Vaovaon'ny Mahamasina

1. zakilinina ( 26/09/2009 09:56)
Tantarao
répondu par diloo le 27/09/2009 23:52
2. Noue ( 26/09/2009 10:02)
hatraozao aloha dia:


Tirs en l'air et premier jets de grenades lacrymogènes, côté Isoraka
et aux alentours du stade de Mahamasina!
3. menalamba ( 26/09/2009 10:14)
Fa ahoana no sakanana toy izao ny olona? F'angaha tsy efa nahazo alalana hankeny Mahamasina?
Sao dia tsy ho tantin'ireo ny faran'izao atsy ho atsy? :evil:
4. tsimatimanota ( 26/09/2009 10:54)
MINAN NY FIVOAHAN DONTONY MIHITSY IRETO TGV IRETO
BERK
5. dadabe ( 26/09/2009 11:43)
nareo r'ireto aza tonga dia manome tsiny a, efa voalaza fa hoe tsy sakanana ny fihetsiketsehana fa kosa nametraka mazava tsara ny mpitandro filaminana fa eny anjombe no hanaovan'ny 3 mopuvance azy, satria ny mahamasina efa lasan'ny brasserie star, nisy vola efa naloha avance mba ahazoana an'i mahamasina.fa m bola minia makeny mahamasina ihany ny 3 mouvance , mba misina r'ireto fa olondehibe nioanatra ihany a
6. terrywui ( 26/09/2009 11:59)
ok dadabe miseho ho be saina nef kely endaka !! maty ao laisany fa be mokony loatra ka !! efa nomena an'Antsonjombe ve ry lerony de mbola mila vaniny Mahamasina iany ?? tena rariny ry capsat rah loahana any ireo fa miseho azy ho ambony lalàna ah !! asio ao Ra- Lilison a!! rah tsy bebe no fay tsy hanao koa ireo !!! efa Antsonjombe zao ve de mbol inona ndray kléé!! mila ady sa efa vizan'ny miaina !! mifanaraha amin'ny lohambarahina ao ny nofo ee! ze iray loaka !!
7. zakilinina ( 26/09/2009 15:23)
fa hono hoà, zone rouge ve mahamasina sa tokony harovana koa ireo SEZA maro be eny @ gradin sy tribune ireo ?
8. yonikafopl ( 26/09/2009 17:02)
mba hanontany kou za eto wenisy zavatra nataon Star marina ve to mahamasina sa tsia???????, fanontaniana ho an'i dadabe io
9. hery ( 26/09/2009 19:32)
Efa niteny ny star hoe tsy hanao eo Mahamasina indray fa omeny ny 3 mouvances ny toerana.

Io mitifitifitra io ihany no hampiala an'i Ndefo sy Andry Rajoelina eo. Tsy tadidiny sahady ny t@ 8 volana lasa? Izy aza teny Ambohitsirohitra no notifirina mbola nahavita nanala an-dRavalo...

Tsy ho ela io.
10. menalamba ( 26/09/2009 19:55)
Mpamosavy malemy ny HAT ! ny Malagasy iray rà aminy ihany no haripany ,sady mahery an-tanana sahala @ akoho an-garaba, rehefa miakatra an'Antsofinondry anefa tonga dia poa-maso.Naninona no tsy nanao bodon-gerona sahala @ fanaony tonga dia naka micro sy nanambana basy koa rehefa tsy nomena fitenenana? Vao miampita rano dia ataon'ny olona toy ny fako.... :-D :-D
11. yonikafopl ( 27/09/2009 12:20)
ka raha tsy nisy nininn tao Mahamasina de tsy nisy nahadiso ny 3 mouvances ra nisisika ny ho ao izy satria ny prefecture efa nanaiky ny fangatahany(sa diso ve za?), fa ny ekipan TGV (PDS) no nanakana.
12. diloo ( 27/09/2009 23:52)
Sali Menalamba,
Hoy ianao:
Naninona no tsy nanao bodon-gerona sahala @ fanaony tonga dia naka micro sy nanambana basy koa rehefa tsy nomena fitenenana? Vao miampita rano dia ataon'ny olona toy ny fako....


Valiny : sans commentaire
=)) =)) :wink:
Manaraotra ny tary fa mialapa ny ONU, dia Mahamasina no sisa hibontsonana. :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4147