Lehilahy lehibe tsy mahay mipetraka
1. Snowhite
(
28/09/2009 10:33)
Misy olona d tena tsy haiko mintsy ny fomba fisainany,lehilahy lehibe no tiako ho tenenina eto na ireo efa manambady.
olona mifanerasera isan'andro v d tsy mba ho resahina?zah mantsy ts mba mahay miavona zany sady tsy mety kou zany.Kanefa refa iresahana tonga d manararaotra b,mitetika ny hambabo ny fony sipakely fotsiny.Ndao ho atsy ndao ary,blabla.mody ekeko ny zavatra teneniny avy eo mitonantonana tsara,reny olona reny zany amiko mila atao tonga saina tsara mintsy e.
Ny ahy tonga d ts manaitra anah mintsy vo oe olona efa manambady zany,ra ts fantatra mou atao aona,misy mantsy zao mody jerena bandy kely kay efa manambady ra sendra mitia ireny dia manamboatra saina aingana,ny rangahy mou d tsy lazaina tsony fa te handou b zah raha voa mahita oe manadaladala anah.
Tsy manome tsiny ireo zay tia an'ireny alou na manaiky rebireben'ireny na kou sipakely miaraka aminy fa ny ahy iny tsetsatsetsa tsy aritra sady matetika efa fahitako d aleoko mba zaraina eto.
Ataoko mirediredy eo

répondu par ni81 le 04/10/2009 14:56
2. simplex
(
28/09/2009 11:37)
ka zay le hoe ho any tsy ho any ee :)
ra mazaka moa dia efa fahasoavan'A/tra izay... ra tsy mahazaka dia efa misy any antrano :lol:
sao dia diso manja loatra kosa aloha ndriko ee :P:^)
;-)
3. ni81
(
28/09/2009 11:39)
tsy lazaina tsony fa te handou b zah raha voa mahita oe manadaladala anah.:lol: :lol: :lol:
6. xxx
(
28/09/2009 13:06)
simplex:
ra mazaka moa dia efa fahasoavan'A/tra izay... ra tsy mahazaka dia efa misy any antrano :lol:
;-)
mort de rire hoy ny ankizy :-D :-D
7. Mirananirina
(
28/09/2009 13:13)
betsaka anie ny vhv kely ,miaraka aminy antitra eh.Koa raha iny moa no tiany atao ahoana raha ohatra ka celiba ilay rangaha.Tsy hitako izay maharatsy izany.
9. RATOVOARY
(
28/09/2009 13:27)
Snowhite :lol: , le avatar aloha tsy ratsy e! Raha tsy zany ve hahatorana bainn! :-D :-D Tsy haiko hoe inn le blème hoe rehefa tsy tianao fotsiny izy de odio fanina e! Raha mi-insiste dia tsory aminy ny tsy fitiavan-dry azy na tsipazo teny manindrona kely eny antsefatsefany eny. Tandremo anefa fa misy ohatra fitenin'ny olona gaigy be izay any hoe: Mihambo ho tsy tia vary mohaka nefa mahalany masiso iray vilia (lovia).
De misy koa le hoe "Mifay fotsy nefa misotro ronono" ka sao lahy any aoriana any tafiditra ihany rehefa sendra ny tsy azo idifina e!

