mapiakatra tension ve ny raisin?

1. arialy ( 29/09/2009 04:28)
saliii daolo e
hono oa ze mahalala , mampiakatra tension ve ny raisin fa tsapako fa in 2 zay za no nihinana raisin de nitovy ny zavatra nahazo ana
otry ny lasa henjana ny nuque, vizana hafahafa izany, ts de haiko koa ny mitantara azy
fa de mangataka fanazavana am ze mahalala é ! misaotra mialoha
:)
répondu par arialy le 19/10/2009 15:11
2. booboo ( 29/09/2009 11:57)
aaa au contraire ! tena mahatsara ny fikorian'ny rà mihitsy ny voaloboka sady mahasalama tsinay.
3. ni81 ( 29/09/2009 12:00)
saliii daolo e
hono oa ze mahalala , mampiakatra tension ve ny raisin fa tsapako fa in 2 zay za no nihinana raisin de nitovy ny zavatra nahazo ana
otry ny lasa henjana ny nuque, vizana hafahafa izany, ts de haiko koa ny mitantara azy
fa de mangataka fanazavana am ze mahalala é ! misaotra mialoha
raha divay no sotroiko dia manao toy io lazainao io zà fa raha jus na raisin tsotra dia tsy misy olana mihitsy.
4. Ratoa ( 29/09/2009 17:26)
mbola tsy reko indray izany
5. rhina ( 03/10/2009 14:03)
Bold text Pour combattre l'hypentension artérielle, mangez du raisin!
Médecine La consommation de raisins préserverait d'une tension artérielle élevée découlant d'une nutrition beaucoup trop salée et diminuerait de surcroît les dangers de souffrir d'autres troubles cardiovasculaires, selon les résultats préliminaires de chercheurs de l'Université du Michigan.

arak'io lahatsoratra io dia tsy mampiakatra tension ny raisin

efa notsapainao t@ tension mettre mintsy ve lo oe niakatra ilay izy sa niidina e!!! io koa mantsy tsy voatery oe le raisin fa mety zavatra afa mintsy .
6. tywa68 ( 04/10/2009 09:02)
booboo:

aaa au contraire ! tena mahatsara ny fikorian'ny rà mihitsy ny voaloboka sady mahasalama tsinay.

+1 (tsy tsara atao be fa maha-botra2) :-D
7. ikaretsaka ( 04/10/2009 11:55)
Le ranomboaloboka feremente koa tsara
8. tywa68 ( 05/10/2009 11:27)
Ika > divay 1 vera ihany aloha d arakarak'ilay olona :-D :-D
9. Ratoa ( 05/10/2009 22:04)
misy divay mampiakatra dia misy mampidina ka. Ny whisky aloha dia malaza mampidina. Dia misy koa mankarary afero (bile) dia misy koa misakana ny afero tsy harary.
10. niryna ( 08/10/2009 16:48)
arialy:

saliii daolo e
hono oa ze mahalala , mampiakatra tension ve ny raisin fa tsapako fa in 2 zay za no nihinana raisin de nitovy ny zavatra nahazo ana
otry ny lasa henjana ny nuque, vizana hafahafa izany, ts de haiko koa ny mitantara azy
fa de mangataka fanazavana am ze mahalala é ! misaotra mialoha
:)


Raha ohatra ka anome ra ny olona dia omena voaloboka maina raisin no anarany aty,omena azy mialoha io fa sady misy iron no mampiakatra ny ra .Izany hoe mampiakatra tosidra ny voaloboka maina,na voaloboka tsotra koa aza ary noho izany ireny olona foany diabete ireny dia tsy mahazo mihinana mihoatra ny 12 satria misy siramamy ,toy ny akondro ihany koa ,antsasany na kely iray

ka raha toa ka be tension izany hianao dia tsy tokony ihinana voaloboka betsaka fa mampiakatra ra
fa raha ambany kosa dia tena manampy amin'ny tosidra io toy ny divay ihany sy ny jus de raisin
11. arialy ( 19/10/2009 15:11)
misaotra anareo e,
:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2691