Sa sao de kapisily anaty ranomasina ao Atsonjombe ve ?

1. terrywui ( 26/09/2009 12:10)
Kobo be ane nareo 3mvs sy ny TIM reo fa mataoatra an'Antsonjombe ee!! rah ten izy aza anef de tokony ho faly be nareo satri malalaka ny toerana ! fa ny marina dia izao : "Milaza tsy hiakatra an'Antsonjombe i Zafy Albert satri ef kobony fa ts ampy oul,mety hanaraka hiverina kou Ratsiraka ,ka mailo ry zalah TIM ambiny satri ngoda be Antsonjombe ny vahoaka anefa viviny kely de efa hainy mialoha io baraka be eran'izao ttlo zao io ,de nanapakevitra iany oe aleo ho eny Mahamasina iany handrangitra miaramila e! sao de mb be maty eny hiampangana ny Mpitondra ee! mba hainareo moa fa efa lasa mialoha ny 3.500.000fmg na 700.000ar hofan'ny Mahamasina ?? haindry zalah 3mvs tsara zan ary ef nampahalalaina azy !! fa rà latsak no tena tadiaviny (?)ze manaiky ampifandomina amin miaramila atao sorona no ilainy !!! ka maninona rah nila an'i Mahamasina rah nefaina mialohan'ny an'ny STAR le caution ?? mahamenatr be aloh rah oul vitsy kely ao anatin'Antsonjombe zany e!! aleo iany mandrangitra miaramila mb hitifitra de ravaina automatique Antsonjombe avy eo sao de ""kapisily atsipy anaty ranomasina eo !!!""" tsary hita akory oe misy oul any eo Antsonjombe nefa ny matos raitra be !! ha ha ha ha hon hon hon !!zao miady amin lakrimozena ndray !!!
répondu par diloo le 27/09/2009 23:44
2. xxx ( 26/09/2009 12:44)
fanakiviana ny mpitolona ireny lesy e,mody omena eny mahamasina dia tsy omena tampoka ,efa hita fa matahoatra de toute facon tsy ho very maina izao tolona izao ,efa natomboka tsy maintsy tafavoaka na i tgv lazain'elahy fa nahazo fitondrana aza ,inona no fitany hatramin'izao ?
3. terrywui ( 26/09/2009 12:50)
Tsy nisy autorisation mahamasina zany lets azon'ny 3mvs fa efa nampilazaina mazava ry zareo fa efa ity ny vance sy ny recu an'ny star a!! efa hainy izany fa le hanao sorona le tim efa vitsy kely no nahamaika andry zalah !!
-
na i tgv lazain'elahy fa nahazo fitondrana aza ,inona no fitany hatramin'izao ?

olona tsipazana hoditrakondro lava tsy avela hiasa ve inona ary no ataony eo !! angah nisy tany niainana malmmm zany ny TGV hatramzay nipoahan'i Ravalomanana ny vola rehetra tao zay ee!! izay 7 na 8 volana ve ahavitana inona na de atao oe nilammm aza !! ny an'ny sasany aza 7taona ngarangidiny vao maika nilentika avo 10heny le firenena kou !!!
--- aza tapenana ny maso ee! ze marina eritreretina !!
4. xxx ( 27/09/2009 03:32)
wainnn be hip hip hip hourraaaaaaa
nihinana ndray ny mpankatra fanjakana tany ONU =D> =D> =D>
5. xxx ( 27/09/2009 09:32)
Ao anaty 7 -8 mois ny mpangalatra fanjakana ohatra andraDOMELINA TSY TAITRA ENAO ra tery saina fa EFA TAPITRA FONGANA 'i DEFO mpangalatra ny banque centrale .Enao no mapihomehy hasainy mivovo eto ,i RADOMELINA TSY TONGA TANY PARIS @izao fa nitondra volabe AZO ta@halatra viDINA BOIS DE ROSE ANY SAVA ????? HASAINA MANAGALATRA tsy mandoa douane ny VAHINY MITAONA NY FANANA'ny gasy ,IZANY NY ZAVABITAN'ty VENDRANA HAROVANAO ????
mIARO NY TOMBOTSOANA'NY vahiny ,dia mameno paosy fa enao miwawwaa fona eo fa ny karamanao vary mitsangana raha tsy hoe ny ralahiny enao dia mahazo 4*4,@izao fanjakana ALIKA IZAO VAO TENA HAMIDY MADAGASIKARA?MIARAMILA @i RADOMELINA sy RAMAROSAONA no miambina ny faritra misy harena ,tena TSY VANONA TSY VALAHARA ? hamidiny hatra@MAKI FA MATAHOTRA NY HO FATY rahampitso angamba ,SOTROY TSARA NY BONBON anglais nanabazana anao ry BABAKOTO a!!!!!!dia MIREHAREHA FA POTIKA MCAR!!!!!mapihomehy BE le jiolahy DJ NAVOAKA TAO ONUhihihi waina be hohoho
6. pikatti ( 27/09/2009 09:52)
mapihomehy BE le jiolahy DJ NAVOAKA TAO ONUhihihi waina be hohoho
=)) =))
7. diloo ( 27/09/2009 23:44)
Misy resaka ny fialàna pa tany ONU indray ato izany kle.
Dia mba io resaka Mahamasina io no hibontsonana eto.
Dia araroaty aloha, dia mbola herimbasy transition (provisoir io) no mba hafahanareo mijoro.
Rehefa tsy manankery intsony ny fampiasana ny basy, ary ho avy tsy ela ny fampiarana izany avy amin'ny miaramila tonga saina, dia ho hita eo raha mbola hibontsina ny fianakam's tia rà-mbahoaka sorona.
Mandra pa aloha dia mandehana mitsena an'i ingahy appelez moi président eny Ivato hanaovanareo fetin'ny fahazoana ny reconnaissance rivotra ny ONU.
Dia aza adino ny mitondra kapila hanaovana DJ sy diha tectonic.=))
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.2282