10. Snowhite
(
28/09/2009 13:38)
simplex:
ka zay le hoe ho any tsy ho any ee :)
ra mazaka moa dia efa fahasoavan'A/tra izay... ra tsy mahazaka dia efa misy any antrano :lol:
sao dia diso manja loatra kosa aloha ndriko ee :P:^)
;-)
zay angaha
le diso manja loatra alou ts tsapako e,zany oe be loatra iany ny mba tia ny tena lol
mdr
11. Snowhite
(
28/09/2009 13:49)
RATOVOARY:
Snowhite :lol: , le avatar aloha tsy ratsy e! Raha tsy zany ve hahatorana bainn! :-D :-D Tsy haiko hoe inn le blème hoe rehefa tsy tianao fotsiny izy de odio fanina e! Raha mi-insiste dia tsory aminy ny tsy fitiavan-dry azy na tsipazo teny manindrona kely eny antsefatsefany eny. Tandremo anefa fa misy ohatra fitenin'ny olona gaigy be izay any hoe: Mihambo ho tsy tia vary mohaka nefa mahalany masiso iray vilia (lovia).
De misy koa le hoe "Mifay fotsy nefa misotro ronono" ka sao lahy any aoriana any tafiditra ihany rehefa sendra ny tsy azo idifina e!
kah le bainn mintsy no mahazendana kou
ts d tena bainn anie fa eo @30-50 eo e
misaotra @le fomba fitenenenana fa misy ho sainina
12. Snowhite
(
28/09/2009 14:05)
Mirananirina:
betsaka anie ny vhv kely ,miaraka aminy antitra eh.Koa raha iny moa no tiany atao ahoana raha ohatra ka celiba ilay rangaha.Tsy hitako izay maharatsy izany.
ka zay anie no nataoko teo ambony oe ts manaratsy ny hafa zah e
fa le izy atao amiko no mampanontany tena ahy
13. soanja
(
28/09/2009 14:16)
Snowhite:
Mirananirina:
betsaka anie ny vhv kely ,miaraka aminy antitra eh.Koa raha iny moa no tiany atao ahoana raha ohatra ka celiba ilay rangaha.Tsy hitako izay maharatsy izany.
fa le izy atao amiko no mampanontany tena ahy
Tsotra ianao, sariaka, tsara tarehy , sns sns... ireo dia mahatonga ny olona hanararaotra tokoa indraindray.
Rehafa misy mikoty ka tsy tiana ilay olona dia lazaina mazava masoamaso eo fotsiny hoe "NO" na "TSIA" sady tsy asiana filirony mihitsy mazava sady fohy. Tokony ho fantatr'izay misaina tsinona ny dikan'io. Fa raha kosa manome fotoana anao izy dia manaiky ianao nefa tsy tonga sns sns dia tsy voatery hahazo izany izy satria aminy mety nisy tsy fahafahanao tany amin'ilay randevo na mitady hevitra hafa indray izy.
14. cutie
(
28/09/2009 20:00)

mila hentitra zany raha azoko tsara :-D :-D :-D
15. soanja
(
28/09/2009 20:03)
Ie. Hentitra ny valin-teny! NO :-D sady miala eo ianao. Sa mbola misy zavatra azo atao ankoatrn'io koa?
18. Snowhite
(
29/09/2009 11:05)
soanja:
Snowhite:
Mirananirina:
betsaka anie ny vhv kely ,miaraka aminy antitra eh.Koa raha iny moa no tiany atao ahoana raha ohatra ka celiba ilay rangaha.Tsy hitako izay maharatsy izany.
fa le izy atao amiko no mampanontany tena ahy
Tsotra ianao, sariaka, tsara tarehy , sns sns... ireo dia mahatonga ny olona hanararaotra tokoa indraindray.
Rehafa misy mikoty ka tsy tiana ilay olona dia lazaina mazava masoamaso eo fotsiny hoe "NO" na "TSIA" sady tsy asiana filirony mihitsy mazava sady fohy. Tokony ho fantatr'izay misaina tsinona ny dikan'io. Fa raha kosa manome fotoana anao izy dia manaiky ianao nefa tsy tonga sns sns dia tsy voatery hahazo izany izy satria aminy mety nisy tsy fahafahanao tany amin'ilay randevo na mitady hevitra hafa indray izy.
ka ilay olona anie tsy mikoty mivantana d tsy azoko tenenina oe NO na TSIA.So de avadiny aty amiko ndray d wen zah.Ka zay ndrindra le tena grand defaut eo amiko,tsy tiako le manawen na mandratra olona,efa tiako ovana io toetra io fa ts mety.Aleo fa hiezaka iany zah
20. soanja
(
29/09/2009 11:51)

Amin'izao fotoana izao aloha mety tsy hisy intsony ilay mikoty mivantana fa tsy maintsy asiany filirony foana hoe " Ndao ho atsy sy ho " ary sns sns... Tsy misy resaka lavabe ireny fa tonga dia NO na TSIA. Olona manambady izy ka haninona ary sy atsia. Raha vao manaiky na mody manaiky dia araraotiny tokoa. Ny lehilahy tsy kely lalana raha io resaka io.
Ny tiako tenenina dia tsara ny sariaka fa ny toy izany tsy asiana fahasariahana fa dia tonga dia ferme. Amin'izay fantany fa manana fetra/ fefy ianao amin'ny fiainana fa tsy baranahany.