY?

1. papala ( 01/10/2009 07:53)
ho an'ny GILBERT raharozatovo. TSY tokony ny ANARAN'NY VAHOAKA MALAGASY mihintsy no dradradradraina fa hafabaraka.Satria NY VAHOAKA MALAGASY DIA TSY NISY NIFIDY AN'NY andry rajoelina ho PRÉSIDENT! (resaka BOTO FORCE no nahatongavany teo) KA aza soketaina ny ANARAN'NY MALAGASY , efa fantatry ny eran'izao tontolo izao zany! NY vahoaka MALAGASY DIA MANANA NY FIHANDRIANANY, NA DIA TSY MITENY AZA, fa hianareo reo hat na fat reo no afa-baraka. ZAO NDRAY ZAO DIA sakano daholo ndray reo firenena mba hanelanelana, LAVAO IHANY NY LAVAKA HILEVENAN-tenisany ry HAT. TOHANO TSARA NY MONOPOLE miaraka @ FRANTSAY!!!!!!
répondu par fijo le 02/10/2009 20:44
2. Mirananirina ( 01/10/2009 11:04)
TSY tokony ny ANARAN'NY VAHOAKA MALAGASY mihintsy no dradradradraina fa hafabaraka.Satria NY VAHOAKA MALAGASY DIA TSY NISY NIFIDY AN'NY andry rajoelina ho PRÉSIDENT! (resaka BOTO FORCE no nahatongavany teo
=D> =D> =D> =D> Marina tanteraka io.Ny anarany irery no afabaraka sy voatonontonona tany.
3. xxx ( 01/10/2009 11:19)
Mba nanao ahona aloha ny fahatongavan-RAJIOLAHY omaly alina é,NITSAITSAIKA TOY NY mpangalatra eise ,tohizo ihana ny alikana ry FATIN'ALIKA ?A?tsy izay hevitra azony tany frantsa tany no tadiaviny hatao fa MAPUTO ?MADAGASCAR pays MAHALEO-tena ?TSY MILA ny resabe ny gouvernement frantsay ,ary tsisy hilàna ny hevitry ny gouvernement frantsay ,NY CHOMAGE AO AMINY NO TOKONY RAHIRAHINY fa tsy hangalatra any @firenena madinika dia HAMPIHADY NY MAIVANDOHA SY HANDRIPAKA NY MALAGASY MANELINGELINA NY FANAGALARANY!!!!
4. xxx ( 01/10/2009 11:30)
Ny maivandoha tiko lazaina etsy ambony NY FATIN'alika ,naninona aloha tsy tonga ny CAPSAT VOAKARAMA PAMONO OLONA NO tsy nitsena andraJIOLAHY é,?????,naninona no niafinafina ,tsisy solution afatsy ny SADEC OA TY RAHARAHAMPIRENENA ity ,ireo sisa no handrasana hapandry tany,efa depuis 17 mars eto MCAR no tsisy fanjakana ary miha mahanatra andro amna'alina ny gasy sady MIHAINA AMINTAHOTRA SY HOROHORO !!!!
Mila Deloger6na haingana ireto PUTCHISTE RETO fa efa tena POTIKA NY FIRENENENA!!!!!!
5. MANEVIL ( 01/10/2009 12:08)
sô de tokony hanaovana referendum oe iza tokoa no nahatsiaro ho afa baràka :roll: lol lol

de mba asehoy moa le pseudo rehefa maneo hevitra ee!!!
6. michouh ( 01/10/2009 13:33)
Marina mihitsy kosa ny tenin'i Ministra Gilbert Raharizatovo fa afa-baraka ny vahoaka Malagasy, iarareo pro-Ravalo akory tsy ahatakatra izany satria ny mpitarika anareo koa moa no ambadik'izany ka ahagaga ve raha miteninteny foana ianareo. Tena afa-baraka ny vahoaka Malagasy, fa inona ireny vahoaka teo amin'ny 13 mai sy eran'ny Madagasikara nanohana ny HAT ireny, mbola tsy vahoaka ihany ireny ? mba menatra sy misaina. Tsy tongatonga ho azy teo akory ny Filoha Andry fa ny vahoaka no nanosika azy teo. Izahay tsy mila pro Ravalo Jadona sy mpanakorontana, mpamingana sady fanetry ben'ny Firenena.
7. Papoose ( 01/10/2009 13:35)
sambatra zay malagasy tsy mahatsiaro tena ho afaa-baraka zany
8. terrywui ( 01/10/2009 15:46)
Ompaompao ihany ny lehiben'Andrimpanjakana ry TIM ato amin'ny serasera a! ompao ihany a,, aza mimenomenona rehefa tifitifirinay otran'ny akoho !! mahatantesa tsara valinkitsaka !! manopanopah ihany ny Prezida sy ny PM sy ny Ministres an ? hany an ,,, ???
9. xxx ( 01/10/2009 15:57)
tsisy ny fanompana olona raha tsy ireo ataon'ireo fatin'olona tsy misaina toa anao ihany :-@ :-@
10. Papoose ( 01/10/2009 16:07)
oujy!
11. fijo ( 02/10/2009 20:44)
fa nisy inona hono
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3833