FA DIA INONA LOATRA ARY NY RATSY NATAOKO ANAREO

1. TEGEVE ( 26/09/2009 22:03)
Tsy manaika an'izay "invitation"p...nareo izany intsony izaho @ manaraka manala-baraka fotsiny :evil: :evil:
répondu par reeves le 28/09/2009 10:33
2. xxx ( 26/09/2009 22:07)
tena OK mou le tany o =D> =D> =D>
3. xxx ( 26/09/2009 22:15)
Au nom de la SADC, il s’opposait à la prise de parole des représentants de Madagascar, et rappelait à l’Assemblée Générale que Madagascar avait été suspendu de la SADC et que cet organisme ainsi que l’OUA avaient refusé de reconnaître les autorités en place
Madagascar-Tribune.com
4. xxx ( 26/09/2009 22:45)
MAMANGY ^fahoriana TGVENDRANA ô ,tsy aleo dia tsy miverina any MCAR intsony dia ny vady amnjanany no hafenina ,AZA VENDRANA IHANY FA HATAON'olona patin fotsiny oa hihihih,te hanao eo koa ,angaha mora2 ty izy,!!!
5. xxx ( 26/09/2009 22:58)
Andry Rajoelina boycotté devant l'ONU

www.jeuneafrique .com
6. xxx ( 26/09/2009 23:00)
7. xxx ( 26/09/2009 23:03)
26/09/2009 10:37:50 | AFP
Andry Rajoelina boycotté devant l'ONU


Beaucoup de pays ne reconnaissent pas la légitimité d'Andry Rajoelina
© AFP
Le président du régime actuellement en place à Madagascar, Andry Rajoelina, a été empéché vendredi de s'exprimer devant l'Assemblée générale de l'ONU à la suite d'une intervention des pays d'Afrique australe.

Intervenant au nom de la Communauté de développement d'Afrique australe (SADC - 15 pays), le ministre des affaires étrangères de République démocratique du Congo (RDC), Alexis Thambwe Mwamba, a soulevé une objection à l'intervention d'Andry Rajoelina, dont la légitimité est contestée par de nombreux pays d'Afrique.

Le président de l'Assemblée générale, Ali Triki, a alors mis une motion au vote, lequel a été favorable à la position de la SADC. La délégation malgache a alors quitté la salle.

Le vote portait sur le point de savoir si une décision antérieure d'autoriser Andry Rajoelina à s'exprimer était valide ou non. Le non l'a emporté par 23 voix contre 4, avec 6 abstentions. L'Assemblée générale de l'ONU compte 192 Etats membres.

On ignorait vendredi soir si ce vote serait définitif ou si la délégation malgache aurait une nouvelle chance de s'exprimer samedi ou lundi, dernier jour du débat annuel de l'Assemblée.

Lâché par l'armée et sous la pression de la rue, le président de Madagascar réélu en 2006, Marc Ravalomanana, avait été contraint le 17 mars dernier de remettre ses pouvoirs à un directoire militaire qui les avait immédiatement transférés à son rival, M. Rajoelina.

De nombreux pays et organisations, dont la SADC, l'Union européenne (UE) et l'Union africaine (UA), considèrent cette prise de pouvoir comme un coup d'Etat et réclament le retour à l'ordre constitutionnel dans ce pays de l'océan Indien.

