De mbola najabaky ny dinosore ihany ...Famaivanan-doha ve !!

1. tsiafoi1 ( 29/09/2009 06:36)
Mitohy hatrany ny échec politique an'i kelifingotra. De tsy mety tonga saina mihitsy ve!!! Efa hajabaky ny olona any anaty hady lalina, fa e! e! e! Tenenina foana fa e! e! e! Raha mitohy izao dia Sadam Hussein no hiafarany.

Hamaivanan-doha ve sa te ho héros de l'histoire??? Ny lybiana sy ny frantsay hiala mora rehefa alohalika ny ranombary, hampiasa ny hypocrisie manavanana azy fa le bandikely ity hifotetaka tanteraka.

Mihatomotra ny farany... Transition tsy hihoatra ny 24mois, mbola hanao kirin'amboa antitra ihany ve sa mba hahay hanao fialan'ny jiosy!!!
répondu par diloo le 30/09/2009 23:38
2. xxx ( 29/09/2009 10:20)
MBOLA ho samborina'io rajoelina rajiolahy io f'aza matahotra é,ny loza di ty ramaosaona TSY VANONA manakarama biby olona HAMONO NY MALAGASY TOA AZY ?LEHILAHY LEHIBE TSY VALAHARA ?TOKONY potehina any io building an'io raha tsy izay io LAHY ANTITRA PIVAROTRA TANINDRAZANA IO TSY HITSAHATRA HAMONO NY PIRAY TANINDRAZANA AMINY NOHON'ny FITIAVANA HITAZONA FANJAKANA NAGALARINA .
Le 4*4 no tokony hitambaran'ny vahoaka refa hita DIA HITANNY OLONA TAO RASARERAKA?ANDRIAMISEZA,ORGANES? POTEO NY 4*4 RE VAHOAKA A ,RAHA TSY izany DORIO ANY io BUILDINGn'le TSY VaLaHARA io le rtOA MPIVAROTRA BOKY MATY INY OLONDRAMAROSAONA no nitifitra an'iny,reo CAPSAT REO TSY NY TENA MIARAMILA fa olona no recruter-dramarosaona ,hapidiro @zay rangahy nySADEC FA ELA a,potika ny firenena !!!!
3. eisy ( 29/09/2009 11:11)
de sambatra ery nareo zalahy mahay pôltika lalina,..... zahay aloha de mijery fotsiny miandry izay filaminana!
4. Mirananirina ( 29/09/2009 11:49)
Io indray rehetra tsy azy intsony ny fitondrana dia higadra aminy ratsy nataony...raha tsy hoe hiala tsy Malagasy intsony angaha fa hiverina aty.. :lol:
5. tsiafoi1 ( 29/09/2009 12:26)
Ny fahendrena ho an'ny train dérapé de ny miala ambony rail, mikisaka mihitsy aloa...

Tsisy fitondrana azo tazonina amin-kery mandritra ny taona maro izany, tsy maintsy mirefotra ihany na ho ela na ho aingana... Efa tafakatra avo loatra le dérapage politique, mikisaka maka saina ny mety aminy aloa.
6. ketaka67 ( 29/09/2009 12:49)
xxx:

MBOLA ho samborina'io rajoelina rajiolahy io f'aza matahotra é,ny loza di ty ramaosaona TSY VANONA manakarama biby olona HAMONO NY MALAGASY TOA AZY ?LEHILAHY LEHIBE TSY VALAHARA ?TOKONY potehina any io building an'io raha tsy izay io LAHY ANTITRA PIVAROTRA TANINDRAZANA IO TSY HITSAHATRA HAMONO NY PIRAY TANINDRAZANA AMINY NOHON'ny FITIAVANA HITAZONA FANJAKANA NAGALARINA .
Le 4*4 no tokony hitambaran'ny vahoaka refa hita DIA HITANNY OLONA TAO RASARERAKA?ANDRIAMISEZA,ORGANES? POTEO NY 4*4 RE VAHOAKA A ,RAHA TSY izany DORIO ANY io BUILDINGn'le TSY VaLaHARA io le rtOA MPIVAROTRA BOKY MATY INY OLONDRAMAROSAONA no nitifitra an'iny,reo CAPSAT REO TSY NY TENA MIARAMILA fa olona no recruter-dramarosaona ,hapidiro @zay rangahy nySADEC FA ELA a,potika ny firenena !!!!

ho avy ny miaramilan'ny SADEC, ny casques bleus ! tsy misy manaiky @ izao intsony! efa mahazo vahana izao ny GTT sy ny mouvances hafa! dia tsy hijanona intsony io!
mbola handalo tribonaly ary @ cour internationale des droits de l'homme ary no fiafaran'ireo loham-borintsiloza ireo!
7. xxx ( 29/09/2009 13:51)
Sortie de crise : L’application des accords de Maputo, menant rapidement vers une consultation démocratique libre et transparente demeure le principal objectif du Groupe de contact international, qui selon plusieurs sources, n’exclut pas une intervention militaire des forces de la SADC pour déloger les auteurs du coup d’Etat
8. tsiafoi1 ( 29/09/2009 14:58)
Kenda ny firenena ngeza tsy araky ny kajikajy nitondrany azy ny tactique niatrehan'ny firenena Afrikana azy...

