TENSION

1. lako ( 30/09/2009 10:43)
Tena sahirana mitsy @ tension ko satria misy tension 17/14 za zay refa vizana na tsy ampy torimaso!!de nande tany @ Dr za de tonga de nomeny captopril!!
Nefa na le Dr aza niteny fa tsy te hanome anà io fanafody io ono izy fa mbola tsy tokony mihinana io aharitra za!!de noraisiko fotsiny le fanafody fa tsy nohaniko satria lasa souci o anà le izy!!de mihinana tongolo gasy za fa zao anefa refa tena marary ny lohako de tsy sitran'ilay tongolo gasy fa ôtrany afaafa be zany ny ambony masoko!!Misy nanoro hevitra koa za we atao suppositoire ono ny tongolo gasy fa tsy sà za!!
De inona re no mety ankoatra io ra mba misy eee!!!Tsy ihinana fanafody mitoy zany mitsy za nefa zaay tena karazan'ireny olona be tension reny mitsy!!!
répondu par lako le 12/10/2009 10:14
2. Ratoa ( 30/09/2009 13:35)
Tandrema fa zava-doza ny tension. raha manana vola ihany ianao, manaraha tena tsara. Mividiana tensiomètre . jereo fa be ny tambavy mampihena tension, ny consoud. Ny huile d'olive tsy mampihena tension fa mihinana ny menaka ratsy rehetra ao anatinao ao. Mampihena ny cholestérol négatif ( misy karazany roa ny cholesterol) . Ahenao ny sira, eny na ny siramamy aza. tahaka izany koa ny hena ritra.
Manaova koa sport malefaka. Rehefa maray andoha, mihinana aspirine kely, dose pédiatrique izany hoe dose pour bébé ou jeune enfant.
Izany hoe azo araha maso ihany izy fa ny tena marina dia tsy misy fanafany hafa tsy ny fanafody.
Miankina amin'ny taonanao koa. arakaraky ny hitomboan'nytaona no hiarakany.
Misy koa héréditaire . Ny tension dia tsy misy fahasitranany fa arahana maso sy mitandrina izay hanina.
3. lako ( 01/10/2009 07:28)
Tena manana reny tensiomètre mande pile reny mitsy za ary efa tsy de mihinana sira betsaka koa!!tena lasa tsy de tia sira mitsy ary za satria efa zatra matsatsotsatso sira!!de zay mahatonga anà refa mihinana zvt maazoazo sira de mando be mitsy!!tsy tia sira araka hita maso ka tsy levona reny ko alo za eeee!! toy ny frite asina sira araka reny!! zvt manta hohanina de asina vovotsira de le sira vovony iny tonga de any ambava!!!!ggggggggrrrrrrr!!aleoko tonga hohanina @zao na vômadilo aza de mihinana za fa hohanina @zao!!
De zao koa eee!!!manao sport ihany za refa misokatra ny piscine aty Tana fa zao mbola tsisy piscine!!De efa mba nihazakazaka ihany za fa mora sepotra be mitsy!!de ny mande tongotra no mba atao iany indraindray fa ôtrany tsy ampy zany le izy!!fa le hihinana fanafody mitoy alo tena tsy poinsa alo ra mbola zao fa aleo manao zvt afa ra misy!!
4. rhina ( 03/10/2009 13:59)
manana bebe sy reny misy tension aho ary vady fa ny azy ireo dia irony antsoina hoe: voamason'omby irony na tsy tadidiko teo ny anarany fa efa lazainy vadiko ahy faoana
ah tadidiko : 'radreka' na 'voamasonomby' ireny no angalana raviny 5 na 7 eo dia ampangotrahana @ rano 1litatra dia sotriny avy eo dia ita fa tena stabla ny tension any na miakatra io na miidina
zavamaniry io an!
5. xxx ( 06/10/2009 08:42)
Tongolo gasy 1 alona anaty rano 1 vera mandritra ny alina dia sotroina @ maraina

Na koa asio tongolo gasy foana ny sakafo

Ataovy akaiky ny siligaoma avy eo na karaoty ho an'ny fofona :-(

Sakafo 4 no tena be vertus : tongolo gasy, tantely, citron, sakamalaho.
6. ni81 ( 06/10/2009 11:40)
manana bebe sy reny misy tension aho ary vady fa ny azy ireo dia irony antsoina hoe: voamason'omby irony na tsy tadidiko teo ny anarany fa efa lazainy vadiko ahy faoana
ah tadidiko : 'radreka' na 'voamasonomby' ireny no angalana raviny 5 na 7 eo dia ampangotrahana @ rano 1litatra dia sotriny avy eo dia ita fa tena stabla ny tension any na miakatra io na miidina
zavamaniry io an!
be no mampiasa io zava-maniry voamason'omby io any dago. Aty ivelany koa izy ireny amidy eny @ jardinerie.
7. ravonjison ( 06/10/2009 15:33)
lako:

Tena sahirana mitsy @ tension ko satria misy tension 17/14 za zay refa vizana na tsy ampy torimaso!!de nande tany @ Dr za de tonga de nomeny captopril!!
Nefa na le Dr aza niteny fa tsy te hanome anà io fanafody io ono izy fa mbola tsy tokony mihinana io aharitra za!!de noraisiko fotsiny le fanafody fa tsy nohaniko satria lasa souci o anà le izy!!de mihinana tongolo gasy za fa zao anefa refa tena marary ny lohako de tsy sitran\'ilay tongolo gasy fa ôtrany afaafa be zany ny ambony masoko!!Misy nanoro hevitra koa za we atao suppositoire ono ny tongolo gasy fa tsy sà za!!
De inona re no mety ankoatra io ra mba misy eee!!!Tsy ihinana fanafody mitoy zany mitsy za nefa zaay tena karazan\'ireny olona be tension reny mitsy!!!