Tous droits de reproduction et de représentation
TENA K.O LE TANY =)) =)) =))
8. xxx ( 27/09/2009 00:52)
9. xxx ( 27/09/2009 01:17)
http://img32.imageshack.us/i/552383390.jpg/mbola fety be ny aty é,
,cour des grands anie io ry zalahy é,tsy nisy capsat ve tany @ ONU
:-D :-D
10. pikatti ( 27/09/2009 10:19)
Mamangy @ fahoriana zany é,de aza manambé
anatra kely fotsiny ty ,aza mba manao coup d'état ntsony fa elah nataon-dry zalahy fitaovana fotsiny sady refa tsy hay aza mitonatonana :-D :-D
11. xxx ( 28/09/2009 06:43)
TEGEVE ihany ity fa nivadika XXX aleoko maty toy izay afa-baraka ; hamono tena aho e! tsy tantiko intsony izy izany midrogue foana zah vao mandry ny saiko tsy mahita tory intsony
12. mihasina ( 28/09/2009 06:45)
Salama daholo an !
Tsy sanatria akory ka hamaly ny teninareo aho na koa mindany amin'izatsy na zaro fa mba manakambara kely fotsiny :
1-Iza no mahazo tombontsoa ny @ fikatsoany firenena ?
2-Izay rehetra milaza fa izao no atao dia tafavoaka ny firenena, raha itsy no hajaina sy harahana dia ho afaka @ izao ady lahy politika izao isika, hanaiky ho aza ny any ivelany...
Ny zavatra mahagaga sy mahavariana anefa dia milaza mahita ny marina sy lalana haleha daholo ny tsirairay. Amiko izany toa tsy marina intsony ilay fitenenana hoe :"TOKANA NY MARINA" fa lasa MARINA be dia be no misy eto M/car
Manarak'izany milaza fa KRISTIANINA daholo (miala-tsiny @ finona hafa) kanefa aiza izay mba fijoroana vavolombelona izay mifanaraka @ tenin'A/tra ka entina hampandrosoana ny firenena fa dia mety hisy kristianina kely be dia be koa izany.
Raha ny fijeriko ilay fivoriana tany ivelany nahatrehany mpitondra @ izao fotoana izao aloha dia tsitra fotsiny :
LOGIQUE be ny fihetsiky ny SADC satria ny SADC no tsy nankasitraka voalohany ny zava-niseho teto M/car, tsy hijery aho hoe iza no ambadik'izany fa rariny sy hitsiny ny azy raha toa ka tsy nanaiky hatraminy farany izy. Ka eo anatrehan'izany rehetra izany no tokony handinihany HAT ny paikady sy lalana tokony hitondrana izao firenena izao raha toa ka vonona sy hitany ny teniny nataony izy ireo.
Izay fa misaotra antsika nahavaky hatraminy farany.
RLM !
13. xxx ( 28/09/2009 07:43)
TEGEVE ihany ity fa nivadika XXxmessage aleoko maty toy izay afa-baraka ; hamono tena aho e! tsy tantiko intsony izy izany midrogue foana zah vao mandry ny saiko tsy mahita tory intsony

ndraso klou tsaraina elah klé
14. pikatti ( 28/09/2009 07:53)

Raha ny fijeriko ilay fivoriana tany ivelany nahatrehany mpitondra @ izao fotoana izao aloha dia tsitra fotsiny :
LOGIQUE be ny fihetsiky ny SADC satria ny SADC no tsy nankasitraka voalohany ny zava-niseho teto M/car, tsy hijery aho hoe iza no ambadik'izany fa rariny sy hitsiny ny azy raha toa ka tsy nanaiky hatraminy farany izy. Ka eo anatrehan'izany rehetra izany no tokony handinihany HAT ny paikady sy lalana tokony hitondrana izao firenena izao raha toa ka vonona sy hitany ny teniny nataony izy ireo.
Izay fa misaotra antsika nahavaky hatraminy farany.
RLM !

Misaotra anao Ndrematoa RaLaiMongo
MITOHY NY TOLONA
15. reeves ( 28/09/2009 10:33)
Ho diso fanantenana be ny Herin`ny fanovàna sy ny Frantsay satria tsy mbola nisy mihitsy HERY sy VOLA ( ny CAPSAT sy ny Volan`ny Frantsay hafafy entina nanao ny Coup d`Etat ) ka afaka nanakana ny volonté n`ny peuple iray ( ny majorité no tiana ho tenenina eto ) . Tsy hoe nisy ny fozaorana dia ireo no hanapa-kevitra ho an`ny Malagasy 22 millions .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0536