Io resaka consultation démocratique io sisa dernière balle. Io koa no andrasan'ny légalistes mafy, ary efa naroson'ny Filoha Ravalomanana mialohan'ny nialany an-tanindrazana fa tsy neken'ireo mpanao ankeriny.

Aty amin'ny vahoaka ny bala farany, raha tsy hisy ny osoka avolenta samihafa, na ny lobbing faramparany ataon'izy ireo any @'ireo firenena membres ny SADC sy ireo mpitantana ny GIC

9. ketaka67 ( 29/09/2009 15:55)
tsiafoi1:

izay logiquement ny fandehan-javatra! aleo ireo hanao ny hadalàny eo fa ny légalistes hanomana ny ffidianana, iza ary izao no pions légalistes TIA TANINDRAZANA antenaina fa hampiverina ny ordre constitutionnel ary olona tena mba efa zatra ny fomba fiasan'ny rouages administratifs internationaux, fa tsy ireo tsy taingatainga, sy arrivistes ireo! tsy ireo dauphins' ny dinausaures ireo intsony fa tena olona efa nisy résultats ny fitondrana nataony teo aloha izay hita poko hitam-pirenenena ny asany, ary nampisy croissance 7% ny ekonomia an'ny madagasikara Mety tsy Atoa Ravalomanana intsony koa anefa! iza ary?
raha ny hevitro aloha dia tsy pro-frantsay, mahavanon-doza koa ny politikany ary efa hatramin'ny 1947 izany! jereo ny tantaram-pirenena anie! mijaly foana isika raha miankina amin'ny la frantsa! izay ny adihadin-kevitra hitako eto!
Iza ary!

10. tsiafoi1 ( 29/09/2009 16:31)
Ketaka a, Ny hazo avo halan-drivotra hoy ny malagasy. Matoa nihazakazahana mafy ny nandaraboka ny hazo vaventy, dia nanalokaloka ny tombotsoan'ireo nanjera azy...

Tsisy afatsy Ravalomanana aloa hatreto no mahafeno sy mahavaly ny fanontanianao... Soa fa mbola velon'aina izy, ary tsy adala i Afrika miaro azy... Azo raisina ihany koa Atoa Fetison, nefa mbola somary mampametra-panontaniana hoe :"Nahoana no tsy voakitikitika izy nandritra an'izay crise izay??? Toa ny hoe :"Nahoana Andriamiseza no tsy voakitikitika"

Sarotra ny fanivanana kanefa na izany aza dia hita ny fitantanan'Andriamanitra ny mason-tsivana, tsapa fa mipoitra tsikelikely ireo "Ambodia mitafy odi-janakondry" Na eto an-toerana izany na any ivelany...

SAROTRA TOKOA NY POLITIKA fa dia ny maminavina no no mba azontsika vahoaka atao... Ny fahendrena dia mivavaka ary mametraka ny fiainam-pirenena ampelatan'Andriamanitra. "Fikasana an'Olombelona, fa ny zaka an-Janahary"
11. diloo ( 29/09/2009 17:13)
adinon'i Tsiafoi ny Amen mandrahapahatongan'ny Aleloia. :-D 8) :-*
12. fijo ( 29/09/2009 22:25)
hihiihhiih ao letsy fa apetrako ny amen an
13. pikatti ( 30/09/2009 00:09)
Kenda ny firenena ngeza tsy araky ny kajikajy nitondrany azy ny tactique niatrehan'ny firenena Afrikana azy..

manomboka manohitra le farasisa France A(fric) ny Afrikanina, maty aho ry fihinanako,de mbola hitady hisolelaka ve ry "kelifingotra",nefa ry zalahy ihany no mitomany hoe izahay tsy mila miantehitra avy any ivelany zany é; misy vola avy @ saodianina é, misy vola avy @ lybianina é,tsisy valera !!! :-D
14. tsiafoi1 ( 30/09/2009 09:30)
diloo a! Tonony mangina any am-pon'là any leity le izy fa hitan'i Tompo io na tsy lazaina aza.

pikatti a, mazamazana ny adversaire, kanefa efa fantatra izy ireo, de toy ireny nataon'ny firenena afrikana ireny ny fiatrehana azy... "Firaisankina no hery"... Na tsisy volabe arantiranty aza, efa faninana nandraingiraingy aloa t@'iny...
15. fijo ( 30/09/2009 20:28)
efa fanina foana anie ireo,fa saingy manao diann'y mamo e
16. diloo ( 30/09/2009 23:38)
Tsiafoi-->
diloo a! Tonony mangina any am-pon'là any leity le izy fa hitan'i Tompo io na tsy lazaina aza.

Marina izany kan :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4149