andry

1. fijo ( 25/09/2009 20:51)
mino aho,fa hoafaka hiteny ihany i andry androany.ny antony dia tsotra,raha tsy ahazo fitenenanna izy,dia efa nasaina nivoaka tao,ary efa nisy nasaina nivoaka tao.ka mato aizy tsy noroahina dia ahazo anjara fitenenana ihany.izay le diplomatia,fa ny takalony kosa,(io le ambadika)dia mety i le monjakely no tsy aharitra eo intsony,na dia efa manao farateny mampitahotra aza.
répondu par fijo le 25/09/2009 22:09
2. zama91 ( 25/09/2009 21:07)
miandry ny tour ny andry tgv ici 15min a l onu :twisted: :twisted: :twisted:
3. fijo ( 25/09/2009 21:09)
raha ny tokony ho izy,dia hafaka hiteny lery,raha tsy hoe hisy sahotaka be hoataon'ny SADEC ngamba
4. nancy ( 25/09/2009 21:54)
fa ahoana no raha ny tokony ho izy e? tokony tsy afaka miteny mihitsy izy aloha raha ny hevitro manokana e.

fijo:

raha ny tokony ho izy,dia hafaka hiteny lery,raha tsy hoe hisy sahotaka be hoataon'ny SADEC ngamba



5. fijo ( 25/09/2009 21:58)
nisy solontenan'ny onduras sa iza iny,avydia nasaina nivoaka satria mpanongam panjakana,ka matoa izy tsy navoaka dia tokony ahazo hiteny
6. zama91 ( 25/09/2009 22:00)
rehefa vandana dia kary e
7. fijo ( 25/09/2009 22:09)
ka lery anie kakanjila fa tsy kary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007