Ny tosi-dra ambony dia zavatra betsaka no mahatonga azy, ny antony mahatonga azy no tokony ahitsinao voalohany. Misy koa anefa herediraire, noho izany tsy azonao ahitsy .Toy izao izany no demarche ataonao mikasika ilay tosi-dra :

1- Ovanao tanteraka ny fomba fiainanao :- izay sakafo mampiakatra tosi-dra dia ajanonao tanteraka ( voalaza etsy ambony, ny sira dia ratsy tokoa).
- tsy azonao atao ny misendaotra, ialanao tanteraka ny mivazavaza, mifamaly, emotion axtreme,sns...
- raha azo atao dia somary ovanao ny fomba fijerinao ny fiainana. Izany hoe tsy azonao asiana stres be loatra ny fiainanao.Ny fieritreretana be loatra ny olana misy eo @ fiainana na ao antrano dia mampiakatra ny tosi-dra.
- ny sport extreme dia ialanao. Mahazo manao sport tsotra sy maivana kosa ianao.

2- Ny captopril dia fanafody tsara tokoa. Tsy voatery anefa ianao hihinana azy foana. Ny tsaratsara izany dia mihinana captopril ianao mandra-paha calme ny tosi-dranao ka efa metrisé- nao ireo fiovana voalazako etsy ambony.Rehefa vitanao tsara ny manaraka sy mampiatra ireo fiovana dia ajanonao @ izay ilay captopril. Mety hoe afaka 2, 3, 5, 6 mois....

Fehiny : sady mihinana captopril ianao no manova ny fiainanao. Rehefa tafiditra ilay fiovana sy calme ny tosi-dra dia andramanao ajanona ny captopril.

Fanamarihana: ny captopril izany dia tokony ampiasainao izao dieny izao satria ireo fiovana eo @ fiainana ilaina dia mety maharitra vao tonga ny effet-ny, ary ny effe-ny @ voalohany koa dia mety kely. Ilay tosi-dra anefa mety hisy akony hafa eo @ tenanao, noho izany ilay tosi-dra tsy maintsy metriser -nao izao dieny izao mba tsy hamela akony hafa @ tenanao.
8. niryna ( 08/10/2009 16:42)

ravonjison:

ankoatran'ireo efa nolazain'i ravo sy nolazain'ny ankizy ireo koa dia ireto koa misy sary jereo raha fantatrareo dia azo am-piasaina ihany koa

afaka tsy mihinantsira koa fa io no tena mampiakatra ny tension
mila mihinana tongologasy iray isan'andro na ataoy io tenenin'ny namana eo ambony io
ataovy mifanohitra ny olona tsy ampy ra izany no tokony atao,aza mihinana zavatra maintso toy ny anandrano ,anamamy,voaloboka,ireny berry ireny na karazana vorihazo,ny ampongambeandanitra dia azo ohanina,ity misy iray mahagaga,fa sady mampiakatra no mampidina ny ra dia ny betterave izany.
Manohy izany koa dia hiezaho ny hanana fo tony fa tsy mora tezitra fa vao maika mampiakatra ny tosi-dra ary mitarika areti-po mihitsy aza satria miakatra any amin'ny ati-doha ny chemical ka mety ho voan'ny stroke ilay olona na ireny tapaka lalandra dia tsy afaka mihetsika ireny ny ilany
Raha azo atao dia aleo tsy mihinana fanafody raha mbola misy ihany koa ny tambavy saingy mila fantarina koa ny fatrany fa sao manaonao foana
Ny tongolo be koa dia mampidina ny tension saingy tonga dia midina tampoka fa raha azo atao dia asio tongolo gasy foana ny sakafo izany hoe endrasana ho masaka dia tetehina madinika kely ilay izy dia vonoina ny afo.
na salade aza azo asiana tongolo gasy fa raha masaka be kosa ilay izy dia tsy mampiova na inona na inona fa afaka mihinana daholo na ambany na ambony ny tosi-dra.

9. lako ( 12/10/2009 09:43)
Misaotra betsaka indrindra alo t@ toro hevitra atao ze mety eeee!!fa zao
rhina a: le "voamasonomby" ve atao fôna sa vao mihinana azy de mety de ajanona!!de ra tsy mihinana tsony ve mety tsy miverina intsony?
10. lako ( 12/10/2009 09:54)
Misaotra betsaka indrindra alo t@ toro hevitra atao ze mety eeee!!fa zao
rhina a: le "voamasonomby" ve atao fôna sa vao mihinana azy de mety de ajanona!!de ra tsy mihinana tsony ve mety tsy miverina intsony?
11. lako ( 12/10/2009 10:14)
Misaotra betsaka indrindra alo t@ toro hevitra atao ze mety eeee!!fa zao
rhina a: le "voamasonomby" ve atao fôna sa vao mihinana azy de mety de ajanona!!de ra tsy mihinana tsony ve mety tsy miverina intsony?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1267