REGARDER VIDEO Andry RAJOELINA exclu de l'ONU

1. vatofototra ( 26/09/2009 04:27)
REGARDER VIDEO Andry RAJOELINA exclu de l'ONU

Andry RAJOELINA a été exclu de la tribune par

l'Assemblée Générale de l'ONU avant sa prise de

parole à New York le 25 septembre 2009

Partie 1 : Débat
Partie 2 : Débat et vote

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par vatofototra le 28/09/2009 16:28
2. Mirananirina ( 26/09/2009 09:14)
Misaotra anao =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. menalamba ( 26/09/2009 09:24)
Raha teo akaikiko ilay rangahy Congolais niteny iny dia nobédaiko mihintsy sy nomeko fisaorana mitafotafo. :-D
Ary toa vao maika niha boda bé hoaho ny oron'i ny hasina andriamanjato teo @ sary é,hany ka vao mainka niseho daholo ilay kiloadoaka teo @ tarehiny nisintomin'ilay orony... :^) Tena noheveriko fa mananasy ilay sary fa tsy olona t@ voalohany :-D :-D
Ahahaaaa...!!!!
4. vatofototra ( 26/09/2009 11:15)
Mankalaza e
5. vatofototra ( 26/09/2009 21:10)
samy misintona lesona tandrify azy
6. vatofototra ( 27/09/2009 11:31)
Betsaka ireo manely tsaho fa voavidy hono ireo firenena nanohitra an'i Andry tany @ ONU

REGARDER VIDEO Andry RAJOELINA exclu de l'ONU

Andry RAJOELINA a été exclu de la tribune par l'Assemblée Générale de l'ONU avant sa prise de parole à New York le 25 septembre 2009

Partie 1 : Débat
Partie 2 : Débat et vote

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
7. diloo ( 28/09/2009 00:58)
Misaotranao Vatofototra, ary mankasitraka ny fanomezanao ny vaovao ofisialy, fa tsy ireny oronan-tsary faosika natao tao @'ny lapan'ny Anosilkely ireny.

Rehefa nijery ny tapany faha roa aho, dia tsy tonga saina i Triki Président de séance no koa libyen mpanampy an'i Andry raha teo lery, tsy nasaky nanome ny valin'ny vote t@'ny voalohany, raha tsy nitairin'ny delegasiona Congo lery, manao hoe:
Mr. le Président, nous sommmes tous la plupart, des juristes dans cette salle, alors, nous vous demandons si le vote de 23 pays contre 4 et 6 abstensions, ne requiert pas une réponse de votre part si oui ou non Mr. Andry Rajoelina prendra ou pas la parole dans cet hémicycle.Alors que la majorité du vote ne veut pas qu'il prenne la parole.Prenez votre reponsabilité.
Dia iny nomeny iny ny valiny ary avy eo dia niantso ny delegasiona Surinam hiomana.
Kenda be ilay Triki solotena no koa sady président de séance. Any ka nahaton'ny lery mihintsy ilay session.
Au moins aloha, ny cas Mada sy ny cas an'ilay personnage traité de sans valeur en tant que putchiste iny, dia saika nahatorana an'ilay Triki marina no sady lasa vinana. lery.=))
8. vatofototra ( 28/09/2009 16:28)
Misaotra e

REGARDER VIDEO Andry RAJOELINA exclu de l'ONU

Andry RAJOELINA a été exclu de la tribune par l'Assemblée Générale de l'ONU avant sa prise de parole à New York le 25 septembre 2009

Partie 1 : Débat
Partie 2 : Débat et vote

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7216