Arahaba ririnina Pikatti sy zoam vao avy natao didimpoitra

1. terrywui ( 28/09/2009 15:37)
Natao didimpoitra omaly izy mitsam ireo ka vao avy nanatitra ro-patsa kely ho andry zalah aho zao sady nanome rambondamban'ny maty tsirairay azy mtsamy ko,
--nalahelo be mantsyizy matsam de niverina tsotsoka ny fikany, fa tsy hiraharaha ze SADEC sy ONU sy UA any tsony ny FANJAKANA, fa hizotra samirery any amin'ny fifidianana sy ny fikarakarana rehetra manomboka izao ! misy firenena maromaro efa vonona hanampy amzany fifidianana izany ary nanolo tanana amin'ny entimnanana rehetra !!...

--de mba tsy ho ela fery letsy Pikatti sy Zoam an !! de bizou anareo mtsam tapaka soamantsara ny fika !! ha ha hon hon hoin !!
répondu par xxx le 28/09/2009 18:08
2. ifiona ( 28/09/2009 15:47)
ary ny tadi-poatran'i wiwi ve efa tapaka ko

:roll:
3. pikatti ( 28/09/2009 16:24)
ary ny tadi-poatran'i wiwi ve efa tapaka ko
=)) =))
4. pikatti ( 28/09/2009 16:27)
hizotra samirery any amin'ny fifidianana sy ny fikarakarana rehetra manomboka izao ! misy firenena maromaro efa vonona hanampy amzany fifidianana izany ary nanolo tanana amin'ny entimnanana rehetra

inona l'lty zany resak'elah zany klé, resaky ny "sans valeur" :-D :-D :-D
5. xxx ( 28/09/2009 18:08)
sans qualité hatramin'ny le resaka foronon'i wiwi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1355