Lesona tany ONU
1. remahity
(
28/09/2009 16:43)
les connards de tout bord, en abordant la bonne raclée subit par les TGV à NEW york, laissent divaguer leurs sentiments dans des propos futiles sans intéréts, :
1)ny pro Ravalo ? hifandom-bera hono ry zareo , ary nisy mihintsy ny nirehake hoe eto ambavaka ny , tout en utilisant des propos insultants , haineux
2)Ny pro HAT?: minimisent, en debitant des betises, debagoulant des conneries genre ndao hialana ny sadc, tsy koi, l\'important c\'est d\'etre président
or ty lesona azo tsoahe t@ iny lian\'i TGV à New york iny dia tsotra:
1)Mr TGV tu es le chef à Madagascar, on accepte, Ravalo on oublie, conséquence: TU ES INVITE à l\'ONU
2)mais tu n\'as pas droit à la parole, car tu es loin d\'étre le representant
conclusion:
Tu es le CHEF, mais tu n\'es pas le representant, Fais un effort
c\'est à dire: Appliquer Maputo 2 (limoger le PM et les Ministres HAT, ouste tout le monde! ):
-non retour de ravalo à Mada
-Mais Mouvance ravalo, radidy, zafy au gouvernement
ka izay raha io lehe laha mbo tsy hainareo, ka misary gege @ izay manarake

répondu par maryline le 01/10/2009 06:30
5. pikatti
(
28/09/2009 17:02)
Tu es le CHEF, mais tu n'es pas le representant, Fais un effort
chef sans valeur leity io bainn a
Effort inona no hataony eo ???
Firy zay no vaha olana teo anatrehany saingy nosiniaviny fotsiny de basta
Zany refa sans valeur ,soa ihany fa ny olona zay miresaka @ gasy dia mahay manavaka fa lay TGV isany no vendrana io fa tsy ny Malagasy satria fantatry ry zalahy fa tsy reven'ny Malagasy ntsony le fanonganam-panjakana
7. pikatti
(
28/09/2009 17:10)
ka i toi anie ry Ifiona no nandrasako hanao an'leh " :-D :-D :-D "
zah aza mba manao slt kou :-*
zah aza mba manao slt kou :-*
8. ifiona
(
28/09/2009 17:18)
aza fefena @ salut fa toundé... :-D :-D
hay ve enao ty mba mety sérieux ihany é... sérieuse mantsy e!
:lol: 8O :@

10. xxx
(
28/09/2009 17:30)
Fa serieuse ahoana koa ry i Fiona ??? sa ve ilay ramatoa hoe Noue ity pikatti.
11. xxx
(
28/09/2009 17:38)
Misy very tadidy ry zalahy zany klé
Noue l'ty sipa Manjabe ,entana dôro
pikatti bandy be basy
Noue l'ty sipa Manjabe ,entana dôro
pikatti bandy be basy
12. zoam
(
28/09/2009 17:45)
raha tany @ tany atao hoe democratie no nisy an'io nataon'i hat io efa efa ela no nanipy gant saingy io moa araka an'ilay fiteny hoe tano ny azo fa sarotra ny mila
logique be i rois de fous olona 20 no mba nifidy azy

13. xxx
(
28/09/2009 17:59)
xxx-10 alias Noue alias pikatti:
Misy very tadidy ry zalahy zany klé
Noue l'ty sipa Manjabe ,entana dôro
pikatti bandy be basy
self-satisfaction
14. diloo
(
28/09/2009 20:00)
Remahity-->
Nao koahy lekely, nentenko avao koahy ty safahanao anabo io.
ia io koahy miboaboa mare.
La ia iraika avao mahay raha eto, milanao olo an-sans-filo any anano raha hampamokatsy ty fierenana(rivière).
Olo aby an-toliara any mila olo mpanavotse.
Ka la vatan'ia mivola:" ka izay raha io lehe laha mbo tsy hainareo,
ka misary gege"
ia avao ty seritse, ndreky koa gege mivolambola fahatana avao.
Sois humble mon pote et arrétes d'étre pédant à chaque fois.Car dès fois, sans que tu ne t'en rends méme pas compte, tu n'honores plus ta région. A bon entendeur. :wink:
ka izay raha io lehe laha mbo tsy hainareo, ka misary gege @ izay manarake
Nao koahy lekely, nentenko avao koahy ty safahanao anabo io.
ia io koahy miboaboa mare.
La ia iraika avao mahay raha eto, milanao olo an-sans-filo any anano raha hampamokatsy ty fierenana(rivière).
Olo aby an-toliara any mila olo mpanavotse.
Ka la vatan'ia mivola:" ka izay raha io lehe laha mbo tsy hainareo,
ka misary gege"
ia avao ty seritse, ndreky koa gege mivolambola fahatana avao.
Sois humble mon pote et arrétes d'étre pédant à chaque fois.Car dès fois, sans que tu ne t'en rends méme pas compte, tu n'honores plus ta région. A bon entendeur. :wink:
15. diloo
(
28/09/2009 22:50)
Remahity-->
Néanmoins, je suis d'accord avec toi à propos de l'utilisation de la foi à des fins politiques. :wink:

18. fijo
(
29/09/2009 22:42)
raha ilay lesona aloha,dia marina tanteraka io voalazan'i remahity io.
fa izany akory tsy ahasakana ny filazan'ny olona ny heviny (faly na mody manamaivana )ny tranga.

20. milamm
(
30/09/2009 02:21)
Tsia ,hevitry remahity irery io fa tsy ny rehetra ,noho ny nataony de tsy azo ekena misy 20 millions ny malagasy mitondra fahafahambaraka,matoa nolavina nandray fitenenana de tsy sefo ,na tian'ela na tsia.
sefo ? avy aiza ? sefony pampihorohoro otrany ao guinea v ?fahafahambaraka io fa tsy rehareha,lesona azo tsoahina tsy ekeny fikambanana iraisampirenena izany fakana @ herisetra fahefana izany sokafy tsara ny maso sy sofina,ao honduras izao de tsy misy hafa nefa tohanany security council UN,US le filoha voafidy nitsoaka otrany Ravalo niverina ao antanindrazany,ny vondrona afrikana sadc aza mitsipaka an'i andry ndikindreniny de ol misaina v no hanaiky anzany ? aza ampenarina lesona tsy alehany remahity ny zaza malagasy